27/05/2026
Misalasala be hoe iza no tokony ho raisina: X6 misy laser sa X9 flash manana RPM ambony kokoa?
👉 Samy séchoir ENZO original daholo izy roa, qualité salon professionnel.
💨 X6 (Laser)
✔️ Séchage doux sy précis
✔️ Effet laser manampy airflow mirindra
✔️ Tsara ho an’ny brushing sy finition
⚡ X9 (Flash RPM)
✔️ RPM avo kokoa, séchage haingana be
✔️ Puissance matanjaka
✔️ Mety ho an’ny salon be client sy travail rapide
💡 2800 watts daholo ireo
💫 garantie 1 an daholo
Izao ny Mahazo ny cliente tonga mijery ety amin’ny magasin.
Disponible ireo an ✅
☎️Tel 038.07.725.41