Belle-fanny boutique

Belle-fanny boutique Jesosy no Miaro ahy��

🌺 Petite cream magique🌺🌼 Manala panda sy karazana tasy rehetra 🌼🍃 le produit de votre rêve : A base naturel Avocat, milk...
10/06/2023

🌺 Petite cream magique🌺
🌼 Manala panda sy karazana tasy rehetra 🌼

🍃 le produit de votre rêve : A base naturel Avocat, milk, aloe-vera mety amin'ny hoditra rehetra tsy misy tsy mahalala ny fiasany, tsy miandry ela dia mahita vokatra, ho antsika nampiasa zavatra maro nefa tsy nahita vahaolana aty maso tsy mahadiso fanatenana antsika izahay🍃

- Manala panda sy faritra mena ary mangana sy mainty
- Manala karazana tasy rehetra

Prix : 35000ar ( 25g)
Tél.🤳 0342398392
Livraison : Tana - Provinces

(produit de beauté - produit et services)

Prix : 35000ar (promotion)🌻 Fem bleach milk mandoko tarehy sy vatana ary manakona karazana tasy rehetra authentique 🌻🍃 M...
05/05/2023

Prix : 35000ar (promotion)
🌻 Fem bleach milk mandoko tarehy sy vatana ary manakona karazana tasy rehetra authentique 🌻

🍃 Manana tombony be mampiasa azy satry maro hisika mba te ho vaza tarehy dia aleo ary lokona kely tarehy sy vatana, tsy izany ihany anefa tena hasany fa manakona imperfection rehetra ihany ko izy tsy misy ataorana satry naturel vita aviamin'ny ronono mety amin'ny rehetra 🍃

🤳 0342189310
LIVRAISON TANA PROVINCE

Prix : 35000ar (promotion) fond de teint 4in1🌻 Cc cream waterproof tsy matahotra rano ary masoandro, manakona karazana t...
05/05/2023

Prix : 35000ar (promotion) fond de teint 4in1
🌻 Cc cream waterproof tsy matahotra rano ary masoandro, manakona karazana tasy rehetra ary tena couvrant authentique🌻

🍃 Manana tombony mampiasa azy satria tsy atahorana hiavaka ny tarehy na lena na tratran'ny masoandro, marihana fa tsy misy teint ilay izy fa mety amin'ny peau rehetra 🍃

Tél. 0342398392
LIVRAISON TANA PROVINCE

(produits de beauté)

Fond de teint + poudre Prix : 30000ar 🤳 0342189310 LIVRAISON TANA PROVINCE
26/04/2023

Fond de teint + poudre
Prix : 30000ar

🤳 0342189310
LIVRAISON TANA PROVINCE

🌻 Nampiasa zavatra maro nefa tsy nahita vokatra tamin'ny fanalavana volo sy mampaniry volo sola ary tapatapaka 🌻🍃 Ampoul...
26/04/2023

🌻 Nampiasa zavatra maro nefa tsy nahita vokatra tamin'ny fanalavana volo sy mampaniry volo sola ary tapatapaka 🌻

🍃 Ampoule 10pieces + cadeaux shampoing 400ML 🍃

✔ Mampitsahatra volo tapatapaka
✔ Mampaniry volo solo sy mapatevina
✔ Manampy fanalavany volo
✔ Manala hangadrano

🤳 0342189310
LIVRAISON TANA PROVINCE
( produit et service-produit de beauté)

🍑Mask eggplante 🍑Efa tonga ka araraoty 🏃‍♀️- Manala point noir et point blanc- Manala mony sy tasy navelany mony - Manid...
14/04/2023

🍑Mask eggplante 🍑
Efa tonga ka araraoty 🏃‍♀️

- Manala point noir et point blanc
- Manala mony sy tasy navelany mony
- Manidy masokoditra sy manazava endrika
- Manalefaka sy mampa-mandina ary manala miofaka
- Manazava endrika sy mamerina peau antsika amin'ny laoniny

Prix : 30000ar
🤳 0342189310
LIVRAISON TANA PROVINCE

( produit beauté)

🌻 Gel pour Cil🌻- Mampaniry tsara cil ary mampatevina azy - Mampalava azy tsara 🍃 Ho antsika manana cil simba sy tena man...
14/04/2023

