Maha-Hia

Maha-Hia Te hahia tsy miferotr'aina ? Sao misy mahasoa ato amiko ato ary :D

19/05/2025

Salut,
Tsy hitahita satria...... 🤭😆

02/05/2025

Salama daholo,
Miova be ny format ny vidéo androany fa zavatra mety ho an'ny olona manao perte de poids ihany no zaraina anio 😁.
Aza dia mitorabato ahy fa izany izy hoe teny Farantsahay ( français) 😂

29/04/2025

Salama daholo.
Ndao hiaraka amiko androany hijery hoe inona ny sakafoko anatin'ny iray andro hitazomako ny lanjako 🥰🥰.

24/04/2025

Salut,
Elaela zay, somary fenofeno ny fotoana dia tsy afaka nanao vidéo.

16/04/2025

Salut,
Indraindray misy otran'izao kely surtout vao hoe tafiditra anaty team 50kg 😂😁.

08/04/2025

Salut,.
Andro filanjana oh 😍🥰, dia ahoana tratra ve ny 50Kg, 2 mois mahery zay 🤗🤗 62,30Kg ny départ.

07/04/2025

Salama daholo,
Sakafo atoandro teo.😊😊

06/04/2025

Salama daholo,
Recette ratée 😱🥲. Promis, rahampitso miverina ah miaraka amin'ny recette milay be 😁🤭.

04/04/2025

Salama daholo🥰
Ity indray aho hitondra sakafo tsotra atao be nefa matsiroooooooooo😁🥰.
Sakafo hariva sao mety aminareo 😁😘.

Address

Fianarantsoa

Telephone

+261344214052

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maha-Hia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share