Fenugrec Antananarivo

Fenugrec Antananarivo Médecine et santé

Mialatsiny tompoko tena mialatsiny fa te hampahafantatra anareo aho fa ny trompe sy ovaire tsy mitovy mihitsy Samy taova...
09/09/2026

Mialatsiny tompoko tena mialatsiny fa te hampahafantatra anareo aho fa ny trompe sy ovaire tsy mitovy mihitsy
Samy taova ao anatin'ny tranon-jaza ireo fa ny asany tompoko samihafa.
Raha marary ny ovaire'nao tsy trompe bouchée no dikan'izany
Raha bouchée ny trompe'nao tsy midika mihitsy hoe marary ny ovaire'nao, mety possible koa nefa Sady bouchée ny trompe no marary ny ovaire.

26/08/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ïï Mäh, Natiora Fy Tia, Lucas Randriamamonjy, Claudio Rabemananjara, Priscaline Ravololomanandaza, Maminirina Asmaylah Raynne, Bandeau Vert

Ho anareo te hanadio tranon-jaza irenyJereo tsara anie e!Sitrana foana hoy izahay ianareo rehefa mitsabo ato aminay ary ...
26/08/2026

Ho anareo te hanadio tranon-jaza ireny
Jereo tsara anie e!
Sitrana foana hoy izahay ianareo rehefa mitsabo ato aminay ary ny hanampy anareo no antom-pisianay eto

Mbola misy foana ny thé antsika a!
Tsy misy anarana Ilay izy(izay mihitsy no nisafidy an'izay) fa kosa Ilay thé dia à base 'na feuilles de goji, maca, ginseng (karazana plante médicinale ireo)

Contact ahazoana anay: 034 63 938 33 / 033 23 034 88

TROMPE DEBOUCHÉE Mirary fahasalamana tanteraka tompoko
26/08/2026

TROMPE DEBOUCHÉE
Mirary fahasalamana tanteraka tompoko

HO ANAREO MISY RIVOTRA ANATY TRANON-JAZA MANALA RIVOTRA IHANY KOA ILAY THÉ A!AZA MISALASALA MANDEFA MP NA MIANTSO NY LAH...
26/08/2026

HO ANAREO MISY RIVOTRA ANATY TRANON-JAZA
MANALA RIVOTRA IHANY KOA ILAY THÉ A!
AZA MISALASALA MANDEFA MP NA MIANTSO NY LAHARANA 0346393833

NY FOMBA AHAFANTARANA FA BOUCHÉ NY TROMPE :*Marary rehefa tonga ny fadimbolana*Mikorontana ny fandehanan'ny fadimbolana*...
26/08/2026

NY FOMBA AHAFANTARANA FA BOUCHÉ NY TROMPE :
*Marary rehefa tonga ny fadimbolana
*Mikorontana ny fandehanan'ny fadimbolana
*Marary eo ambany foitra
*Sahirana mahazo Zaza
*Manao Zaza an-tsoso-koditra (GEU)
*Marary rehefa manao rs
*Misy tsiranoka mivoaka misy fofona mety hisy lokon'ilay fotsy na rose na marron,sns....
*Maheno mamay rehefa mipipy

Ho anareo misy io Trompe bouchée io dia aza misalasala mandefa mp afaka ho sitrana tanteraka ianareo ato aminay
Faharetan'ny traitement dia 1mois et demi à 2mois

Afaka miantso ny laharana 034 63 938 33

MIARAHABA ANTSIKA REHETRA Tena ialana tsiny etoana fa misy tsy fetezana eo amin'ny messenger 'nay nanomboka omaly atoand...
03/08/2026

MIARAHABA ANTSIKA REHETRA
Tena ialana tsiny etoana fa misy tsy fetezana eo amin'ny messenger 'nay nanomboka omaly atoandro dia tsy hita ny message alefanareo.Efa miezaka izahay mamaha azy ka hovalianay eo rehefa tafaverina soamatsara.
Ho anareo mila anay maika dia afaka miantso ny 0346393833.
Mankasitraka tompoko -miasa ary mbola mamerina ny fialan-tsiny .

Samy manaiky isika fa mifampiankina daholo ny fiasan'ny taova rehetra .Ho asiantsika resaka manokana ny taovam-pananahan...
25/07/2026

Samy manaiky isika fa mifampiankina daholo ny fiasan'ny taova rehetra .
Ho asiantsika resaka manokana ny taovam-pananahan'ny vehivavy sy ny tranon-jaza.
🌿Cas voalohany:
Misy isika vehivavy misy perte fotsy na miloko hafa ankoatry ny perte transparent,sahirana mitady zaza nefa io dia anisany tsy mampipetraka zaza satria tsy normal fa efa misy bactérie na microbe,sns.Misy koa na misy an'io nefa no mipetraka ihany ny zaza fa afaka na maty an-kibo afaka 1volana na 2volana.
🌿Cas faharoa:
Ny fahamainan'ny fivaviana izany hoe tsy misy glaire cervicale izay tena manana anjara asa lehibe ny spermatozoïdes hifanatona amin'ny ovule.Koa raha tsy misy glaire cervicale izany dia tsy ho bevohoka mihitsy.
Maro cas fa santionany ireo hilazana amintsika hoe mifampiankina tanteraka ny taova ao anatin'ny tranon-jaza.
Maro ireo aretina mety ho hita mahazo ny taovam-pananahan'ny vehivavy sy ny tranon-jaza
Fantatrao ve hoe sarobidy ny fahasalaman'ny taovam-pananahan'ny vehivavy sy ny tranon-jaza ?
Rehefa salama tsy misy ahiana ireo dia mahazo taranaka isika (Raha tsy hoe momba hatrany an-kibo mihitsy angaha).
Inona avy ary ireo aretina mitondra tsy fahasalaman'ny taovam-pananahan'ny vehivavy sy ny tranon-jaza ?
👉Perte miloko hafa ankoatry ny transparent : blanc,vert, gris, marron,rose.
👉Perte misy fofona maimbo na masiso eny na transparent ny lokony.
👉Mangidihidy ny fivaviana
👉Tsiranoka hafahafa mety hisy fofona,mety tsy hisy
👉Trompe bouchée
👉Loto ao anatin'ny tranon-jaza
👉Ny fibrome sy ny kyste
👉 Fandimbolana mikorontana,marary
👉 Salpingite
👉Ovarite,endométrite,
👉Ny infection mahazo ny tranon-jaza (mety ny vagin na ny endomètre na ny ovaire,sns)
👉Ny aretina azo avy amin'ny firaisana ara-nofo
👉Ny fahasimban'ny flore vaginale
👉Ny fahamainan'ny fivaviana
👉fahasimbana na tsy fisian'ny glaire cervicale
Mbola maro be fa santionany ireo. Ny fisian'ny iray amin'ireto aretina ireo anefa dia isan'ny mety ho sakana iray tsy ahafan'ny vehivavy ho bevohoka.

23/07/2026

Address

ANTANANARIVO
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 05:00 - 22:05
Tuesday 05:00 - 22:05
Wednesday 05:00 - 22:05
Thursday 05:00 - 22:05
Friday 05:00 - 22:05
Sunday 05:00 - 22:05

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fenugrec Antananarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share