Pharmacie de la Capitale

  • Home
  • Pharmacie de la Capitale

Pharmacie de la Capitale Santé, beauté & bien-être

Ireto indray ny lisitry ny garde ny 25 Jolay ka hatramin'ny 01 Aogositra izao raha misy vonjy maika ianao📍 Rond-point Ts...
25/07/2026

Ireto indray ny lisitry ny garde ny 25 Jolay ka hatramin'ny 01 Aogositra izao raha misy vonjy maika ianao

📍 Rond-point Tsaramasay / Ankazomanga
☎ 034 25 610 00 / 032 12 610 00
📩 [email protected]

📢 Nous serons ouverts ce vendredi 24 juillet 2026 aux heures habituelles.Dans un esprit de compassion et de solidarité, ...
23/07/2026

📢 Nous serons ouverts ce vendredi 24 juillet 2026 aux heures habituelles.
Dans un esprit de compassion et de solidarité, nous avons une pensée pour toutes les victimes et leurs familles.

🌿 Animation miaraka amin'ny VooHi'Soa ny 21, 22 ary 23 Jolay👉 Tongava mitsidika ny Pharmacie de la Capitale ary raha te ...
20/07/2026

🌿 Animation miaraka amin'ny VooHi'Soa ny 21, 22 ary 23 Jolay

👉 Tongava mitsidika ny Pharmacie de la Capitale ary raha te Hahafantatra be be kokoa momba ny fahasalamana natoraly ianao ary hahazo torohevitra mahasoa.

📍 Disponible à la Pharmacie de la Capitale
📞 034 25 610 00 / 032 12 610 00

Mirary soa ho an'ireo rehetra hiatrika fanadinana manomboka anio!Vitanareo io eee 💪
20/07/2026

Mirary soa ho an'ireo rehetra hiatrika fanadinana manomboka anio!
Vitanareo io eee 💪

✨ Iza no ekipanao amin'ny famaranana ny mondiale 2026👉 ARGENTINE ve sa ESPAGNE?📍 Rond-point Tsaramasay / Ankazomanga☎ 03...
19/07/2026

✨ Iza no ekipanao amin'ny famaranana ny mondiale 2026
👉 ARGENTINE ve sa ESPAGNE?

📍 Rond-point Tsaramasay / Ankazomanga
☎ 034 25 610 00 / 032 12 610 00
📩 [email protected]

Ireto indray ny lisitry ny garde ny 18 Jolay ka hatramin'ny 25 Jolay izao raha misy vonjy maika ianao📍 Rond-point Tsaram...
18/07/2026

Ireto indray ny lisitry ny garde ny 18 Jolay ka hatramin'ny 25 Jolay izao raha misy vonjy maika ianao

📍 Rond-point Tsaramasay / Ankazomanga
☎ 034 25 610 00 / 032 12 610 00
📩 [email protected]

Karakarao ny tenanao sy ny zanakao!! 😍Animation iarahana amin'ny Babybio sy Neutraderm ny 17 sy 24 Jolay amin'ny 09 hatr...
16/07/2026

Karakarao ny tenanao sy ny zanakao!! 😍
Animation iarahana amin'ny Babybio sy Neutraderm ny 17 sy 24 Jolay amin'ny 09 hatramin'ny 03 ora!!

Tongava maro

📍 Disponible à la Pharmacie de la Capitale
📞 034 25 610 00 / 032 12 610 00

✨ Ny torimaso milamina no fototry ny fahasalamana!Manana vahaolana mifanaraka amin'ny filanao izahay hanampy anao hahita...
14/07/2026

✨ Ny torimaso milamina no fototry ny fahasalamana!
Manana vahaolana mifanaraka amin'ny filanao izahay hanampy anao hahita torimaso milamina sy voajanahary.

📍 Rond-point Tsaramasay / Ankazomanga
☎️ 034 25 610 00 / 032 12 610 00
📩 [email protected]

✨ Super White PastilleMitondra fofon’aina manitra sy tsiro tsara ho anao📍 Rond-point Tsaramasay / Ankazomanga ☎ 034 25 6...
11/07/2026

✨ Super White Pastille
Mitondra fofon’aina manitra sy tsiro tsara ho anao

📍 Rond-point Tsaramasay / Ankazomanga
☎ 034 25 610 00 / 032 12 610 00
📩 [email protected]

Address


Telephone

+261342561000

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pharmacie de la Capitale posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Pharmacie de la Capitale:

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed Health & Beauty Business?

Share