AMADIA/MUDIA-Antsirabe

AMADIA/MUDIA-Antsirabe Mandray an-tanana ireo diabetika eto Vakinankaratra sy ny manodidina

Fantaro ny toe-batanao ๐Ÿ™‚Amadia Antsirabe Amadia Madagascar Centre de Diabรจte - Lions clubs Amadia - Vatofotsy Antsirabe
20/08/2026

Fantaro ny toe-batanao ๐Ÿ™‚

Amadia Antsirabe
Amadia Madagascar
Centre de Diabรจte - Lions clubs Amadia - Vatofotsy Antsirabe

Ho antsika rehetra sendra any Tana amin'io andro io, tongava maro
20/08/2026

Ho antsika rehetra sendra any Tana amin'io andro io, tongava maro

๐Ÿšจ ๐„๐ƒ๐”๐‚๐€๐“๐ˆ๐Ž๐ ๐“๐‡๐„๐‘๐€๐๐„๐”๐“๐ˆ๐๐”๐„

Raikitra amin'izay ilay ETP tokony natao farany teo !!! ๐Ÿฅณ

Manasa antsika rehetra indray ary hamonjy ny hetsika Education Thรฉrapeutique (๐„๐“๐) manaraka ๐ก๐จ ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐จ๐ฅ๐จ๐ง-๐๐ž๐ก๐ข๐›๐ž ๐ฆ๐ข๐š๐ข๐ง๐š ๐ฆ๐ข๐š๐ซ๐š๐ค๐š ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐๐ข๐š๐›๐ž๐ญ๐š. ๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿฆฐ๐Ÿง‘โ€๐Ÿฆฐ๐Ÿ‘ฑโ€โ™€๏ธ๐Ÿ‘ฑ๐Ÿง‘โ€๐Ÿฆณ๐Ÿ‘จโ€๐Ÿฆณ๐Ÿ‘ต๐Ÿ‘ด

Amin'ny sabotsy 22 aogositra ho avy izao isika no hiaraka handalina ny lohahevitra : "๐๐ฒ ๐๐ข๐š๐›๐ž๐ญ๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ญ๐จ๐ฌ๐ข-๐๐ซ๐šฬ€" ๐Ÿ”ต๐ŸŒก๐Ÿฉธ๐Ÿ“ˆ๐Ÿ“‰

Hitondra ny fampianarana amin'io fotoana io i ๐˜ฟ๐™ง ๐™‡๐™–๐™๐™ž๐™ฉ๐™ง๐™ž๐™ฃ๐™ž๐™–๐™ซ๐™ค ๐™๐™ž๐™ฉ๐™˜๐™๐™ฎ ๐™๐˜ผ๐™ˆ๐™„๐˜ผ๐™‰๐˜ฟ๐™๐™„๐™Ž๐™Š๐˜ผ. ๐Ÿ‘‹๐Ÿ‘จโ€โš•๏ธ

Ny toerana dia tsy miova fa ao amin'ny Clinique Amadia Faravohitra manomboka amin'ny 9 ka hatramin'ny 11 ora maraina. ๐Ÿจ

Maimaim-poana hatrany ny fandraisana anjara. ๐Ÿ†“

Ento daholo ary ny namana sy fianakaviana rehetra, na kely na lehibe, mba ahafanโ€™izy ireo mahalala bebe kokoa momba ny diabeta sy ny fahasalamantsika! ๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ‘งโ€๐Ÿ‘ฆ

Aza adino ny manao ยซ j'aime ยป sy ny mizara an'ity publication ity mba ho hitan'ny be sy ny maro ! ๐Ÿ“ข๐Ÿ“ถ

Tongava maro ! ๐Ÿค—

29/07/2026
AG AMADIA ANTSIRABE ANIO
13/06/2026

AG AMADIA ANTSIRABE ANIO

12/06/2026

AG AMADIA ANTSIRABE
RAHAMPITSO @ 9 ORA
CENTRE VATOFOTSY

31/05/2026

Ny AMADIA dia miarahaba ny Reny nahatratra ity andro anio ity. ๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿฆฐ๐Ÿ‘‘๐Ÿ’

Mirary soa ho anareo ka ho tahinโ€™ Andriamanitra aminโ€™izay atao rehetra anie ianareo Reny rehetra. ๐Ÿ’๐ŸŒน๐ŸŒบ๐ŸŒท๐Ÿชท๐ŸŒธ๐Ÿ’ฎ๐Ÿต๏ธ๐Ÿชป๐ŸŒป๐ŸŒผ๐Ÿ‚๐Ÿ

"Mamitaka ny bika ary mandalo ny hatsaran-tarehy; fa ny vehivavy manaja ny TOMPO ihany no hoderaina." (Ohabolana 31:30) ๐Ÿ™๐Ÿซถ

24/05/2026

"Ary amin'ny andro farany, hoy Andriamanitra, no handatsahako ny Fanahiko amin'ny nofo rehetra; Ary ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo haminany, Ary ny zatovonareo hahita fahitana, Ary ny lahiantitrareo hanonofy." โ€” Asan'ny Apostoly 2:17

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ•Š Mirary anao sy ny ankohonanao hanao Pentekosta 2026 sambatra ny AMADIA! ๐Ÿ•Š๐Ÿ”ฅ

Address

Piste Vatofotsy
Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AMADIA/MUDIA-Antsirabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share