08/09/2026
💙 TSIKY IRAY MANOVA NY TONTOLO! 😊
Ho an'ireo zaza manana sima molotra sy vaky lanilany any Toliara, misy ny fanantenana! ✨
📅 21 – 27 Novambra 2026
📍 Hôpital Saint Luc, Toliara
Mandritra izao hetsika izao dia hisy fandidiana maimaim-poana ho an'ireo ankizy sy olon-dehibe manana sima molotra sy vaky lanilany. Izao hetsika izao ihany koa dia fotoana iray hihaonan'ireo mpiara-miombon'antoka sy hifampizarana traikefa ary hanamafisana hatrany ny fiaraha-miasa ho tombontsoan'ireo marary.
📞 Raha mila fanazavana sy fisoratana anarana:
034 98 017 39
032 53 506 84
👉 Zarao ity hafatra ity. Mety ho ianao no antony hahazoan'ny ankizy iray ny tsikiny vaovao! 💙
Smile Train
Smile Train Afrique
Association Mitsiky
Santé Plus Smile Antsirabe
Tsiky Manova
Clinique Saint Luc - Toliara - Madagascar