Sage-femme manakaiky anao

Sage-femme manakaiky anao Centre de soins pour femmes enceintes · Salon de soins infirmiers à domicile, consultations de con

06/06/2026

Vita ve sasa lamba ao ry Maman a 😝

05/06/2026

Lalaina misy mitady 🤣

05/06/2026

Cc Maman'i kambana 🤱
Zarao expérience fa be ny maniry hiteraka kambana 😅
1️⃣ Firy volana vao fantatra hoe kambana❓️
2️⃣ Dia nanao ahoana ilay fahatairana voalohany❓️

05/06/2026

Ansoieeee 🥰 Mamy ❤️

Firy volana harena-kelinareo no naniry nify voalohany ⁉️

❌️ Nos enfants méritent aussi une vie privée‼️ 📢 Alohan'ny handefasana ny sarin'ny zanakao amin'ny tambazotra sosialy di...
04/06/2026

❌️ Nos enfants méritent aussi une vie privée‼️

📢 Alohan'ny handefasana ny sarin'ny zanakao amin'ny tambazotra sosialy dia apetraho ny fanontaniana hoe:

✅️Hisafidy ny hizara izany ve izy ireo any aoriana any❓️

👉 Ny sary "mahafatifaty" androany dia mety ho:
1️⃣ Fanitsakitsahana ny fiainany manokana rahampitso,
2️⃣ Loharanon’ny fanesoana (Memes),
3️⃣ Na ampiasain'ny olon-tsy fantatra tsy nisy fiherana taminao.

🙏 Endriky ny fitiavana koa ny fiarovana ny sarin'izy ireo ❤️

❌️ Les plus beaux souvenir n’a pas toujours besoin d’être publié 🥰

❤️ Ampitiavana be Sage-femme manakaiky anao ❤️
Sary fanehoana 😅

04/06/2026

📢 Inona no fiantso an'io "PREPUCE" io aminareo any ❓️

Perso: Lohatsitsy🙌

03/06/2026

📢 Nanao ahoana ny dingana tamin’ny fisaraha-nono⁉️
Inona ny astuces-nareo mba tsy ho brutal loatra ilay fisarahana❓️

​Zarao ny expérience-nareo 👇👇

03/06/2026

Tsinjaka be mihitsy 👉 Rehefa tafiditra ndray pataloha "jeans" prefere-ko 😅

02/06/2026

📢 Nividianana bam-mpampa be lay Zaza
dia avy eo kitakitaina ndray hoe: Mankarenina 😲
Tsy azoko 🙄⁉️

01/06/2026

Firy taona zao no niantsoana anao hoe: Mama, na Neny, na Maman ⁉️
🥰 Perso: 23ans 💞

Abonné vous Sage-femme manakaiky anao 🙏

Address

Itaosy

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sage-femme manakaiky anao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share