Bio naturel medicaments

Bio naturel medicaments Sante medecine tradutionnelle

24/05/2026
🌿 FARMA SANTÉ MALAGASY 🌿Fikarakarana sy fitsaboana amin’ny alalan’ny vokatra natoraly sy otra 🌱🤲✨ NY SERVISY ATOLONAY ✨💆...
11/05/2026

🌿 FARMA SANTÉ MALAGASY 🌿

Fikarakarana sy fitsaboana amin’ny alalan’ny vokatra natoraly sy otra 🌱🤲

✨ NY SERVISY ATOLONAY ✨

💆‍♀️ Otra ankapobeny
😌 Otra mampitony
😊 Otra amin’ny tarehy
🦶 Réflexologie amin’ny tongotra
🧘‍♂️ Otra manokana ho an’ny lamosina
🔥 Otra mampihena vatana
🤕 Otra ho an’ny ratra na fihotsahana
🌾 Otra manokana Betsileo

📌 TOERANA
Ho an’izay any Toamasina (Tamatave),
📍 TANAMBAO VERRERIE, akaikin’ny pylône VIMA na SIMPA
💆‍♂️ MPANAO OTRA : Atoa NJARA

👨‍⚕️ Manam-pahaizana amin’ny otra fitsaboana sy fanalefahana ny vatana
🏠 Mandray marary eny an-trano (na any an-trano na any amin’ny hotely)

📞 FIFANDRAISANA
☎️ 034 10 672 71
☎️ 033 57 271 78
📲 Ireo laharana ireo dia azo antsoina amin’ny WhatsApp ihany koa

📍 ANTANANARIVO : 67Ha Avaratra-Andrefana, akaikin’ny fiangonana FJKM Salema Vaovao, ao ambadik’ilay trano HAVANA
📞 034 12 400 80 / 032 38 954 26

📍 MAHAJANGA : Amborovy
📞 034 68 013 54 / 032 71 967 93

🌿 vahaolana natoraly
🤍 fanohanana akaiky sy matihanina

🙏 FARMA SANTÉ MALAGASY
💚 Satria sarobidy ny fahasalamanao 💚

✨ MASSAGE MATIHANINA– Fialan-tsasatra sy Fahasalamana ✨💆‍♂️ Massage General 💆‍♀️ Massage Relaxant Mitady fotoana hialana...
14/04/2026

✨ MASSAGE MATIHANINA
– Fialan-tsasatra sy Fahasalamana ✨

💆‍♂️ Massage General
💆‍♀️ Massage Relaxant

Mitady fotoana hialana sasatra sy hanamaivanana ny vatana ve ianao ?
👉 Ity tolotra ity dia natao ho anao !

🎯 Tanjonay :
Hanala ny adin-tsaina sy ny havizanana ara-batana
Hamerina ny hery sy ny tanjaka
Hanome fahatsapana fahatoniana sy fahasalamana lalina

📍 Toerana :
Fanompoana any an-trano
Fanompoana eny amin’ny hotely
⚡ Serivisy haingana, matihanina ary azo antoka

📞 Antsoy izahay :
037 27 946 98
033 57 271 78
034 10 672 71
📱 WhatsApp : +261 34 10 672 71

🕒 Manokàna fotoana dieny izao !
👉 Aza misalasala miantso anay, vonona izahay hanome anao traikefa mampiala sasatra sy mifanaraka amin’ny filanao.

📘 Facebook : Farma Santé Tamatave

Phytothérapie Mitsabo amin'ny alalan'ny vokatra natoraly "plante médicinale"Mitsabo ireo aretina mpahazo ny lehilahy (Im...
10/03/2026

Phytothérapie
Mitsabo amin'ny alalan'ny vokatra natoraly "plante médicinale"
Mitsabo ireo aretina mpahazo ny lehilahy (Impuissance, prostate, calcul renal, sns.. sy vehivavy (kyste, fibrome, perte irrégulière...)
Na taova na taovam-pananahana.
Ary ny infection ; microbienne, viral, champignons, sns..
Specialiste amin'ny fitsaboana cancer!
Toerana ahitana :
TANANARIVE itaosy ..Ambohimamory
Contact : 0330909653
Madame ..
Tezao fa fahasalamana

🔬💧 Ranoka pré-éjaculatoire: Inona izy io ary inona no andraikiny?Ny ranoka kely mangarahara sy malama mivoaka amin’ny le...
28/02/2026

