02/04/2024
Fantatrao ve fa....🥕 🥕🥕 🥕
afaka hanaovana zavtra be dia be ny Karotty
1. Lasopy Karoty
2. Jus Karoty
3. Gateaux Karoty.
4. Lasary Karoty
Samy ara-pahasalamana be daholo ireo, iza aminy ireo ary no Recette ho ataontsika e?