Soins et garde à domicile

Soins et garde à domicile Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Soins et garde à domicile, Medical and health, Antananarivo, Itaosy.

29/08/2025

Elaela tsy niona tsika tato amin’ny pejy Soins et garde à domicile, ndao iverina ifampizara izay mahasoa ndray ary ee🥰🥰🥰

Salama ô!!! 👋👋 Ndao tsika androany mba iresaka Kely ireo karazana fanabeazana aizana☺️☺️na ihany koa ilay mahazatra anao...
22/11/2024

Salama ô!!! 👋👋 Ndao tsika androany mba iresaka Kely ireo karazana fanabeazana aizana☺️☺️na ihany koa ilay mahazatra anao miantso azy hoe "Fisa" 👈

Alohan'ny hamatarantsika ireo karazany dia tiko mampafatatra antsika fa miaro amin'ny 👉vohoka tsy niriana👈 na ny 👉grossesse non désirée👈 ny fanaovana izany Ary mandrindra ihany koa ny fiainan'ny ankohonana Sy fiainam_pianakaviana ❤️

Ndao Ary ho fatarina ireo karazany avy :

1✓ kapôty na préservatif ho an'ny lehilahy Ary Condom féminine izy ho an'ny vehivavy 🙂

2✓ Pillule na ny contraceptive oraux combiné sy contraceptive oraux progestatifs, misy ho an'ny reny mampinono ☺️

3✓ Contraceptive injectable, Ilay antsindrona ☺️

4✓ implant lay apetraka amin'ny sandry ny fahalalantsika azy ☺️

5✓ DIU ilay atsofoka Ary mipetraka eo amin'ny vozon'ny tranonjaza ☺️

6✓ Vakana, ilay misy fotsy, mena, Ary volontany ny lokony ☺️

👉 Mbola karazany ihany ireo fatatritsika ireo fa ho zaraiko amin'ny fizarana manaraka eo ny fanazavana misimisy kokoa ny mety Sy tsy mety amin'ny toebatanao👈

Raha tianao ilay fifampizarana Dia inviteo namana mba hitsikSoins et garde à domicileSoins et garde à domicileSoins et garde à domicileSoins et garde à domicileSoins et garde à domicile domicile domicilei j'aime ihany koa page,
Mandrapihaona ndray Ary ❤️❤️

Coucou daolo 👋👋Ndao ntsika androany mba iresaka Kely momba reny Sy ny Zaza ao amin'ny tontolony eee 🥰🥰👉 Fatatrao ve fa m...
15/11/2024

Coucou daolo 👋👋

Ndao ntsika androany mba iresaka Kely momba reny Sy ny Zaza ao amin'ny tontolony eee 🥰🥰

👉 Fatatrao ve fa manana communication be Zaza Sy maman eny fa na Dia izy mbola ao ambohoka ary ??? ❤️❤️❤️

👉 Rehefa lay ianao vao nanao test de grossesse 🤰 Dia positif 😍🤩mamy anie zany eee, surtout lay efa fanirianao mihitsy ny fisiany 🥰🥰

👉 Tsy andrinao mihitsy lay fotoana voalohany andehananao any amin'ny rasazy hisafo voalohany 😻😻

👉 Fa ity fotoana ity koa tena mamy Kely Ann 😚lay any ampiandohany iny, rehefa ianao hanao échographie 🙈, efa manao ahoana izy ao?? na lay mbola zavatra Kely mietsiketsika Kely iny ary 🥰 Dia efa mientanenatana fonao maman maita lay Fo❤️ kelin'ny Zaza midobodoboka Kely 😍😻💜

👉 Manomboka eo amzay lay malaise kely, 🥹 te isakafo nefa rehefa minana dia mandoa 🥲, lasa Tia torimaso bé mihitsy 🥳🙈, ratsina Zavatra hafa2 Kely eo😁😁

👉 Fa ity iray ity koa mahafinaritra, misy maman sasany Tonga Dia lasa tsy Tia papa tsotrizao 🤣🤣🤣, vao mahita azy Dia lasa kizitina bé 😁, mahasorena azy rehefa eo papa 😁 😁 nefa rehefa tsy eo izy Dia malahelo2 Kely azy ndray ☺️☺️

👉 Mandeha eny fotoana Dia hita bé amzay kibo 😁 tsy azo afenina intsony ☺️ 😁

👉 Fa tena mamy indrindra Dia Tonga fotoana lay niandrasana ❤️❤️❤️ Tonga lay sombiniaina kelinareo eee 🥰🥰🤩😍

👉 Mamy anie zany eee🥰🥰, maheno lay tomaniny voalohany iny 😍 😍

Félicitations maman annn ❤️❤️❤️

Ao mba zarao aminay expérience anao tamzan maman aa🤩🤩🤩 zarao ao am commentaire,🤗🤗 ndao aryy 🥰🥰

22/10/2024

Soins et garde à domicile aux alentours d'Antananarivo ☺️☺️
Sarobidy ny fahasalamana 🙏
Ho anao zay Mila fanampiana ho amin'izany Dia afaka miantso ny 0345265993 / 0347412091 / 0326091356

Send a message to learn more

Address

Antananarivo
Itaosy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soins et garde à domicile posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share