🔬💧 Ranoka pré-éjaculatoire: Inona izy io ary inona no andraikiny?
Ny ranoka kely mangarahara sy malama mivoaka amin’ny lehilahy alohan’ny fanatsofoana na alohan’ny ejeculation dia antsoina hoe ranoka pré-éjaculatoire (na “pré-sperme”).
Tsy rora izy io ary tsy tsirinaina mivantana, fa tsiranoka voajanahary vokarin’ny Glandes de Cowper (antsoina koa hoe glandes bulbo-urétrales).
Izy io dia miseho rehefa misy fientanentanana ara-nofo, ary mandeha ho azy tanteraka (réflexe naturel).
🔎 Inona no asany ao amin’ny vatana?
1️⃣ ⚖️ Manala sy manalefaka asidra ao amin’ny urètre
Ny lalan-pivoahan’ny pipy (urètre) dia mety mbola misy asidra sisa tavela avy amin’ny pipy teo aloha.
Ny ranoka pré-éjaculatoire dia alcaline (tsy asidra) ka manampy:
Manadio ny lalana
Miaro ny tsirinaina tsy ho simba rehefa mandalo
2️⃣ 🛡️ Manome fanosorana voajanahary
Satria malama sy mando izy, dia:
Manamora ny fanatsofoana
Miaro ny hoditra marefo amin’ny lehilahy sy ny vehivavy
Mampihena ny ratra madinika mety hitranga mandritra ny firaisana
3️⃣ 🌸 Manampy amin’ny fifandanjan’ny pH
Rehefa tafiditra ao amin’ny fivaviana ilay ranoka dia:
Manampy hampifandanja ny pH
Mamorona tontolo tsy dia manimba loatra ho an’ny tsirinaina
❗ Afaka miteraka vohoka ve izy io?
👉 Eny, mety afaka.
Na dia tsy misy tsirinaina mivantana aza ilay ranoka rehefa avy amin’ny glandes, dia mety:
Hitondra tsirinaina sisa tavela tao amin’ny urètre
Indrindra raha nisy ejeculation teo aloha tsy ela akory
Noho izany, tsy azo itokisana ho fomba fisorohana vohoka ny “fanalana mialoha” (coït interrompu).
🩺 Rahoviana no tokony hanatona dokotera?
Manantona mpitsabo (urologue) raha toa ka:
🔸 Mavo na maitso ny lokony
🔸 Misy fofona mahery
🔸 Misy fanaintainana na mirehitra rehefa mipipy
🔸 Misy fanaintainana amin’ny filahiana
Ireo dia mety famantarana:
Aretina mifindra amin’ny firaisana (IST)
Fivontosana na aretin’ny lalan-pivalanana
🧠 Famintinana
✔️ Tsiranoka voajanahary izy io
✔️ Manadio sy miaro ny tsirinaina
✔️ Manamora ny firaisana

🌿🌸 Sirop Phyto Femme 🌸🌿✨🍃 Poudre FANDRAVA 🍃✨💰 45 000 Ar 💰🧴 FAMPIASANA AZY 🧴🥄 Sirop :➡️ 3 – 3 – 3 sotro 🥄➡️ Sotro fihinan...
29/01/2026

🌿🌸 Sirop Phyto Femme 🌸🌿
✨🍃 Poudre FANDRAVA 🍃✨
💰 45 000 Ar 💰

🧴 FAMPIASANA AZY 🧴
🥄 Sirop :
➡️ 3 – 3 – 3 sotro 🥄
➡️ Sotro fihinanana
➡️ Isaky ny avy misakafo 🍽️

🍵 Poudre :
💧 Maka rano 1 litre
🔥 Ampangotrahina
🥄 Maka 1 sotro fihinanana vary
➡️ Arotsaka ao anaty rano mangotraka
⏱️ Avela hitanika 15 mn
🔥 Esorina eo ambony fatapera
🧺 Tatavanina
🚰 Arotsaka anaty gourde na tavoahangy
🥤 Sotroina mandritra ny andro iray
🔁 Manao vaovao isan’andro

🤱🤍 Fitsaboana natoraly ho antsika Maman 🤍🤱

🌱🍀 Manampy betsaka indrindra ho an’ireo tsy mety mahazo zaza 🍀🌱

✅ TOMBONTSOA SY FITSABOANA ✅

🟢 Mandrava kyste ovarienne sy fibrome

🟢 Mampitony ny règle douloureuse 😣➡️😊

🟢 Mitsabo infection vaginale 🦠❌

🟢 Manala perte misy fofona 👃❌

🟢 Manala perte mavo na volontany 🚫

🟢 Manala perte mangidihidy 😖❌

🟢 Manadio sy manafana tranon-jaza 🔥🌸

🟢 Manala ny tsentsina ao amin’ny vozon-tranonjaza (trompe bouchée) 🔓

🟢 Mamerina sy mandamina ny règle tsy mety mandeha 🔄🩸 (raha tsy bevohoka)

