Adventist Health Ministries IOUC

Adventist Health Ministries IOUC Hetsika ara-pahasalamana maimaimpoana 18 sy 19 jona 2025 - Stade BAREA Mahamasina

zarao hoe sary any aminareo nanamarika ilay foaramben'ny fahasalamana 2026.
03/09/2026

zarao hoe sary any aminareo nanamarika ilay foaramben'ny fahasalamana 2026.

Manantena tolo-tanana fanatsarana hetsika @ manaraka Tompo hitahy ny tsirairay Izy koa hanafina n'y tsy tomombana rehetr...
30/08/2026

Manantena tolo-tanana fanatsarana hetsika @ manaraka
Tompo hitahy ny tsirairay
Izy koa hanafina n'y tsy tomombana rehetra eo ambany fahasoavany
Samia mañana fijery miambo izay moa Ilay ao NEW START= fiainganana vaovao ( fanafody iray nomeny Tompo antsika)

Zoma 28 aogositra 2026Nifarana io andro io ny Foaraben'ny Fahasalamana iraisam-pirenena. Deraina Andriamanitra !🙏 Mbola ...
28/08/2026

Zoma 28 aogositra 2026

Nifarana io andro io ny Foaraben'ny Fahasalamana iraisam-pirenena.

Deraina Andriamanitra !🙏

Mbola hisy ny tombana ofisialy fa nambara anay teny an-toerana fa mihoatra ny 8000 ny olona nahazo fitsaboana teny amin'ny Kianja Barea nandritra ny 4 andro.

Mbola filaharambe rahateo ny teny an-toerana hitanay tamin'io andro famaranana io.

Betsaka ireo nalahelo fa tsy voaray nandritra ity foarabe ity.

Andriamanitra anefa no mahalala ny zavatra rehetra.

God is in control ! 🙏

Misaotra ireo mpilatsaka an-tsitrapo rehetra
Mankasitraka ny ekipan'ny

-----

Friday, August 28, 2026

The International Health Fair came to an end today.

Praise God! 🙏

Official figures are still expected, but we were informed on site that more than 8,000 people received medical care at Barea Stadium over the four-day event.

Even on this closing day, long queues were still visible on site, showing the high demand for medical services.

Many people were disappointed because they could not be seen or treated during the fair.

But God knows everything.

God is in control ! 🙏

We extend our heartfelt thanks to all the volunteers who gave their time, energy, and service throughout this event.

We also deeply appreciate the dedication and support of the team.

27/08/2026

27/08/2026

✅“Ny fandeferana amin’ny hafaliana”
👉“Ary ampahatanjahina amin’ny hery rehetra araka ny herin’ny voninahiny ho amin’ny faharetana rehetra sy ny fandeferana amin’ny hafaliana.”- Kôl. 1:11
Tsy hery ny fanaovana teny tsy amim-piheverana, izay sady mandratra ny hafa no manimba antsika mihoatra noho ny hafa aza, satria mahatonga antsika hanenina atỳ aoriana rehefa misaintsaina izay
nolazaintsika.
“Fandeferana amin’ny hafaliana.” Na aiza na aiza misy anao, dia mety ho tafintohina ianao, ary mety hahazo tsiny. Raha ataoko anton-draharaha ny manangona ny fanakianana kely indrindra momba ahy, dia tsy hanana fotoana ho an’ny zavatra hafa intsony aho. Hoy aho: “Andriamanitra no mahalala izany rehetra izany, ka Izy no avelako handray an-tanana izany.” Tsy mampaninona ahy izay lazain’ny olona momba ahy. (…)
-
Tsy tokony ho verintsika na oviana na oviana ny fifehezan-tena. Aoka ho eo anoloantsika mandrakariva Ilay Modely tonga lafatra. Fahotana ny manao teny tsy voahevitra sy feno fahasorenana, eny ny mitahiry fahatezerana ao am- po koa, na dia tsy manonona teny aza ny vavatsika. Tokony handeha amim- pahamendrehana isika ka haneho an’i Kristy araka ny tokony ho izy. (…)

26/08/2026
Vita ny andro faharoa. Hankasitrahana ireo mpilatsaka an-tsitrapo amin'ny ezaka bé dia bé efa natao. Mbola mitohy ny asa...
26/08/2026

Vita ny andro faharoa.
Hankasitrahana ireo mpilatsaka an-tsitrapo amin'ny ezaka bé dia bé efa natao. Mbola mitohy ny asa rahampitso
Manatena fa mbola ho avy namana hafa hanatevina laharana fa betsaka ireo malagasy mpiray tanindrazana liana @ tolotra omentsika.
Isika rehetra no miara-mientana hampahomby ny hetsika.

Alarobia 26 aogositra 2026Fanokafana amin'ny fomba ofisialy nahitana ny solontenan'ny Praiminisitra sy ny Sekretera Jene...
26/08/2026

Alarobia 26 aogositra 2026

Fanokafana amin'ny fomba ofisialy nahitana ny solontenan'ny Praiminisitra sy ny Sekretera Jeneralin'ny Minisiteran'ny Fahasalamana

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Adventist Health Ministries IOUC posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share