31/05/2026
Tsy hoe Sambatra be foana ianao anatin'ny fiarahana
Ilay disadisa iny no mainka manamafy
Sarotra dia sarotra ny mampitovy lalana
Fa voady ny ahy dia tanako ''hor mandrapahafaty''
β‘βππππΌ πππππππβοΈ
entina matory e π€
Soava ny alina aby dia abonnΓ©o ao moa io β€οΈπ