APED Mg

APED Mg Aide aux personnes en difficulté. (APED)

📢 APED recrute 2 infirmiers disponibles immédiatement à Tana !Vous êtes infirmier, sérieux, honnête, bienveillant et mot...
21/07/2026

📢 APED recrute 2 infirmiers disponibles immédiatement à Tana !

Vous êtes infirmier, sérieux, honnête, bienveillant et motivé à accompagner des personnes ayant besoin de soins et d’assistance ? Rejoignez l’équipe APED.

👨‍⚕️ Profil recherché :
• Formation en soins infirmiers
• Disponible de suite et basé à Antananarivo
• Sérieux, honnête, ponctuel et responsable
• Bon relationnel, patience et sens de l’écoute
• Une première expérience serait un atout

📲 Envoyez votre candidature par WhatsApp au :
+261 32 04 036 96

Les candidatures correspondant au profil seront contactées rapidement.

Manana ny olona tsy salama,  kanefa tsy manam-potoana amin'ny fikarakarana azy nohon'ny adidy sy andraikitra maro samiha...
14/07/2026

Manana ny olona tsy salama, kanefa tsy manam-potoana amin'ny fikarakarana azy nohon'ny adidy sy andraikitra maro samihafa ?

Misy fotoana koa isika tokony hanao garde eny amin'ny hopitaly anefa reraka na tsy ampy fotoana.

Ao ihany koa ireo manana zokiolona mila fikarakarana manokana ao antrano....

👉 Manana vahaolana ho anao izahay ato amin'ny APED : AGENT DE COMPAGNIE, izay aide soignant avokoa. Efa voahofana manokana amin'ny fikarakarana marary, ny zokiolona. Mahay mi-s'adapte tsara amin'ny fomba firesahana amin' izy ireo sy afaka ho namany hanala fahanginana ary hikarakara azy.

Ireto avy no afaka ataon'ny Agent de compagnie ato aminay :
- Mampandro sy mampiakanjo
- Manome fanafody sy manao injection / pansement raha ilaina
- Mijery ny paramètre raha ilaina izany isan'andro
- Mahay secourisme rehetra
- Mitondra azy miala voly, mande mivoaka
- Manolo couche, manasa
- Manao ny sakafony sy manome sakafo azy
Sns...

Afaka miasa na andro iray monja aza, na alina iray monja aza, na contrat à court terme na à long terme dia afaka atao avokoa.

Aza misalasala miantso anay mivantana fa vonona hanampy anao izahay.

Plus d'information : 038 57 992 68
Bureau : Ampandrana

📢 𝐀𝐏𝐄𝐃 𝐑𝐄𝐂𝐑𝐔𝐓𝐄 – 𝟐 𝐈𝐍𝐅𝐈𝐑𝐌𝐈𝐄̀𝐑𝐄𝐒Dans le cadre du développement de nos services d’accompagnement à domicile, APED recrute ...
01/06/2026

📢 𝐀𝐏𝐄𝐃 𝐑𝐄𝐂𝐑𝐔𝐓𝐄 – 𝟐 𝐈𝐍𝐅𝐈𝐑𝐌𝐈𝐄̀𝐑𝐄𝐒

Dans le cadre du développement de nos services d’accompagnement à domicile, APED recrute 2 infirmières motivées, humaines et bienveillantes** pour assurer le bien-être et le maintien de l’autonomie de patients et de personnes âgées.

📍 𝐑𝐄́𝐒𝐈𝐃𝐀𝐍𝐓 𝐀̀ 𝐓𝐀𝐌𝐀𝐓𝐀𝐕𝐄

🩺 𝐌𝐢𝐬𝐬𝐢𝐨𝐧𝐬 𝐩𝐫𝐢𝐧𝐜𝐢𝐩𝐚𝐥𝐞𝐬

• Prendre soin des patients et des personnes âgées à domicile.
• Donner les repas et les médicaments selon les prescriptions médicales.
• Aider à la toilette quotidienne, y compris le changement de couche si nécessaire.
• Assister à la do**he et au changement de vêtements.
• Accompagner les patients lors de leurs déplacements et de la marche.
• Veiller au confort, à la sécurité et à l’hygiène des bénéficiaires.
• Apporter une présence rassurante, de l’écoute et du soutien moral.
• Créer un lien social positif afin de contribuer au bien-être et au sourire des patients.

