23/05/2026
Miarahaba antsika rehetra indray 😊
━━━━━━━━━━━━━━━━━━━
Ho fantarintsika indray ny Vitolize Men
━━━━━━━━━━━━━━━━━━━
💊 Misy 60 capsules ao anatiny
➡️ Zany hoe mahampy iray volana ny boîte iray
💰 Prix : 210 000 Ar
━━━━━━━━━━━━━━━━━━━
✨ Ireto avy ny vokatsoa lazaina fa azo avy aminy :
━━━━━━━━━━━━━━━━━━━
💪 Manampy amin’ny herin’ny vatana sy vitalité
Ahitana vitamine C, D, E ary B6 izay manampy hampihena havizanana sy hanohana ny hery fiarovan’ny vatana.
🧬 Manohana ny fahasalaman’ny prostate
Misy huile de pépins de courge (voan’ny citrouille/potiron) sy antioxydants izay lazaina fa manampy amin’ny fiasan’ny prostate sy ny système urinaire.
♂️ Manohana ny fertilité sy ny reproduction masculine
Ny zinc sy selenium dia manampy amin’ny spermatogenèse sy ny fertilité araka ny fanazavan’ny mpanamboatra.
⚖️ Manampy amin’ny fitazonana taux normal de testostérone
Ny zinc dia voalaza fa manampy amin’ny maintien normal du taux de testostérone.
🛡️ Protection antioxydante
Ahitana lycopène, vitamine E, gr***de ary selenium izay miaro ny cellules amin’ny stress oxydatif.
❤️ Fanohanana ny équilibre hormonal
Ny vitamine B6 dia manampy amin’ny régulation hormonale.
━━━━━━━━━━━━━━━━━━━
🧪 Ireo ingrédients lehibe ao anatiny :
━━━━━━━━━━━━━━━━━━━
🌿 Huile d’olive
🌿 Huile de pépins de courge
🌿 Extrait de gr***de
🌿 Zinc
🌿 Selenium
🌿 Lycopène
🌿 Vitamines C, D, E, B6
━━━━━━━━━━━━━━━━━━━
⚠️ Tsara ho fantatra :
Complément alimentaire izy io fa tsy fanafody.
━━━━━━━━━━━━━━━━━━━
📩 Raha mila fanazavana fanampiny dia midira MP na koa antsoy ny : 📞 038 58 771 89