12/08/2026
๐ก๐ ๐ต๐ฎ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ผ๐ธ๐ฎ ๐ธ๐ผ๐ฎ ๐ฑ๐ถ๐ฎ ๐บ๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ. ๐๐ฎ ๐ถ๐ป๐ผ๐ป๐ฎ ๐ป๐ผ ๐บ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ด๐ฎ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐บ๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ? ๐๐ฟ๐ ๐ถ๐ป๐ผ๐ป๐ฎ ๐ป๐ผ ๐บ๐ฒ๐๐ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ถ๐ป๐ด๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ ?
Eny. Manomboka mihantitra ny havokavoka rehefa avy nahatratra ny fahafahany miasa tsara indrindra, eo aminโny 20โ30 taona eo ho eo.
๐ฅ๐ฒ๐ต๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐บ๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ถ๐๐ถ๐ธ๐ฎ :
๐น Mihena ny elasticitรฉ-nโny havokavoka
๐น Mihena ny herinโny hozatra manampy antsika hifoka rivotra sy hikohaka.
๐น Mihena ny fanadiovanโny lalam-pisefoana ny tsiranoka
๐น Mihena ny fahafahanโny vatana mamaly rehefa mihena ny "oxygรจne" sy ny fahatsapanโny vatana fa mitombo ny COโ.
๐ ๐ฉ๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟโ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐, mihena tsikelikely ny fahafahanโny havokavoka miasa.
Ohatra, eo anelanelanโny 20 sy 70 taona, dia mety hihena manodidina ny 30 % ny VEMS (volume expiratoire maximal en une seconde), izay iray aminโireo mari-pandrefesana ny fiasanโny havokavoka.
โผ๏ธ ๐๐ฎ ๐๐๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ต๐ฎ๐ป๐ ๐ป๐ผ ๐บ๐ฎ๐ป๐ถ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ผ๐ธ๐ฎ.
Ny sigara, cannabis, loto aminโny rivotra ary ny aretinโny taovam-pisefoana miverimberina dia mety hampitombo sy hanafaingana ny fahasimbanโny havokavoka.
๐๐ป ๐๐ป๐ผ๐ป๐ฎ ๐ฎฬ๐ฟ๐ ๐ป๐ผ ๐ฎ๐๐ผ๐ป๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐๐ฎ๐ผ?
๐ญ ๐๐๐๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ผ ๐ป๐ ๐๐ถ๐ด๐ฎ๐ฟ๐ฎ ary ialao araka izay azo atao ny setroka sy ny loto manimba.
๐๐ปโโ๏ธ ๐ ๐ถ๐ท๐ฎ๐ป๐ผฬ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐บ๐ฎ๐๐ถ๐๐ฟ๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐ฏ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ : ny activitรฉ physique dia manampy aminโny fitazonana tsara kokoa ny fahafahanโny vatana mampiasa "oxygรจne".
๐ ๐๐ฟ๐ฎ๐ต๐ผ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐๐ฎ๐ธ๐๐ถ๐ป๐ ๐ฎ๐๐ผ๐น๐ผ๐๐ฟ๐ฎ, indrindra aminโny olona be taona : grippe, pneumocoque ary, arakaraka ny taona sy ny toe-pahasalamana.
๐ท ๐๐ฟ๐ผ๐๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ถ๐๐ฒ๐ณ๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฒ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐ผ๐น๐ผ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ณ๐ผ : ny vaccination sy ny gestes barriรจres dia anisanโny fomba fisorohana (๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐'๐๐ฆ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ก๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐ก๐ ๐๐ ๐ฆ ๐๐๐๐ก๐๐๐ ๐๐โ๐๐๐๐๐ ๐๐ง๐).
๐ฉบ Ary raha misy fahasemporana, kohaka maharitra, na fihenanโny fahafaha-manao ara-batana, dia tsara ny ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ผ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐๐ฎ๐ฏ๐ผ.
๐๐ป ๐ง๐๐ ๐ฎ๐๐ผ๐ป๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐ท๐ฎ๐ป๐ผ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ต๐ฎ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ผ๐ธ๐ฎ. ๐๐ฎ ๐ฎ๐๐ผ๐ป๐๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐๐ฎ๐ผ ๐ป๐ ๐บ๐ถ๐๐ผ๐ฟ๐ผ๐ธ๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐๐ฎ๐๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ถ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ปโ๐ถ๐๐ ๐ถ๐ผ.
Mirary soa indrindra Tompoko.
๐ค