Mirindra A&JL

Mirindra A&JL Informations de contact, plan et itinéraire, formulaire de contact, heures d'ouverture, services, évaluations, photos, vidéos et annonces de Mirindra A&JL, Site web santé et bien-être, Lot VN22C, ANTANANARIVO .

🌿Produits bien-être pour toute la famille, issus de Produits naturels locaux 🇲🇬

👉Catalogue complet ici : urlr.me/edhR4Y

📦PRIX DE GROS Revendeurs dispo en MP

📍Points de Vente : Tsena Zina | Iendriko | Indian Basket | Carlton

📞034 64 505 49

🇲🇬✨ ZOMA = FITAFY GASIGASY! ✨🇲🇬Ahoana raha mba TSAKITSAKY GASIGASY koa no isafidianana androany? 😋🌿Tongava mitsidika ny ...
21/08/2026

🇲🇬✨ ZOMA = FITAFY GASIGASY! ✨🇲🇬
Ahoana raha mba TSAKITSAKY GASIGASY koa no isafidianana androany? 😋🌿
Tongava mitsidika ny STAND MIRINDRA ao amin’ny FESTIVAL RODORODO’NY TANTSAHA – Kianja Makis 🇲🇬
💚 Hankafizo ireo TSIRO GASIGASY tena mampiavaka antsika :
🌿 M**o ananambo miaraka amin’ny sésame
🐟 Kimofomofo voasesika trondro sy legioma, feno otrikaina ary vokarina eto amintsika
🥕 CACAPIGEON vita amin’ny legioma, tsakitsaky voajanahary sy matsiro
👗🇲🇬 Ary ahoana raha mba FIFANINANANA FITAFY GASIGASY no ataontsika androany?
👉 Mitafia ny akanjo Malagasy
👉 Tongava mankafy ireo sakafo tena Malagasy
👉 Ary andao hiara-haneho fa reharehantsika ny maha-Malagasy antsika! ❤️🤍💚
📍 STAND MIRINDRA 288 – FESTIVAL RODORODO’NY TANTSAHA – Kianja Makis
🇲🇬 Fitafy gasigasy, tsiro gasigasy, rehareha Malagasy! 🇲🇬

🌿✨ MIRINDRA A&JL AO AMIN’NY FESTIVAL RODORODO’NY TANTSAHA 2026! ✨🌿📅 19 hatramin’ny 23 Aogositra 2026📍 Stade Makis Andoha...
20/08/2026

🌿✨ MIRINDRA A&JL AO AMIN’NY FESTIVAL RODORODO’NY TANTSAHA 2026! ✨🌿
📅 19 hatramin’ny 23 Aogositra 2026
📍 Stade Makis Andohatapenaka – Antananarivo
Faly izahay ao amin’ny MIRINDRA A&JL manasa anareo hitsidika ny toerana misy anay mandritra izao Festival Rodorodo’ny Tantsaha izao. 🇲🇬🌱
Ho hitanareo ao ireo vokatra voajanahary MIRINDRA :
🥕 Snacks voajanahary vita amin’ny legioma: cacapigeon

🍹 Zava-pisotro manadio ra sy manatsara ny fiasan'ny taovampandevonankanina (détox)

🌿 Vovoka fanampintsakafo ( poudres nutritionnelles)

🌺 Infusions sy Thé mampahatanjaka sy manatsara ny fikorianan'ny ra

✨ Fotoana iray hahafahanao mahita, manandrana ary mahafantatra bebe kokoa ireo vokatra voajanahary novokarinay. Stand 288
💚 Tongava mitsidika anay ary zarao aminay ny hafaliana!

MIRINDRA A&JL 🌿
Ny natiora mirindra ho an’ny fahasalamana sy ny fahasambarana.

