08/08/2026
Salama daholo❤️
Androany izahay hanolotra anareo ireo vokatra rehetra efa novokarinay hatramin'izay 🤩
Araka ny efa nolazainay hatrany moa hoe ny modely rehetra izay avoakanay eto dia ianareo no nanolotra izany anay dia notanterahinay izany ary nampitondrainay ny signification-ny anaranareo izay nangataka azy tsirairay avy izy ireny 🥰
Androany izao dia ny modèle HONNEUR no ampisehoanay anareo😍 couleur bordeaux no nangatahany azy fa afaka atao amin'ny loko izay tianareo hatrany😘
Ireto avy ny prix an'ireo modèle ireo ato aminay ( ensemble )ho an'ny taille SML sy loko ankoatra ny fotsy 😉
- CLASSIQUE 35000 ar
- BONHEUR, TENDRESSE 38000 ar
- JOYEUSE 40000 ar
- NOBLESSE 40000 ar
- NEBULIS 40000 ar
- HONNEUR 40000 ar
NB: manamboatra blouse, vareuse, tenue pour agent de sécurité koa izahay an☺️
Koa manasa antsika rehetra ihiditra amin'ny hafatra miafina raha hanao commande❤️
Misaotra hatrany tamin'ny fahatokisana anay fa noho ianareo dia eto izahay ary vonona ny hanome ny tsara indrindra hatrany🥰
Tel: 0343604545