CSB II Antanambaobe

CSB II Antanambaobe Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CSB II Antanambaobe, Medical and health, Commune rurale Belaoko Marovato, Andapa.

arovy @ 𝐑𝐨𝐦𝐚𝐦𝐒𝐚𝐝𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐳𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨𝐧𝐣𝐚𝐳𝐚  ''Cancer du col'' ireo Zaza viavy 9taona ka hatramin'ny 14 taoano  izay Mbola...
12/10/2025

arovy @ 𝐑𝐨𝐦𝐚𝐦𝐒𝐚𝐝𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐳𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨𝐧𝐣𝐚𝐳𝐚 ''Cancer du col'' ireo Zaza viavy 9taona ka hatramin'ny 14 taoano izay Mbola tsy nanao 𝐟𝐒𝐫𝐚𝐒𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐧𝐨𝐟𝐨 ...koa ataovo π•πšπ€π¬π’π§π² π€ππ“πˆ-𝐇𝐏𝐕

π—–π˜¦π˜―π˜΅π˜³π˜¦ π˜₯𝘦 π—¦π˜’π˜―π˜΅π˜¦Μ π˜₯𝘦 π—•π˜’π˜΄π˜¦ 𝘯π˜ͺ𝘷𝘦𝘒𝘢  π—œπ—œ         π—”π—‘π—§π—”π—‘π—”π— π—•π—”π—’π—•π—˜.
25/07/2025

π—–π˜¦π˜―π˜΅π˜³π˜¦ π˜₯𝘦 π—¦π˜’π˜―π˜΅π˜¦Μ π˜₯𝘦 π—•π˜’π˜΄π˜¦ 𝘯π˜ͺ𝘷𝘦𝘒𝘢 π—œπ—œ
π—”π—‘π—§π—”π—‘π—”π— π—•π—”π—’π—•π—˜.

Jerevo any @ tobi-pahasalama ny fahasalamanao amin'ny alalan'ny fanaovana fitiliana VIH/SIDA amin'ireto toaerana voatoka...
13/01/2025

Jerevo any @ tobi-pahasalama ny fahasalamanao amin'ny alalan'ny fanaovana fitiliana VIH/SIDA amin'ireto toaerana voatokana isaky ny District ireto.

23/12/2024

Aleo misoroka toy zay mitsabo

Tongava eto @ CSB , fa misy fanaova-baksiny miaro @ COVID , hoan'olona rehetra +18ans

Ry Ray aman-dReny ... Manatona ireo toerana fanaovana vaksiny miaro amin'ny kitrotro (kisΓ΄sy)  sy lefakozatra (Kalemy) n...
09/10/2024

Ry Ray aman-dReny ... Manatona ireo toerana fanaovana vaksiny miaro amin'ny kitrotro (kisΓ΄sy) sy lefakozatra (Kalemy) ny zanakao amin'io daty voambara io, Na eny amin'ny tobi-pahasalamana Na eny amin'ny toerana hafa voatokana hoan'izany (Γ©cole,tranompokon'olona, tokotany malalaka...sns)

Zaza vita vaksiny dia ho lavitry n'y aretina voaron'ny vaksiny

Address

Commune Rurale Belaoko Marovato
Andapa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CSB II Antanambaobe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share