Fitaleavam-Paritry ny Fahasalamam-Bahoaka Anôsy

Fitaleavam-Paritry ny Fahasalamam-Bahoaka Anôsy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fitaleavam-Paritry ny Fahasalamam-Bahoaka Anôsy, Medical and health, Bazary be, Fort-Dauphin.

30/11/2025
15/11/2025

✅♻️RY VEHIVAVY MITONDRA VOHOKA AROVY NY ZANAKAO HO LAVITRY NY TSIMOKARETINA VIH/Sida 🤰

📣Mandehana Misafo eny amin'ny tobimpahasalamana.
📣Manaova Fitiliana ny tsimokaretina VIH/Sida
📣Mihinana Fanafody tsy tapaka raha mitondra ny Tsimokaretina VIH/Sida ianao.

FAMPANDRENESANAAMIN'ALAHELO LEHIBE, INDRAY, NO AMPANDRENESANA ANTSIKA HAVANA, NAMANA SY TAPAKA ARY MPIARA-MIASA, FA NY N...
08/11/2025

FAMPANDRENESANA

AMIN'ALAHELO LEHIBE, INDRAY, NO AMPANDRENESANA ANTSIKA HAVANA, NAMANA SY TAPAKA ARY MPIARA-MIASA, FA NY NAMANA MPIARA-MIASA AMINAY ATO AMIN'NY FITALEAVAM-PARITRY NY FAHASALAM-BAHOAKA ANÔSY,

MAHALEO AUGUSTIN, MAJOR DE SERVICE RADIOLOGIE, AO AMIN'NY CHRR AMBOANATO-TÔLAGNARO,

DIA NINDAOSIN'NY RAY HODY ANY AMINY NY ANDROANY ASABOTSY FAHA-08 NÔVAMBRA 2025.

ATAO ITY FILAZANA ITY HO FAMPANDRENESANA ANTSIKA IZAY METY TSY HO TRATR'ANTSO.

FAMPANDRENESANAAMIN'ALAHELO LEHIBE NO AMPANDRENESANA ANTSIKA HAVANA, NAMANA SY TAPAKA ARY MPIARA-MIASA, FA NY NAMANA MPI...
08/11/2025

FAMPANDRENESANA

AMIN'ALAHELO LEHIBE NO AMPANDRENESANA ANTSIKA HAVANA, NAMANA SY TAPAKA ARY MPIARA-MIASA, FA NY NAMANA MPIARA-MIASA AMINAY ATO AMIN'NY FITALEAVAM-PARITRY NY FAHASALAM-BAHOAKA ANÔSY, VAHA FANOMEZANTSOA THÉODORINE, 40 TAONA, DIA NINDAOSIN'NY RAY HODY ANY AMINY NY ZOMA FAHA-07 NÔVAMBRA 2025 LASA TEO.

ATAO ITY FILAZANA ITY HO FAMPANDRENESANA ANTSIKA IZAY METY TSY HO TRATR'ANTSO.

Address

Bazary Be
Fort-Dauphin
614

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fitaleavam-Paritry ny Fahasalamam-Bahoaka Anôsy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share