📍 TAMATAVE 🌊
📞 034 10 672 71 📲
📌 Tanambao Verrerie, akaiky pilone VIMA (Simpa)

📍 TANANARIVE 🏙️
📞 034 12 400 80 📲
📌 67Ha, andamosin’ny Assurance Ny Havana, rue FJKM Salema

🏥✨ Rendez-vous chez cabinet FARMA Santé MG ✨🏥
🌿🤍🌸

🌿 FARMA SANTÉ MALAGASY 🌿Fikarakarana sy fitsaboana amin’ny alalan’ny vokatra natoraly sy ny otra 🌱🤲✨ NOS SERVICES ✨💆‍♀️ ...
22/12/2025

🌿 FARMA SANTÉ MALAGASY 🌿
Fikarakarana sy fitsaboana amin’ny alalan’ny vokatra natoraly sy ny otra 🌱🤲

✨ NOS SERVICES ✨
💆‍♀️ Massage Général
😌 Massage Relaxant
😊 Massage Faciale
🦶 Massage Réflexologie
🧘‍♂️ Massage Spécial Dorsale
🔥 Massage Amincissant
🤕 Massage Foulure
🌾 Massage Spécial Betsileo

📌 TOERANA
Ho antsika eto Toamasina (Tamatave),
📍 TANAMBAO VERRERIE, akaiky pilone VIMA na SIMPA

💆‍♂️ MASSOTHÉRAPEUTE : Mr NJARA
👨‍⚕️ Manampahaizana manokana amin’ny massage fitsaboana sy fampitony vatana
🏠 Mandray à domicile (eny an-trano na anaty Hôtel)

📞 FIFANDRAISANA
☎️ 034 10 672 71
☎️ 033 57 271 78
📲 Misy WhatsApp avokoa ireo laharana ireo

*ANTANANARIVO : Ety 67Ha nord Oeust akaikin'ny Fiangonana FJKM salema vaovao* Andamosin'ny Bulding HAVANA : 0341240080 / 0323895426

*MAHAJANGA : Amborovy
0346801354 / 0327196793

✨ Tsy miantoka fahagagana izahay,
fa miezaka manampy am-pahatsorana, amin’ny alalan’ny
🌿 vahaolana natoraly sy
🤍 fikarakarana akaiky ary matihanina.
🙏 FARMA SANTÉ MALAGASY
💚 Satria sarobidy ny fahasalamanao 💚

🌿 FARMA SANTÉ MALAGASY 🌿Mitsabo amin’ny alalan’ny vokatra natoraly sy ny otraRaha mitady fitsaboana voajanahary, mora ia...
19/12/2025

🌿 FARMA SANTÉ MALAGASY 🌿
Mitsabo amin’ny alalan’ny vokatra natoraly sy ny otra

Raha mitady fitsaboana voajanahary, mora ianteherana, ary manaja ny vatana sy ny aina ianao, dia faly izahay manasa anao hanatona ny FARMA SANTÉ MALAGASY.

👉 Mampiasa vokatra natoraly sy otra izahay, ho fanohanana ny fahasalamana sy ny fahatsaran’ny vatana, araka ny fahendrena sy ny traikefa.

📍 Toerana :
Ho antsika eto Toamasina (Tamatave), dia hita ao TANAMBAO VERRERIE, akaiky pilone VIMA na SIMPA.

💆‍♂️ Misy ihany koa ny MASSOTHERAPEUTE Mr NJARA
– Manampahaizana amin’ny massage fitsaboana sy fampitony vatana
– Massage à domicile na ao anaty Hôtel, araka izay mety aminao

📞 Fifandraisana :
034 10 672 71
033 57 271 78
📲 Misy WhatsApp avokoa ireo laharana ireo

✨ Tsy miantoka fahagagana izahay, fa miezaka manampy am-pahatsorana, amin’ny alalan’ny vahaolana natoraly sy fikarakarana akaiky.

🙏 FARMA SANTÉ MALAGASY
Satria sarobidy ny fahasalamanao

Address

Tamatave
Ankadifotsy
501

Telephone

+261341067271

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bio naturel medicaments posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share