26/11/2024
🌿 Miarahaba tompoko,amin'izao ankatoky ny fety izao 🌿
Zahay prophésiste dentaire dia Manambotra solonify vita eo no eo ihany 🍀🍀
Manambotra solonify 1 izany vidiny:10000ar
Misy reduction miotra 8.Raha mbola misy vodinify enao na mbola misy fakanify de manao zay 15000ar raha solonify miala raha fixe izy dia 20000ar 🍀
Manolo lasitra vao2 ihany koa izahay 🍀🍀.
Koa izay vonona ary midira message miafina na Mp 🍀🍀
Afaka mideplace zahay Raha mety aminareo
🌿🌿Miantso izay vonona🌿🌿