Association Fiainam-baovao

Association Fiainam-baovao Bien être spirituel

Misaora sy midera ny Tompo satria mbola Izy no antony ahavelomanao.
20/08/2026

Misaora sy midera ny Tompo satria mbola Izy no antony ahavelomanao.

Anisan'ireo tena mila ny fanampiantsika ireo voanfonja mba tsy ho kiva na ko ho very fanantenana. Noho izany indrindra d...
18/08/2026

Anisan'ireo tena mila ny fanampiantsika ireo voanfonja mba tsy ho kiva na ko ho very fanantenana. Noho izany indrindra dia nanao fitsaboana maimaimpoana sy nitondra teny fankaherezana tao amin'ny fonjan'Ambatolampy ny ekipan'ny Association Fiainam-baovao.

Tiavo mandrakariva ny rahalahinao.
17/08/2026

Tiavo mandrakariva ny rahalahinao.

13/08/2026

Inona? ka ento ambavaka izay tena manakana anao tsy hamindra fo.

Tiavà manampy sy mifampizara. Tsy voatery manana ny ampy fa izay misy zaraina: afalina, torohevitra ary indrindra ny vao...
13/08/2026

Tiavà manampy sy mifampizara. Tsy voatery manana ny ampy fa izay misy zaraina: afalina, torohevitra ary indrindra ny vaovao mafahaly.

Mahaiza mandanjalanja foana eo amin'ny fiainana.
13/08/2026

Mahaiza mandanjalanja foana eo amin'ny fiainana.

Tsy irery ianao fa miaraka aminao ny Tompo.
10/08/2026

Tsy irery ianao fa miaraka aminao ny Tompo.

Fiarahana tamin'ny ankizy avy eny Antanikatsaka. Tsara raha mitombo fahalalana an'Andriamanitra ny ankizy.
06/08/2026

Fiarahana tamin'ny ankizy avy eny Antanikatsaka. Tsara raha mitombo fahalalana an'Andriamanitra ny ankizy.

Maneke iasan'ny Fanahy Masina.
06/08/2026

Maneke iasan'ny Fanahy Masina.

Tiava ny namanao tahaka ny tenanao.
04/08/2026

Tiava ny namanao tahaka ny tenanao.

Address

Anywhere
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Fiainam-baovao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category