11/04/2026
Samy manana ny fomba mampahazo aina azy isika: misy tia mandro milamina, misy mikarakara tena, misy kosa mankafy mahandro ny sakafo tiany.
Ny tena zava-dehibe dia ny maka fotoana ho an’ny tena — fotoana kely hialana amin’ny ahiahy sy ny havizanana isan’andro, hiala sasatra ary hanao izay mampifaly ny fo.😊
Mitomboa fahasalamana hatrany amin'izao sabotsy izao e!
Araho ny pejy.