07/04/2025
💉Fitiliana MAIMAIMPOANA😱: Diabeta - Tosidrà avo🩺
👉Zaraina MAMAIMPOANA ihany koa ny FANAFODY raha sanatria ka voa😱😱
📍Hatao ao amin'ny Dispensaire SALFA Ainasoa ANDOHALO🥹
📅Ny Alatsinainy 14 Aprily 2025 amin'ny 8 ora maraina.⏰
☝️Ny fizarana laharana dia manomboka amin'ny 7 ora sy sasany maraina😊Tongava maroo !🥹🥹