👩‍⚕️ 𝐏𝐫𝐨𝐟𝐢𝐥 𝐫𝐞𝐜𝐡𝐞𝐫𝐜𝐡𝐞́

• Diplôme d’État en soins infirmiers ou équivalent.
• Expérience en soins à domicile ou auprès des personnes âgées appréciée.
• Sens de l’écoute, empathie, patience et discrétion.
• Sérieuse, responsable et autonome.
• Bon relationnel et esprit d’équipe.
• Résidant à Tamatave

📩 𝐂𝐚𝐧𝐝𝐢𝐝𝐚𝐭𝐮𝐫𝐞

Envoyez votre CV par WhatsApp au :

📱 +261 32 04 036 96

Rejoignez une équipe engagée qui place l’humain, la dignité et la bienveillance au cœur de sa mission. ❤️

31/07/2025

Manana ny tsy salama kanefa mba te handeha vacance na maro ny adidy sahanina ?

Et si vous pouvez partir tranquillement et laisser votre bien aimé entre nos mains, tout en lui assurant bienveillance, sécurité et présence à domicile ?

Notre service d’agent de compagnie à domicile vous rassure :
✔️accompagnement de votre proche au quotidien
✔️veille au confort et au bien-être
✔️présence rassurante jour et/ou nuit
✔️Aide aux repas - prise de médicament - toilette - do**he - conversation - jeux - promenade - etc

Nos services seront effectués par des aides soignantes bien formés et expérimentés :
✔️véritable sens humain
✔️écoute et vigilance constante
✔️intervention au premier secours en cas de malaise

🎁 Offre spéciale vacances : Remise de 30% sur toutes nos prestations mensuelles.
📌offre valable jusqu’au 10 septembre.
📞appelez nous dès maintenant au 0385799268 ou venez directement en privé ou à notre bureau Ankorondrano.

👉Betsaka ny mpanasa lamba, fa inona ary no mampiavaka an'izany manatitra lamba any amin'ny APED zany e?✅Ianao no misafid...
28/09/2023

👉Betsaka ny mpanasa lamba, fa inona ary no mampiavaka an'izany manatitra lamba any amin'ny APED zany e?

✅Ianao no misafidy na alainay any aminao ny lamba na aterinao aty aminay.

✅Vao miantso anay ianao, hoe "alaina aty antrano ny lamba malotonay", tsy mampiandry anao ela izahay fa tonga farak'izay haingana.

✅Rehefa tonga any izahay dia miaraka manisa sy mijery ny état an'ny lamba isika.

✅Lamba voasasa sy voapasoka no raisinao avy eo, 48h ihany dia hanatanterahanay izany rehetra izany.

❤Ny tena mampiavaka anay? Manao sonia contrat kely mihintsy isika mba hisian'ny fifampitokisana.❤

Raha mahaliana anao ary izany sevice izany dia manasa anao hiditra mp na hiantso mivantana ny 0345799259.

Ianareo koa ve leo ny mpanasa lamba manao zara fa vita sy mandoro akanjo rehefa mipasoka ? Na koa leo an'ity jiro sy ran...
13/08/2023

Ianareo koa ve leo ny mpanasa lamba manao zara fa vita sy mandoro akanjo rehefa mipasoka ? Na koa leo an'ity jiro sy rano tapaka lava ity ka miangona ao ny lamba maloto na manao akanjo tsy mipasoka indraindray ? 😅

Aza miasa saina intsony, ny service LAVAGE ET REPASSAGE ato amin'ny APED no vahaolana ho anao 🙂

Ahoana ny fandehany ?

👉 Alainay any aminao ireo lamba sasana sy pasohana na aterinao aty aminay (izay mety aminao)

👉 Isaintsika ary jerena izay misy rovitra sns... ary manao signature contrat kely isika

👉 Afaka 48h dia aterinay any aminao ny lamba voasasa sy voapasoka na alainao aty aminay (izay mety aminao)

👉 Manao ny verification rehetra ny état sy isan'ny lamba isika

Contact : 0345799259

Taguéo kely eo amin'ny commentaires ilay olona fantatrao be menomenona amin'io raharaha io 😁

Address

Antanimena
Antanimena
101

Telephone

+261389415853

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when APED Mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to APED Mg:

Shortcuts

Share