Chez Nambinintsoa

Chez Nambinintsoa Vos besoins quotidiens et votre satisfaction sont nos priorités 🥰
Disponible aussi pour des services des soins infirmiers à domicile 🩺

Mampandry ahy amin'ny ahi-maitso Izy; mitondra ahy eo amoron'ny rano fialan-tsasatra Izy.  Salamo 23 : 2🙏🫶
02/08/2026

Mampandry ahy amin'ny ahi-maitso Izy; mitondra ahy eo amoron'ny rano fialan-tsasatra Izy.
Salamo 23 : 2
🙏🫶

💥 Kit couteaux du chef 6 pièces 💥💰  32.500ar izy rehetra ireoAlefaso MP 📩 ary ny commande 📞 0343457681📞 0382572593      ...
02/08/2026

💥 Kit couteaux du chef 6 pièces 💥

💰 32.500ar izy rehetra ireo

Alefaso MP 📩 ary ny commande
📞 0343457681
📞 0382572593

🌸 Ho anao mpanao bricolage, décoration, sns..., mety aminao ity Pistolet à colle chaude PM + 3 bâtons de colle offert 🎁P...
02/08/2026

🌸 Ho anao mpanao bricolage, décoration, sns..., mety aminao ity

Pistolet à colle chaude PM + 3 bâtons de colle offert 🎁
Puissance 20W

💰Prix : 20.000ar

Alefaso MP ary ny commande 📩
📞 0343457681
📞 0382572593

Izy 4 mianadahy no nahazo ny 5.000arManasa anareo hiditra MP handefa ny numéro mvola 🥰
02/08/2026

Izy 4 mianadahy no nahazo ny 5.000ar
Manasa anareo hiditra MP handefa ny numéro mvola 🥰

02/08/2026

Rariva no alefantsika eto izay mahazo an'ilay 5000ar
Inviteo daoly ny namana hilalao 🥰

JP 5.000 arconditions du jeux: • abonné @ page 🥰• mi-inviter amis hanaraka ny pejy 🌸 Izay manasa namana betsaka indrindr...
01/08/2026

JP 5.000 ar
conditions du jeux:
• abonné @ page 🥰
• mi-inviter amis hanaraka ny pejy
🌸 Izay manasa namana betsaka indrindra no mahazo azy

NDAO ARY EEE 🫶

🌸 ARRIVAGE 🌸♦️ Distributeur Jus de 3 bouteilles 🍹▫️ Capacité : 1,5L de chaque bouteille ▫️ Bouteille en Verre  avec couv...
31/07/2026

🌸 ARRIVAGE 🌸
♦️ Distributeur Jus de 3 bouteilles 🍹
▫️ Capacité : 1,5L de chaque bouteille
▫️ Bouteille en Verre avec couvercle en doré en bambou et support en bois

• Sous carton
• Mety ampiasana ho amin'ny buffet/ restauration/ sns...

💰PRIX : 121.000ar
Aza tara ary, alefaso MP 📩 dieny zao ny commande fa mandalo ny tsara
📞 0343457681
📞 0382572593

Nanao ahoana ny niainanao ny tontolo andro androany ⁉️Isaorana ny Tompo hatrany izay rehetra nasehony teo amin'ny fiaina...
31/07/2026

Nanao ahoana ny niainanao ny tontolo andro androany ⁉️

Isaorana ny Tompo hatrany izay rehetra nasehony teo amin'ny fiainantsika fa Izy mahalala ny hevitra itondraNY izany 🥰

Samia hotahiana ry havako isany 🫶😘

🌸 Ampianaro manangom-bola dieny mbola kely ny ankizy ❗Ndao tolorana an'ity boatin-drakitra miendrika trano kely ity izy ...
30/07/2026

🌸 Ampianaro manangom-bola dieny mbola kely ny ankizy ❗
Ndao tolorana an'ity boatin-drakitra miendrika trano kely ity izy ireo 🥰

💰 Prix : 15.000ar

Chez Nambinintsoa 🩷
" Mizara ny tsara ho anao "

☕🌸 Ampahitao tsirony koa ny maso eo amin'ny fisotroanao kafe na thé! 🌸☕Mitady kaopy sady kanto, maharitra, no mahafinari...
29/07/2026

☕🌸 Ampahitao tsirony koa ny maso eo amin'ny fisotroanao kafe na thé! 🌸☕

Mitady kaopy sady kanto, maharitra, no mahafinaritra jerena? Ity kaopy céramique ity no safidy tonga lafatra ho anao! 💖

✅ Vita amin'ny céramique tsara kalitao
✅ Design floral manintona sy moderina
✅ Mety amin'ny kafe, thé, chocolat mafana na zava-pisotro tianao rehetra
✅ Tsara ampiasaina ao an-trano, birao, na atao fanomezana 🎁

🌸 Misy loko roa azo isafidianana :
🩷 Rose
🩶 Gris

📦 Livraison manerana an'i Madagasikara.
📩 Alefaso MP ny commande fa aza miandry stock ho lany an!

📞 034 34 576 81
📞 038 25 725 93

Chez Nambinintsoa ❤️
"Kalitao sy hatsarana ho an'ny ankohonanao."

Address

Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Nambinintsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share