ALLÔ infirmier MDG

ALLÔ  infirmier MDG Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ALLÔ infirmier MDG, Medical and health, Antananarivo 101, Ambohimangakely.
(5)

Nous somme des personnels de santé 🥼🩺 qualifié et sérieux (e)😊
N'hésitez pas de contacté si vous avez besoin d'aide 🚨 24/24H , 7/7J 🏪🏨
👉0️⃣3️⃣3️⃣7️⃣8️⃣3️⃣2️⃣5️⃣8️⃣1️⃣

26/05/2026

Bjr dhl les équipes😊, MBA vakiana tsara aloha vo miantso sy miditra M.P azfad tompoko an 😊 ,mitady INFIRMIER LEHILAHY 1 , mipetrak au alentour Mahazo , Ambohimahitsy, Ambohimangakely, dispo zw pour une garde nuit , fotsiny . Merci bcp dia 1 ihany an😊

14/05/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Mamta Razaf, Infirmier Sergino, Jim Tsiritsiky, Mar Augustin, Nambinintsoa Razafitsilanina, Heriniaina Julien Rabemananjara, Rasazy Fanantenana, Danou Rakotomanana, Fa Na, Mii Kaï, Sahaza Nirina, Anitah Natolotriniavo

Arabaina daholo isika INFIRMIERS / INFIRMIÈRES 🥰🥰🥰 rehetra nahatratra ny andro malaza androany😊🥼💉🩺🚑🏥👉 Andro ihany koa iz...
12/05/2026

Arabaina daholo isika INFIRMIERS / INFIRMIÈRES 🥰🥰🥰 rehetra nahatratra ny andro malaza androany😊🥼💉🩺🚑🏥
👉 Andro ihany koa izahay dia te hisaotra manokana an'ireo patient (e) / Familles be dia be nametraka fitokisana taminay 🤗
👉tsy hadino ihany koa ireo rehetra ÉQUIPES ny INFIRMIER 🤗 rehetra2 tsisy akanavaka 🤗, misaotra anareo rehetra nanome lanja hatrany ny asantsika.
👉Samia mahereza daholo tompoko 🙏🙏🙏

06/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tohavina Larissa Raniriharisoa, Lydia Ravololonirina, C'est Nando, Haingo Adjani Rasamoelina, Andriazafy Soamila Lendri William, Younich Esthelle, Ny Kanto Fahendrena, Sf Henriette Rakotonirina, Dinasa Vitasoa, Regis Mario, Nãvålona Andrïanjãzä, Gerard Rakotoarivelo, Niaina Petit, Naivo Kely, Mamy Ramanantenasoa, Maria Tamara'h, Kevin Rafanomezantsoa Kev's, Sariaka Abelindà, Alpha Ny Vaeira, Rianne Razafy, Juli Ana Nanah, Erica Fï Fã, Meva Rvl, Ednic Randrasason, Bendo Vibes, Nasandratra Faniriantsoa, Nurse Ny Aro, Léo Fils, Yollande Fah, Ramasy Manio Jean Paul, Fyh Tiavana, Tafita Razz, Nah Ramiarana, Yvon Rabeharinosy, Anitah Natolotriniavo, Njato Njato

Faly Miarahaba ny   femme 😍 rehetra nahatratra ny andro androany😊😊😊Omena courage manokana ireo izay efa membres équipes ...
05/05/2026

Faly Miarahaba ny femme 😍 rehetra nahatratra ny andro androany😊😊😊
Omena courage manokana ireo izay efa membres équipes ny infirmier 👊👊✊ rehetra2 , na ireo izay mbola ho membres 😊
Mirary soa indrindra dia mahefà be mandrakariva @ asa masina tompoko😊😊😊

03/05/2026

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! 🤩 Infirmier Sergino, Nambinintsoa Razafitsilanina, Heriniaina Julien Rabemananjara, Sahaza Nirina, Anitah Natolotriniavo

26/04/2026

Be dia be ireo mametraka fanontaniana dia ho valianay mitambatra eto :
👉 FA ANGAHA MBOLA TSY NAHITA FOANA NO MITADY FOANA???
VALINY : 👉 isakiny OFFRE rehetra mandeha eto dia efa lasa avokoa satria 1 ihany no ilaina isakiny offre.
👉Mitady foana koa satria mihabetsaka ny patient .

👉Betsaka ireo MP tsy voavaly ???
ENY TOMPOKO , tena betsak satri rehefa feno ilay ilaina dia zay, dia tsy araka ihany koa ny mamaly anareo rhtr2 na ihany koa tsy mifanadala DESCRIPTION de POSTE ianao ,ialana tsiny tompoko

👉 REHEFA TSY METY NY OFFRE MISY ETO DIA AZA ESANA SAINA .

👉Mirary soa ny équipe rehetra eto. Dia aza kivy izay mbola tsy voaray fa tsy maintsy ho avy ny anao , merci 😊😊😊

25/04/2026

Mitady INFIRMIER (1) dispo zw ,garde à dom , tour 3fixe ,miditr MP ze liana .

23/04/2026

ity ary ho any le SFou INFIRMIÈRE Be dia be niandry ireny ooh :
👉Mitady olona 1 fotsiny , dispo manomboka demain, anao nounou , kilasy mandry fa repos à discuter .
👉Celibataire no tsara2 kokoa ✋
👉Bonne chance a vous

Address

Antananarivo 101
Ambohimangakely

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ALLÔ infirmier MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share