10/07/2023
😻ARGILE BLANCHE😻
Anisany tsara indrindra amin'ireo "produit naturel" fikarakarana tarehy sy aty vava izy ity.
👉🏽Malefaka, mety @ karazana hoditra rehetra,
👉🏽Manadio ny loto
👉🏽Manala ireo hoditra maty
👉🏽Manampy ilay aty vava mora mandeha rà ireny, manampy @ fofom-bava
👉🏽Manala an'ilay mangidihidy ireny koa,
👉🏽Mamerina ilay hoditra amin'ny endriny natoraly, sns maro be ,ohatra amin’izany (manala mony,panda,ride na mikentrona,ary point noire)
Fampiasa azy : 👇
1 sotro lehibe amin’ilay Argile blanche
1 sotro lehibe menaka tarehy mety aminao ( argan, olive, coco,... ) izay tianao
Rano matimaty kely hanaovana an'ilay patte atao masque visage
Dia ahosotra amin'ny tarehy ilay patte, avela ipetraka 10 à 15 min dia kobanina tsara amin'ny rano sady somary arahana massage kely 😉
3jours à 4 fois par semaine ny fanaovana azy 👍🏻😉🙂
Tsara nefa mora😋
Aza misalasala ary manao commande eto amin'ny Pejy 👍🏻 fa izahay dia manao livraison na any amin’ny faritra azy🚚
👉🏽Prix: 10.000ar ny fonosana iray
Mandefasa Commande eto amin’ny pejy avy hatrany na atsoy ny laharana 0341868354📞