06/07/2026
👕 Inona avy no azonao atao ato amin'ny AINAWEAR?
Na ekipa ara-panatanjahantena ianao, na orinasa, na sekoly, na fikambanana, dia vonona izahay hanampy anao hamorona fitafiana mifanaraka amin'ny filanao.
Izahay dia manamboatra:
⚽ Maillot Football
🏀 Maillot Basketball
🏐 Maillot Volleyball
👕 T-shirt personnalisé
👔 Polo personnalisé
🏃 Survêtement & Jogging
🎽 Uniformes sy fitafiana manokana
✨ Manomboka amin'ny famoronana maquette ka hatramin'ny fanamboarana ny vokatra vita.
📩 Raisina ny commande manerana an'i Madagasikara.
📞 034 91 202 46 📲 WhatsApp : +261 32 92 919 70
AINAWEAR Wear With Pride.