𝑀𝑎𝑙𝑎𝑙𝑎 𝐶𝑜𝑠𝑚é𝑡𝑖𝑞𝑢𝑒

𝑀𝑎𝑙𝑎𝑙𝑎 𝐶𝑜𝑠𝑚é𝑡𝑖𝑞𝑢𝑒 Votre boutique cosmétique en ligne💅💋💄

🩷🩷🩷Mamy Anie izany e, aiza daholo isika maman Ilay tena tia an'ity produit tsika Bioaqua ity,  📣📣📣 Hoan'ny volo indray i...
28/07/2026

🩷🩷🩷
Mamy Anie izany e, aiza daholo isika maman Ilay tena tia an'ity produit tsika Bioaqua ity,

📣📣📣 Hoan'ny volo indray ity ry maman a 😘

📣Indro atolotra anareo ny Gamme Bioaqua Rice Raw Pulp Hair Care complete sy mahomby indrindra:

✅ Manamafy ny rantsan-volo miaraka amin'ny protéine naturally ao amin'ny vary

✅ Manome hydrates sy brilliance tsy azo ampitahaina

✅ Mety amin'ny karazan-volo rehetra!

📦 Disponible avy hatrany ETO Fort Dauphin
👉 Commandez dès maintenant en MP na amin'ny laharana: [038 35 994 47]

✨ FRAÎCHEUR & SOIN NATUREL AU QUOTIDIEN ! ✨Laissez-vous séduire par le déodorant SADOER Nourishing Coconut Oil 🥥✔️ Anti-...
27/07/2026

✨ FRAÎCHEUR & SOIN NATUREL AU QUOTIDIEN ! ✨

Laissez-vous séduire par le déodorant SADOER Nourishing Coconut Oil 🥥

✔️ Anti-transpirant efficacité longue durée (48h)
✔️ Enrichi à l'huile de coco pour nourrir votre peau
✔️ Sans alcool & sans sulfate 🌿

📍 Disponible de suite chez Malala Cosmétique !
💰 Prix : 10 000 Ar

📩 Commandez dès maintenant en message privé ou venez récupérer le vôtre en boutique !

🌾 Le secret d'aisselles fraîches et sans imperfections ? Le riz !Le roll-on BIOAQUA Rice Raw Pulp prend soin de votre pe...
27/07/2026

🌾 Le secret d'aisselles fraîches et sans imperfections ? Le riz !

Le roll-on BIOAQUA Rice Raw Pulp prend soin de votre peau au quotidien :
✔️ Éclaircit naturellement la zone des aisselles

✔️ Neutralise les mauvaises odeurs

✔️ Parfum doux et agréable

Prête à révéler une peau plus nette ? 🔥

🏷️ Prix doux : 10.000 Ar seulement

🛒 Boutique : MALALA Cosmétique

📲 Infoline & Livraison : 038 35 99 44

✨ Dentifrice Blanchissant BIOAQUA - Rice Raw Pulp ✨Retrouvez un sourire éclatant et une haleine fraîche au quotidien ! 🦷...
27/07/2026

✨ Dentifrice Blanchissant BIOAQUA - Rice Raw Pulp ✨

Retrouvez un sourire éclatant et une haleine fraîche au quotidien ! 🦷 BRILLANCE & SOIN NATUREL.

🌾 Extrait de riz & Niacinamide

🪥 Élimine les taches et purifie en douceur

💰 Prix : 5 000 Ar
📍 Disponible chez MALALA Cosmétique - Amparihy
📞 Commandes / Contact : 038 35 994 47

TE-HANANA TAREHY TOY NY HODITRA ZAZAKELY? ✨Izao no tsiambaratelo! Ny Gamme  Rice Raw Pulp (Bioaqua) dia routine tsotra n...
17/07/2026

TE-HANANA TAREHY TOY NY HODITRA ZAZAKELY? ✨

Izao no tsiambaratelo! Ny Gamme Rice Raw Pulp (Bioaqua) dia routine tsotra nefa mandaitra be ho an'izay te-hanana tarehy malemy, madio sady tsy misy tasy. 🌾

🌾 Ireo vokatra roa mitambatra:
🧼 Savon Nettoyant: Manala loto sy menaka amin'ny tarehy, sady manome "freshness" mahafinaritra be.

🌙 Sleep Mask: Ahosotra alohan'ny hatory. Mamelona ny hoditra mandritra ny alina ka tarehy mandina sy mamirapiratra tsara no hifohazanao!

👌Mask facial : 01 paquet de 10 pièces n'y ao anatiny

💰 Vidiny mirary: 50.000 Ar monja ny Pack!

⚡ Misy avy hatrany (Dispo de suite)

📍 Malala Cosmétique - Amparihy, Fort Dauphin.

📩 Andrasanay amin'ny MP ny hafatrao na tongava mivantana ao amin'ny boutique! 🛍️

TE-HANANA TAREHY TOY NY HODITRA ZAZAKELY? ✨Izao no tsiambaratelo! Ny Duo Rice Raw Pulp (Bioaqua) dia routine tsotra nefa...
16/07/2026

TE-HANANA TAREHY TOY NY HODITRA ZAZAKELY? ✨

Izao no tsiambaratelo! Ny Duo Rice Raw Pulp (Bioaqua) dia routine tsotra nefa mandaitra be ho an'izay te-hanana tarehy malemy, madio sady tsy misy tasy. 🌾

🌾 Ireo vokatra roa mitambatra:
🧼 Savon Nettoyant: Manala loto sy menaka amin'ny tarehy, sady manome "freshness" mahafinaritra be.

🌙 Sleep Mask: Ahosotra alohan'ny hatory. Mamelona ny hoditra mandritra ny alina ka tarehy mandina sy mamirapiratra tsara no hifohazanao!

💰 Vidiny mirary: 30.000 Ar monja ny Pack!

⚡ Misy avy hatrany (Dispo de suite)

📍 Malala Cosmétique - Amparihy, Fort Dauphin.

📩 Andrasanay amin'ny MP ny hafatrao na tongava mivantana ao amin'ny boutique! 🛍️

⚽⚽⚽⚽
13/07/2026

⚽⚽⚽⚽

08/07/2026

📣📣📣Tantarao Kely hoe Victor Elysé 📣📣📣

Efa Tonga ETO amintsika ry zareo n'y savon
🌸🌸🌸 bioaqua Rice raw pulpe 🌸🌸🌸

D ndao MBA hijejojejo Ary oooo 💋💋💋

04/07/2026

🥰 Fisaorana mitafotafo no atolotray équipe 🌸Malala Cosmétique 🌸ny fikambanana FITEA sy i Lola nanome fahafahana anay ho anisan'ireo mpiara-miombon'antoka tamin'ity fety be ity.

🙏Misaotra anareo rehetra izay tonga maro nankafy sy nandray anjara tamin'ny tombola ihany koa. ❤️🎉

Address

Antananarivo
Fort-Dauphin
614

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝑀𝑎𝑙𝑎𝑙𝑎 𝐶𝑜𝑠𝑚é𝑡𝑖𝑞𝑢𝑒 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share