06/06/2026
‼️ Antso vonjy Mme Fanja
Antso vonjy maika 🙏🙏🙏
Tena miangavy re tompoko fa efa narary teo amin’ny volana maromaro teo i Mme Fanja efa nitsabo natoraly maromaro. Fa amin’izao fotoana tsy maintsy miroso amin’ny chimiotherapie fa tena miroso niha-ratsy be ny fahasalamany. Tena ahiana be ny fahasalamany tompoko. Mbola te ho velona aho raha sitrapon’ny Tompo hoy izy 😥
Koa ankehitriny dia milela-paladia re aho tompoko fa tena tsy misy hisarangotana intsony. Miady irery aho tompoko, tena mitalaho ny indrafonareo koa mila ireto fanampiana ireto tompoko :
- scanner 570000 ar
- analyse 100000 ar
- fanafody chimiothérapie 400.000 ar ny seance iray ary mila 4 eo ny fitsaboana voalohany aloha
Tena mitalaho izy tompoko ary afaka mihaona aminy mivantana izay malala-tanana maniry hanampy azy tompoko
Ireto ny laharan-tarobiany mivantana tompoko
0384056569
0375771359
0331261642
Misoratra amin’ny Malalarisoa Fanjanirina
Toerana misy azy : Ambohimangakely Rova
Miala tsiny fa tena manohina be ilay sary tompoko 😭😭😭