Association MIAHY

Association MIAHY

ASSOCIATION MIAHY Aboaroy comune Antehiroka :miahy ny beantitra , zokiolona , tanora , ny ankizy fa indrindra ireo tsisy...
14/07/2015

ASSOCIATION MIAHY Aboaroy comune Antehiroka :
miahy ny beantitra , zokiolona , tanora , ny ankizy fa indrindra ireo tsisy mpiahy

Fihaonana tamin'ireo Mpanampy sy Mpanohana ny Association MIAHY.
23/04/2015

Fihaonana tamin'ireo Mpanampy sy Mpanohana ny Association MIAHY.

23/04/2015
Izy dia Zaza nodidiana nadraisan'ny Association MIAHY Andraikitra mba ho fanampiana azy.
23/04/2015

Izy dia Zaza nodidiana nadraisan'ny Association MIAHY Andraikitra mba ho fanampiana azy.

23/04/2015
Hoy i Jesoa Kristy: "Izay  ataonareo amin'ny madinika dia ataonareo amiko koa." Ny Mpitarika ny Association MIAHY dia ni...
23/04/2015

Hoy i Jesoa Kristy: "Izay ataonareo amin'ny madinika dia ataonareo amiko koa."
Ny Mpitarika ny Association MIAHY dia nihoana tamin'ny Dokotera Italien mivady, nifampidinika izy ireo ho fanampiana amin'ny fitsaboana ato amin'ny Centre Medical Miahy.

....................Tohiny Faha Fito............................................FIVORIANA NY 18 Aprily 2015Hoy i Mpitari...
20/04/2015

....................Tohiny Faha Fito............................................
FIVORIANA NY 18 Aprily 2015
Hoy i Mpitarika ny Association MIAHY : " Ampitampitao any amin'ny Havako any ".
Ny mpikambana rehetra dia noraisiny toy ny Havany avokoa, ka ny hezaka atao dia hoy izy hoe: mba hazahoan'ny rehetra vaovao dia hisy affiche ampetaka isaky ny Fokotany rehefa misy ny fivoriana sy fiantsoana ireo Mpikambana.

Izay ny zava-bita, izay no nijoro, fa tsy nifarana hatreo anefa izany fa mbola misy ny ezaka hatao hampivoarana ny Association MIAHY.
Misy ny ary ny zavatra izay mbola ho tanterahana ka ohatra amin'izany ny:
- Ny Tournoi amin'ny Pentecôte
- Maro izy ireo fa anisany lehibe dia ny fanampiana antsika rehetra amin'ny ara-pahasamana ka hisy ny Dokotera Vahiny izay hanampy sy hitsabo antsika, Maimaipoana avokoa izany Fitsaboana izany, ny fotoana hanatanterahana azy dia ny faha 03 Mai hatramin'ny 29 Mai 2015 hoa avy izao.
Io fivoriana io moa dia nofaranana tamin'ny Fitsidihana ireo toerana misy ato amin'ny Association.

.........................Tohiny Faha Enina..............................FIVORIANA NY 18 Aprily 2015Nandritra izany anefa...
20/04/2015

.........................Tohiny Faha Enina..............................
FIVORIANA NY 18 Aprily 2015
Nandritra izany anefa dia nisy hetahetan'ny mpiray fikambana, ka ohatra amin'izany ny hisian'ny Dentiste, Ny Fampivoarana ny seraseram-pifandraisana eo amin'ny lafiny fampitana vaovao.

...........................Tohiny Faha Dimy.................................FIVORIANA NY 18 Aprily 2015Toy izao ary ny z...
20/04/2015

...........................Tohiny Faha Dimy.................................
FIVORIANA NY 18 Aprily 2015
Toy izao ary ny zava-bita nandritra izay nijorohan'ny Association MIAHY izay :
- Misy ny Clinic sy Maternité izay misy Dokotera roa sy sage femme 8,
- Misy ny Banque Money sy fivarotana téléphona, ka tsy mandeha lavitra itsony ianao
- Misy Pharmacie izay misy ny fanafody mety ilainao amin'ny fitsaboana
- Ao ny Épicerie eo amin'ny Dadafara izay amin'ny vidiny mora dia mora
- Ny Bibliothèque hahafahana mamaky boky
- Ny fianarana teny vahiny dia ny teny Français sy Anglais
- Ny fianarana zaitra maimaimpoana
- Ny Fambolen-kazo niarahana tamin'ny Association
- ny Fiarahan-mietana ny 08 Mars niaraka tamin'ny Association MIAHY
- Tournoi de Pacque
- Ny Fiarahana nifaly ny Lundi de Pacque
- Maro ny fitsaboana efa natao fa an'isany lehibe tamin'izany ny fandraisana andraikitra tamin'ny Zaza izay nodidiana, Ny Fampiterahana maimaimpoana.
Izay raha atao jery todika kely ny zava-bita.

.........................Tohiny Faha efatra................................FIVORIANA NY 18 Aprily 2015Maro ny zavatra no...
20/04/2015

.........................Tohiny Faha efatra................................
FIVORIANA NY 18 Aprily 2015
Maro ny zavatra nodinihana tao amin'ny fivoriana ka voalohany amin'izany ny jery todika ny zava-bita nandritra izay fotoana nijoroan'ny Association MIAHY izay. Nanelanelana izany anefa dia nisy ny fampisehoana ny tanleta izay hanan'ny akizin'ny Association Miahy.

............Tohiny Fahatelo..................FIVORIANA NY 18 Aprily 2015Ny Mpikambana rehetra dia mpihavana avokoa hoy i...
20/04/2015

............Tohiny Fahatelo..................
FIVORIANA NY 18 Aprily 2015
Ny Mpikambana rehetra dia mpihavana avokoa hoy ihany Mpitarika ny Association MIAHY. Tsy manary ny Mpikambana aminy ny Association MIAHY.
Nisy ny famangiana ny mpiray fikambana izay namohy havana, izay ilay hoe: " Tànana havia sy havana ka izay didiana marary"

......................Tohiny Faharoa...............................FIVORIANA NY 18 Aprily 2015Rehefa vory avokoa ny rehe...
20/04/2015

......................Tohiny Faharoa...............................
FIVORIANA NY 18 Aprily 2015

Rehefa vory avokoa ny rehetra dia natomboka ny fivoriana izay natomboka tamin'ny fotoam-pivavahana notarihan'nyMpitarika ny Association MIAHY, ary natao ny hira mari-pihavanana.

Adresse

230 AT Amboaroy Antehiroka
Antananarivo
TANA105

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Association MIAHY publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Partager