Amadia Antsirabe

Amadia Antsirabe Association à but non lucratif, reconnue d'utilité publique.

L'Amadia Antsirabe oeuvre dans la prise en charge intégrée du Diabète dans les Régions du Vakinakaratra, de l'Amoron'i Mania et une partie

02/05/2026
Journée récreative et educative à Andraikiba du 01/05/2026: Tour du lac à pied, zoumba, éducation sur les types du diabè...
02/05/2026

Journée récreative et educative à Andraikiba du 01/05/2026: Tour du lac à pied, zoumba, éducation sur les types du diabète...

Depistage soroptimist du 23/04/2026
29/04/2026

Depistage soroptimist du 23/04/2026

Nanao formation-na depistage ny AMADIA niaraka tamin'ny mpianatry ny INSPIMAD sy ny MASERA androany 23/04/2026. Nampanao...
24/04/2026

Nanao formation-na depistage ny AMADIA niaraka tamin'ny mpianatry ny INSPIMAD sy ny MASERA androany 23/04/2026. Nampanao ny formation i dr Pierre sy dr Lalao ary dr Rinette

15/04/2026

👉 ANDAO HANAO VAKSINY (MPOX)
-Manampy ny vatana hiady amin’ny viriosy
-Manalefaka ny fahasarotan’ny aretina raha tratra
-Azo ampiasaina amin’ny olona marefo, anisan’izany ny diabetika

📢📢 Antsoina isika mpikambana AMADIA izay NAHAHEFA LATSAKEMBOKA, fa hisy VAKSINY fisorohana amin'ny aretina azo avy amin'ny nendran-drajako (MPOX), izay atao MAIMAIMPOANA, ato amin'ny centre Vatofotsy ny ALAKAMISY 16 APRILY amin'ny 9 ora.
IREO EFA NAHAVITA TAMIN'NY MARS DIA MANAO RAPPEL KOA AMIN'IO FOTOANA IO AO AMIN'NY CENTRE.

Ny vaksiny dia fiarovana lehibe indrindra ho an’ny diabetika amin’ny Mpox.
👉 Aza miandry ho tratra vao mihetsika – misoroka dieny izao!

Amadia Antsirabe
Amadia MadagascarCentre de Diabète - Lions clubs Amadia - Vatofotsy Antsirabe

15/04/2026

📢 FITSANGATSANGANANA HOMBA-MPAMPIANARANA na SORTIE RECREATIVE EDUCATIVE

👉Zoma 1 Mai
👉amin'ny 8h30 ny fotoana eo amin'ny Reninjiro ANDRAIKIBA

🩺Hisy fitiliana maimaimpoana ny diabeta
🚩Kilalao maro samihafa
🚶Dia-tongotra miodidina ny farihy (izay afaka)✳️✳️

Aza adino ny rano fisotro 🥤🍶sy sakafo atoandro🥗🫕

📌📌Hanasana antsika rehetra fa sady hiala voly isika

Fanolorana fanafody sy fitaovana fitsirihana diabeta natolotry ny Lions club Ranovisy Antsirabe, avy tamin'ny gouverneur...
14/04/2026

Fanolorana fanafody sy fitaovana fitsirihana diabeta natolotry ny Lions club Ranovisy Antsirabe, avy tamin'ny gouverneur lions 417. Hitohy sy hihatsara hatrany anie ny fiaraha-miasa. Mankasitraka

Address

1116H200 Mahazoarivo Sud, 20m Au Sud De L'eglise Sainte Thérèse
Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 07:00 - 16:00
Tuesday 07:00 - 16:00
Wednesday 07:00 - 16:00
Thursday 07:00 - 16:00
Friday 07:00 - 16:00
Saturday 07:00 - 12:00

Telephone

+261340637088

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Amadia Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Amadia Antsirabe:

Share