Sakafo sy Fitsaboana

Sakafo sy Fitsaboana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sakafo sy Fitsaboana, Medical and health, Antananarivo.

OIL CALC : MITSABO REIN, MANDEVONA CALCUL RENALANTONY MAMPARARY NY REIN NA MAMPISY VATO - Tsy fisotroana rano - Fihinana...
18/08/2026

OIL CALC : MITSABO REIN, MANDEVONA CALCUL RENAL

ANTONY MAMPARARY NY REIN NA MAMPISY VATO
- Tsy fisotroana rano
- Fihinanana fanafody na sakafo simika matetika
- Ny fisotroana tambavy
- Ny fihinanana zavatra mamy na masira loatra
- Miandry poritra be vao mipipi
- Ny fisotroana eau minérale matetika

FAMBARA:
- Manindrona ny ila kibo
- Mavesatra ny valahana
- Marary ny takiba (Ambanin'ny kibo)
- Mipipy mavo sy mamofona ary mandroatra

VAHAOLANA : '' OIL CALC''
- Misoroka ny aretin'ny voa (Préventif)
- Mitsabo ny aretin'ny voa (Curatif )
- Mandevona vato ao anaty voa (Calcul renal )
- Manadio ra (Détox naturel)

- Mandefa commentaire hoe: '' REIN'' izay mila.
👍 BONUS: Torohevitra sakafo mahatsara rein
❌ Prix : 35000Ar (175000Fmg)
- Contact: 0340891243
- Récupération : Ankaditoho Tsimbazaza (Tana)
- Afaka manao livraison, mandefa faritra ( Taxi brousse)

HUILE COCO PRESSÉ À FROID EXTRA VIERGE 100% PURE TSISY FOFONA 🥥🥥🥥❌ Miavaka fa sady azo hanorana, no azo hosorana amin'ny...
09/08/2026

HUILE COCO PRESSÉ À FROID EXTRA VIERGE
100% PURE TSISY FOFONA 🥥🥥🥥
❌ Miavaka fa sady azo hanorana, no azo hosorana amin'ny zazakely ary azo hohanina ihany koa.
❌ Fofona malefaka coco hatrany .
👉 FOMBA FIASANY :
- Zazakely sy ny ankizy: manala rivotra,manala kohaka sy sepotra, afaka atao bain d'huile, hosorana amin'ny vatana
- Olon-dehibe : azo hanorana ny vatana reraka, hosorana amin'ny volo na ny tarehy, azo atao amin'ny sakafo na hohanina amin'izao.
👉 100% natoraly sady manitra tsara ny fofony.
❌ 💷250 ml: 20.000ar
❌ 💷 500ml (bouteille en plastique): 40000ar ❌ 💷 1L (bouteille en plastique): 70000ar
👉 Lieu de récupération : Tsimbazaza (Tana)
👉 Afaka manao livraison izahay
📱Contact : 0340891243

SIROP SCIATIQUE : MITSABO HOZATRA :  "NERF SCIATIQUE"AMIN'IZAO ANDRO MANGATSIAKA IZAO DIA MIHETSIKA MAFY NY ARETIN-KOZAT...
02/08/2026

SIROP SCIATIQUE : MITSABO HOZATRA : "NERF SCIATIQUE"

AMIN'IZAO ANDRO MANGATSIAKA IZAO DIA MIHETSIKA MAFY NY ARETIN-KOZATRA ''NERF SCIATIQUE"

👉 ANTONY MAMPARARY AZY:
- Mijoro na mipetraka ela loatra
- Havizanana tafahaotra
- Tsy fampiasana vatana firy.

👉 NY FOMBA FISEHONY :
- Marary ny lamosina ambany midina mankamin'ny foto-pe, lohalika, ranjo ary faladia.
- Ohatrany lanin'ny courant ny tongotra iray manontolo .
- Volivoly ny vatana, mahatsapa voan' ny crampe na mangotsoka.

👉 NY FANAFODINY:
- Sirop sciatique sotroina
- 10 andro ny traitement (3 andro dia mahita fiovana)
- MANASITRANA TANTERAKA (tsy calmant fotsiny)

- Mandefa commentaire hoe: '' NERF SCIATIQUE '' izay mila.
👍 BONUS: Misy exercice maromaro koa natokana ho an'ny olona voan'ny arthrose, nerf sciatique, rhumatisme ary goutte (alefa mp)
❌ Prix : 30000ar (150000Fmg)

Contact : 0340891243
Toerana : Tsimbazaza (mandefa faritra)
# sakafo sy fahasalamana

sciatique

OIL CALC : MITSABO REIN, MANDEVONA CALCUL RENALANTONY MAMPARARY NY REIN NA MAMPISY VATO - Tsy fisotroana rano - Fihinana...
07/07/2026

OIL CALC : MITSABO REIN, MANDEVONA CALCUL RENAL

ANTONY MAMPARARY NY REIN NA MAMPISY VATO
- Tsy fisotroana rano
- Fihinanana fanafody na sakafo simika matetika
- Ny fisotroana tambavy
- Ny fihinanana zavatra mamy na masira loatra
- Miandry poritra be vao mipipi
- Ny fisotroana eau minérale matetika

FAMBARA:
- Manindrona ny ila kibo
- Mavesatra ny valahana
- Marary ny takiba (Ambanin'ny kibo)
- Mipipy mavo sy mamofona ary mandroatra

VAHAOLANA : '' OIL CALC''
- Misoroka ny aretin'ny voa (Préventif)
- Mitsabo ny aretin'ny voa (Curatif )
- Mandevona vato ao anaty voa (Calcul renal )
- Manadio ra (Détox naturel)

- Mandefa commentaire hoe: '' REIN'' izay mila.
👍 BONUS: Torohevitra sakafo mahatsara rein
❌ Prix : 35000Ar (175000Fmg)
- Contact: 0340891243
- Récupération : Ankaditoho Tsimbazaza (Tana)
- Consultation : Sur rendez-vous
- MISY DOKOTERA MAMPANAO ÉCHOGRAPHIE ATO AMINAY
( AVANT ET APRÈS TRAITEMENT)
- Afaka manao livraison, mandefa faritra ( Taxi brousse)

FITSABOANA ARETIM-BAVONY Ireto avy ny fomba fisehony aretim-bavony :- Manindrona ny am-bava fo- Marary ny ila-kibo havia...
06/07/2026

FITSABOANA ARETIM-BAVONY
Ireto avy ny fomba fisehony aretim-bavony :
- Manindrona ny am-bava fo
- Marary ny ila-kibo havia mamaly mankaminy lamosina
- Mandrezatra lava fa tsy mahalevon-kanina
- Mitsakoana lava.
- Misy rivotra miziriziry be ao anaty vavony.
- Maimbo ny fofom-bava
- Mandefa rivotra matetika (mangetotra)
- Maloiloy sy mando
- Mifidifidy sakafo

Ny vahaolana mifanaraka amin'izay:
LAIT GASTRIQUE
- Mitsabo ny aretim-bavony
- Manala rivotra
- Mahatsara ny fandevonan kanina
- 100% naturel

❌ BONUS : TOROHEVITRA FANAMPINY SAKAFO SY FOMBA FIAINA MANATSARA NY VAVONY
❌ PRIX : 35000AR
Toerana : Ankaditoho Tsimbazaza ( Antananarivo)
📱Contact : 0340891243
Afaka manao livraison Tana sy faritra

Address

Antananarivo
261

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sakafo sy Fitsaboana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share