04/08/2026
๐จ๐ชจ VATO AO ANATY TATAVIA (Calcul vรฉsical)
๐ฉบ Ireo no vato 3 nesorina tao anaty tatavia tamin'ny fandidiana.
โ ๏ธ Aza atao tsinontsinona raha misy:
๐น Marary rehefa mip**i.
๐น Misy rร amin'ny p**i.
๐น Mip**i matetika nefa kely.
๐น Mijanona tampoka ny p**i na amany.
โ
Raha tsaboina ara-potoana dia azo esorina sy sitranina izy. Aza miandry ny aretina hiharatsy vao manatona mpitsabo.
๐ฌ Fantatrao ve fa mety hitombo tsikelikely ao anaty tatavia ny vato raha tsy tsaboina?
SAMIA MIZARA......