Tena fifaliana  sy fanomezana risimpo  ny ekipan" MIRINDRA  ny fampitambaovao avy aminareo mpanjifa.Mankasitraka  indrin...
20/08/2026

Tena fifaliana sy fanomezana risimpo ny ekipan" MIRINDRA ny fampitambaovao avy aminareo mpanjifa.
Mankasitraka indrindra.
🌿 COMPLEXE BAOBAB & SÉSAME MIRINDRA
✨ Harena voajanahary ho an’ny vatana!
Ny Baobab sy Sésame dia mitambatra mba hanome : 💚 Calcium & Magnésium — ho fanohanana ny taolana sy ny fiasan’ny hozatra
🌿 Fibres — manampy amin’ny fahasalaman’ny fandevonan-kanina
💪 Protéines végétales — manampy amin’ny filàn’ny vatana
⚡ Énergie — ho fanohanana ny fahavitrihana andavanandro
🌱 Vitamines & minéraux — ho fanampiana amin’ny sakafo voalanjalanja
👉 Tsotra, voajanahary ary mora ampidirina amin’ny sakafo andavanandro.

MIRINDRA 🌿 — Ny natiora ao anatin’ny firindrana.
Tel 034.64.505.49

🇲🇺🤝🇲🇬 MIRINDRA au cœur des échanges entre femmes entrepreneures de l’océan Indien !Ce 19 août 2026, MIRINDRA a eu le pla...
19/08/2026

🇲🇺🤝🇲🇬 MIRINDRA au cœur des échanges entre femmes entrepreneures de l’océan Indien !
Ce 19 août 2026, MIRINDRA a eu le plaisir de participer à la rencontre entre entrepreneures mauriciennes et malagasy, organisée à la CCIA Antananarivo dans le cadre du Forum des Affaires Maurice–Madagascar.
Une belle occasion de partager, créer des connexions et ouvrir de nouvelles perspectives de collaboration entre femmes entrepreneures de nos deux îles. 🌿✨
Parce que l’entrepreneuriat féminin se renforce lorsque nous avançons ensemble, dans l’échange et la solidarité. 💪🏽🌍
MIRINDRA – La nature en harmonie avec votre santé. 🌿

Il paraît qu’il suffit d’une bouchée… 👀Et après… difficile de résister ! 😋Découvrez POP CHOC CAJOU, le popcorn croustill...
10/08/2026

Il paraît qu’il suffit d’une bouchée… 👀

Et après… difficile de résister ! 😋

Découvrez POP CHOC CAJOU, le popcorn croustillant enrobé de chocolat et généreusement associé aux noix de cajou.

✨ Croquant. Chocolaté. Gourmand.

Un petit plaisir signé MIRINDRA 🌿

Alors… qui va craquer en premier ? ??🍿

💚 MIRINDRA — MANKASITRAKA ANAREO TANTERAKA! 💚Feno fankasitrahana sy hafaliana izahay ato amin’ny MIRINDRA noho ianareo r...
10/08/2026

💚 MIRINDRA — MANKASITRAKA ANAREO TANTERAKA! 💚
Feno fankasitrahana sy hafaliana izahay ato amin’ny MIRINDRA noho ianareo rehetra tonga nitsidika, nifampizara, nitafatafa ary nanjifa ny vokatra MIRINDRA nandritra ny FIERMADA 2026. 🙏🌿
📍 Ny Stand MIRINDRA dia niaraka tamin’ny AFAM – Association des Femmes Autoentrepreneures, ary tena faly izahay niara-nisalahy tamin’ireo vehivavy mpandraharaha namana tao anatin’izao hetsika izao.
Tena sarobidy aminay ny retour, ny hevitra ary ny fahatokisana nomenareo. Ireo no manosika anay hatrany hanatsara ny vokatra sy hanome anareo ny soa sy ny tsara indrindra, amin’ny alalan’ireo vokatra sakafo vokarinay, mba hanampy anareo hikolo ny fahasalamana amin’ny andavanandro. 🌱💚
✨ Misaotra manokana ireo olona manana anjara toerana lehibe eo amin’ny fiaraha-monina izay nanokana fotoana nitsidika ny Stand MIRINDRA, nitafatafa ary nanandrana ny vokatray.
💚 Fankasitrahana manokana ho an’i Mme Mialy, izay nahita sy nanandrana ny Beroberoka MIRINDRA, ka afa-po ary nanao commande vaovao ho an’ny fianakaviany. 🥰
👉 IZAY MANANDRANA NO MAHITA NY VOKATRA!
Ary rehefa afa-po, dia mizara amin’ny hafa. 🌿✨
Raha te hahafantatra bebe kokoa momba ireo vokatra MIRINDRA, aza misalasala:
📞 034 64 505 49
💬 Na mandefasa MP aminay.
MIRINDRA — Ny natiora mifanaraka amin’ny fahasalamanao. 🌿💚
🙏 Misaotra anareo rehetra tamin’ny fahatokisana, ny fanohanana ary ny fitiavana nasehonareo anay nandritra ny FIERMADA 2026.
Mankasitraka ihany koa ny AFAM tamin’ny fiaraha-mientana sy ny fiarahantsika nahavita izao hetsika izao. ❤️
MIRINDRA & AFAM — Miara-mandroso, miara-manangana! 🌿🤝

