30/08/2026
🌿 Tombontsoan'ny Massage Réflexothérapie Plantaire (Massage amin'ny faladia) 🌿
✅ Manampy hampiala havizanana sy stress.
✅ Mampitony ny vatana sy ny saina.
✅ Manatsara ny fivezivezen'ny rà.
✅ Manampy hampihena fanaintainana sy fihenjanan'ny hozatra.
✅ Manampy hahazo torimaso tsara kokoa.
Fandraisana : 15000ar
Déplacement : 4000ar
Afaka mandray anao izahay
📞 Raha mila fanazavana na fotoana:
📱 034 75 832 69
📱 033 57 271 78
📱 037 27 946 98
💬 WhatsApp: +261 34 10 67 271
📘 Facebook: Farma Santé Tamatave / Bio Naturel Médicament