02/07/2026
🇲🇬 Ny ekipa manontolo ato amin'ny Centre Aina Soa Médical Ambohitsoa dia maneho fisaorana feno sy lalina ho an'ireo ray aman-dreny rehetra izay nanome fitokisana anay tamin'ny fanolorana ny zanany hanaovana famorana.
Voninahitra ho anay ny niara-nisalahy taminareo tamin'ity dingana manan-danja ity, tao anatin'ny tontolo ara-pahasalamana azo antoka sy matihanina.
Ny fitokisanareo no hery manosika anay hanohy hanome tolotra ara-pahasalamana tsara kalitao ho an'ny ankizy sy ny fianakaviana.
📌 Mbola misokatra ny fisoratana anarana sy ny famandrihana fotoana ho an'ny famorana manaraka.
Raha mila fanazavana fanampiny na hamandrika fotoana :
🏥 Centre Aina Soa Médical Ambohitsoa
📍 Lot VN 50 Ambohitsoa, Antananarivo
📞 038 66 747 13
"Fahasalamana no Harena"
🙏 Mankasitraka indrindra ny fitokisanareo❤️