🌻 Gel pour Cil🌻
- Mampaniry tsara cil ary mampatevina azy
- Mampalava azy tsara

🍃 Ho antsika manana cil simba sy tena manify ary tsy mety maniry ihany ko dia atokana antsika gel pour cil ity ko aza misalasala 🍃

Prix : 30000ar
🤳 0342189310
LIVRAISON TANA PROVINCE
(Produit beauté)

🌻 Shampoing english Anti-poux 🌻- Manala tanteraka atodi-kao- Manala hao 🍃 shampoo english mety amin'ny rehetra indridra ...
14/04/2023

🌻 Shampoing english Anti-poux 🌻

- Manala tanteraka atodi-kao
- Manala hao

🍃 shampoo english mety amin'ny rehetra indridra nekizy ary tsy misy ataorana mampiasa azy . marihana fa sady mahasolo apres shampoing🍃

Prix : 35000ar (100ML)
🤳 0342189310
LIVRAISON TANA PROVINCE

Prix : 30000ar (Mahazo tube (2) promo)🌻 Cream gold skin turmerik 3in1 originale.✅ Manala panda ary ireo karazana tasy✅ M...
06/04/2023

Prix : 30000ar (Mahazo tube (2) promo)
🌻 Cream gold skin turmerik 3in1 originale.
✅ Manala panda ary ireo karazana tasy
✅ Manala ketrona
✅ Mahafotsy sy mamerina lokotava

🍃 Ho an'izay tsy mbola nahazo dia aza tara fa ataotsika promo amin'izay. Tube (2) dia mahava ary tsy ataorana hiverina 🍃

Livraison : TANA-PROVINCES
Tél. 🤳 034 21 893 10
(produit et service)
(produits de beauté)

🌻 Shampoing anti-jaunissement + colorant en promo authentique hatrany 🌻🍃 Ho antsika manana volo blonde nefa lasa misy re...
06/04/2023

🌻 Shampoing anti-jaunissement + colorant en promo authentique hatrany 🌻

🍃 Ho antsika manana volo blonde nefa lasa misy reflet jaune na lasa vasoka : ity shampoing anti-jaunissement ity dia manampy antsika satria manala reflet jaund mamerina tsara volotsika ho blonde tsara 🍃

🍃 Ny colorant indray mandoko ny volotsika ho blonde hoan'izay nandoko blonde nefa tsy mivoaka, lasa jaune tsara sady tsy atahorana (shampoing anti-jaunissement mivoka tsara mangirana tsara) 🍃

Tél. 🤳 034 21 893 10
LIVRAISON : TANA-PROVINCES
(produits de beauté)

🍃 Thé slimming herb natioraly🍃Fabrication vao tonga mihintsy ary matsiro tsara mora atelina.🌻 Ho antsika te mba hanana v...
06/04/2023

🍃 Thé slimming herb natioraly🍃
Fabrication vao tonga mihintsy ary matsiro tsara mora atelina.

🌻 Ho antsika te mba hanana vatana tsara sy tsy ho sahirana amin'ny akanjo izay anaovana, aty ary ny maso fa tsy mahadiso fanatenana antsika izahay 🌻

Tél.🤳 0342189310
LIVRAISON : TANA - PROVINCES

(produit de beauté)

05/04/2023

Salama daholo tompoko oh ! Tongasoa eto @ page anay indray izahay oh 🤩 mino sy manatena izahay fa efa betsaka niandry anay @ tolotra marobe sy promotion ihany ko ❤ arao tsy tapaka page fa ho amzay izahay tony mahazatra ho anilay miandry promotion sy arrivage foana ! Mariahana fa mampiavaka belle-fanny boutique dia prix rehetra dia midina be avokoa satry mba tinay ianareo mba ho manja avokoa ary mba manana fahafahana manjifa azy ko ianaoreo 🤣 ny fomba fanaovana commande dia mila mandefa message 1jour avant miarka @ lieu sy numero na miantso direct @ laharana izay efa misoratra somatsara @ page anay io✔ na manao commande naraina avant 7h30 mba hafahanay mandamina livraison client rehetra ny faritra kosa dia mandefa vola 1 jour avant foana ary misy message alefany tomponadraikitra ny vola tokony ho alefa.makasitraka ho anizay efa client sy hafampo foana ary mandray anareo izay ho client ko izahay bisou ❤❤❤❤

Address

Antananarivo

Telephone

+261342189310

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Belle-fanny boutique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Belle-fanny boutique:

Share