14/06/2026
⁉️ Te hanao frange ianao nefa tsy tianao ho tapahina ny volonao ?
❌️ Tsy hadinon'i Ma Perruque à Moi ianao!
❤️ Natao ho anao ity Frange à Clips ity.
Apetaka fotsiny izy ary asiana volonao natoraly kely eo amboniny mba hahazoana endrika tena natoraly.
⚠️ Misy karazany 2 ny Frange à Clips ato aminay :
✔️ Frange Fine —
▪️ Manify kokoa
✔️ Frange Épaisse —
▪️ Matevina kokoa.
📲 Contact / Commande :
☎️ 037 69 034 14
☎️ 038 55 189 42
☎️ 033 06 809 02
📍 Adresse : Ankadindratombo, près de l’Hôtel Sky Blue
❤️ Ma Perruque à Moi
« Vos cheveux rêvés, notre mission beauté. »
━━━━━━━━━━━━━━━
🎥 Modèle présenté sur la vidéo :
▪️ Frange Épaisse
💰
━━━━━━━━━━━━━━━
🔴 Réf : FRANGE À CLIPS MPAM