Manan'tsa cabinet

Manan'tsa cabinet ⭐Cabinet d'Accouchement⭐
🏥 Isaingy Ampanefy
💎Service : Accouchement, PF, CPN.

Manasa antsika rehetra ho tonga ary e 😊.      🎁 Fitsapana tosidrà sy fitiliana diabeta           ‼️MAIMAIMPOANA ‼️👉🏼Indr...
26/08/2026

Manasa antsika rehetra ho tonga ary e 😊.
🎁 Fitsapana tosidrà sy fitiliana diabeta
‼️MAIMAIMPOANA ‼️
👉🏼Indrindra ho anao izay mahatsiaro : Reraka lava, mangetaheta foana na dia efa misotro rano matetika aza .
🎁ECHOGRAPHIE ho an ny Vehivavy bevohoka : amin'ny sarany mirary : 10.000( IRAY ALINA ARIARY )
🎁 Izahay ihany koa dia mampisafo,mampiteraka,manao fandrindrampianakaviana ,sns...
‼️‼️‼️ Toerana : Cabinet d'accouchement MANAN'TSA 100m mianavaratra miala fokontany ISAINGY.

‼️‼️‼️ Ora :7h 30 à 10h 30

‼️‼️‼️ Date :05 Septembre 2026.

NB: Ny fitiliana diabeta dia tsy misakafo maraina .
Tel: 0342299083 ,0335191377

Izahay ato @ Manan'tsa cabinet dia faly mampahafantatra ho antsika ety Isaingy sy ny manodidina ny @ ireto tolotra afaka...
26/01/2026

Izahay ato @ Manan'tsa cabinet dia faly mampahafantatra ho antsika ety Isaingy sy ny manodidina ny @ ireto tolotra afaka sitrahantsika ireto ..👇🏼👇🏼
Toerana : 100 m miala ny fokontany Isaingy mianavaratra .
soa sy fahasalamana ho antsika rehetra 🎁.
📌Fitiliana ny homamiadan'ny vozon'ny tranon-jaza sy nono

26/01/2026


: Ireo tsara ho fantatra .....

Address

Isaingy Ampanefy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manan'tsa cabinet posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share