18/07/2026
BROSSE LYMPHATIQUE – DISPO DE SUITE ✨
Ho anareo izay mbola tsy nahazo ny Brosse Lymphatique, dispo de suite izy izao. Sao Tsy mahatratra indray 🤍
Ilay qualité tsara , Sy ilay brosse lehibe io
🚚 Ny livraisons rehetra dia hatao ny Alatsinainy izao
⭐️ Manampy anao :
•manala ketrona (ride)
•tarehy miroraka
•manala poche
•Manala ilay gonflement
•manazava tarehy
•lifting
Eo no eo dia mahita résultats
25 000ar