18/05/2026
✌𝑻𝒊𝒂 𝒉𝒂𝒎𝒑𝒊𝒂𝒌𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒏𝒚 𝒑𝒆𝒓𝒇𝒐𝒓𝒎𝒂𝒏𝒄𝒆 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝒎𝒖𝒔𝒄𝒖𝒍𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒏𝒊𝒗𝒆𝒂𝒖 𝒂𝒎𝒃𝒐𝒏𝒚 𝒌𝒐𝒌𝒐𝒂 𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒅𝒊𝒂 𝒏𝒚 𝒄𝒓é𝒂𝒕𝒊𝒏𝒆 𝒏𝒐 𝒊𝒍𝒂𝒊𝒏𝒂𝒐.✌
🛒Livraison Gratuite à Tana.
Commande ao amin'ny MP ( MP sur FACEBOOK Ihany. TSY MANDEHA NY LITE)
☎️Contact: 0387588262 (mandeha whatsapp ihany koa)
🔹INONA NY CRÉATINE ?🔹
Ny créatine dia composé naturellement hita anaty ozatra. Miasa amin'ny fampitombona ny energie aingana indrindra mandritra ny activité de haute intensité toa ny musculation, ny azakazaka, ny sprint, ny sports explosifs hafa.
🔹INONA NY TOMBOTSOA OENTIN'NY CREATINE ?🔹
✅ 𝑨𝒖𝒈𝒎𝒆𝒏𝒕𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 𝒅𝒆 𝒍𝒂 𝒑𝒆𝒓𝒇𝒐𝒓𝒎𝒂𝒏𝒄𝒆💪: na bodybuilder ianao, na sprinter, na mpilalao football, ny créatine dia afaka manatsara ny performances sportives , ary mitazona ny intensité ambony tsara mandritra ny fotoana lava.
✅𝑹é𝒄𝒖𝒑é𝒓𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 𝒑𝒍𝒖𝒔 𝒓𝒂𝒑𝒊𝒅𝒆👍: manohana na mi-soutenir ny régénération an'ny ATP na ( adénosine Triphosphate). Ny ATP moa dia molécule énergétique hita anty céllule, ary source d'énergie cellulaire voalohany. Ny créatine dia manafaingana my récupération après exrcices.
✅ 𝑪𝒓𝒐𝒊𝒔𝒔𝒂𝒏𝒄𝒆 𝒎𝒖𝒔𝒄𝒖𝒍𝒂𝒊𝒓𝒆💪: ny créatine dia afaka mi_favoriser ny synthèse de protéines musculaires. izay mandray anjara amin'ny synthèse des protéines musculaires , amin'ny croissance musculaire sy ny prise de masse.
✅ 𝑬𝒇𝒇𝒆𝒕 𝒅𝒆 𝒗𝒐𝒍𝒖𝒎𝒊𝒔𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 𝒎𝒖𝒔𝒄𝒖𝒍𝒂𝒊𝒓𝒆 𝒓𝒂𝒑𝒊𝒅𝒆 💪: mandritran'ny herinandro voalohany, ny créatine dia mampitombo ny rétention d'eau ao naaty cellulse musculaires. Ny hozatra lasa plus volumineuxsady feno kokoa.
✅ 𝑴𝒆𝒊𝒍𝒍𝒆𝒖𝒓𝒆 𝒄𝒂𝒑𝒂𝒄𝒊𝒕é 𝒅'𝒆𝒏𝒕𝒓𝒂𝒊𝒏𝒆𝒎𝒆𝒏𝒕 💪: nohon'ny amélioration an'ny force sy ny énergie, dia afaka mikotra ela kokoa sy intense ( mafy ) kokoaary éla kokoa, dia izay no tena mahatonga ny gains musculaires.
🔹AHOANA MY FIHINANANA AZY?🔹
Ny créatine dia matetika sous-forme de poudre afangaro amin'ny rano na shake protéiné. Ka 5g de créatine / jour no ilaina raha te ahazo résultats.
🔹NY CRÉATINE SY NY PLAN ALIMENTAIRE 🔹
Raha ampiarahany miaraka amin'ny sakafo équilibré riche en protéines et en glucides dia azahoana performance maximales. Izao ny tahan'ny créatine anaty sakafo :
✅5g de créatine = hena 1kg💥
✅4,5g no hoentin'ny ny henon'omby
✅5g no hoentin'ny henan-kisoa
✅3g sy 6,5g no hoentin'ny trondro.
BioActiva.mg