Ato indray ny fotoanantsikaTongava maro fa tsy midy vidimpidirana https://www.facebook.com/100088671650703/posts/1046706...
04/08/2026

Ato indray ny fotoanantsika
Tongava maro fa tsy midy vidimpidirana

https://www.facebook.com/100088671650703/posts/1046706864961692/

Eny am stade Maki Andohatapenaka ny fotoana manomboka rahampitso atraminy alahady 9 aogositra izao mandritry ny hetsika FIER MADA.🙏✨
Hohitanareo eny am stand 155-156-157 ny vokatry ny
Cake Anya
AgroHelp Consulting
Mirindra A&JL
Ilaiko Shop & Distribution
Tih Miel MdG
Pharmacie en pot - Aloe Vera

😤 Mba hiteny kely izahay e!Isaky ny misy olona hiainga hanao vakansy dia feno akanjo, kiraro, fitaovana isan-karazany ny...
24/07/2026

😤 Mba hiteny kely izahay e!

Isaky ny misy olona hiainga hanao vakansy dia feno akanjo, kiraro, fitaovana isan-karazany ny valizy...
Fa maninona no mbola maro no manadino ny sakafo maivana ho an'ny dia? 🤔

Fa misy ny mpanjifanay tsy manadino an !
🚗🧳 Isan'Izany ny fianakavian'i Mme Hasina, nampiditra Cacapigeons vita @ legioma MIRINDRA A&JL tao anaty valiziny.
Izany no tena mahafaly anay. Midika izany fa lasa anisan'ny dia sy ny fotoana mamy iarahan'ny fianakaviana ny vokatray.
🙏 Mankasitraka indrindra anareo noho ny fahatokisanareo Mme Hasina a.

Ary ianao kosa? 😄 Mbola hiandry hiainga vao hitady sakafo maivana ve, sa hanomana dieny izao?

🌿 Safidio ny tsiro tianao: 🥕 Betterave 🌿 Basilic & Brèdes 🍃 Moringa 🫚 Épices Immunité ⚫ Poivre Noir 🌶️ Pimenté
📞 034 64 505 49 💬 WhatsApp: 034 29 818 20
MIRINDRA A&JL – Ny natiora ho an'ny fahasalamanao.

🏖️ Vacances ny andro!Tsy noana vary indray hono e! ☀️ Ankizy kamo homana anefa dia midika fahaverezan-kery. Inona ary no...
16/07/2026

🏖️ Vacances ny andro!

Tsy noana vary indray hono e! ☀️ Ankizy kamo homana anefa dia midika fahaverezan-kery. Inona ary no atao goûter matsiro, mahavoky, nefa feno otrikaina?

​PROMOTION BE amin’izao vakansy izao, miaraka amin'ny SUPER OFFRE 5000 ar:

​✅ Pain hamburger 3 feno otrik'aina: Tsy misy mayonnaise fa tartinade de légumes

​✅ Jus naturel mampahatanjaka 1: Afaka mifidy ianao na jus de bissap na jus de baobab

​Sakafo matsiro, mahavoky, ary manampy otrikaina ho an'ny ankizy sy ny fianakaviana iray manontolo! 💚

​⚠️ AZA MISALASALA MANDEFA NY COMMANDE NAO!

​📞 Laharana: 034 64 505 49

💬 Na mandefa MP

Adresse

Lot VN22C
Antananarivo
101

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Mirindra A&JL publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Contacter L'entreprise

Envoyer un message à Mirindra A&JL:

Raccourcis

Partager