19/06/2026
🩺🖌️
Ho an'ilay tany niaviana☺️
Misaotra an'Andriamanitra Avo indrindra nanome hery sy tanjaka ireo mpikatroka rehetra, nitantana ny dia.
Eram-po eran-tsaina no isaorana an'Andriamatoa sy Ramatoa isany, izay tononina am-panajana:
Pr RAZAFINDRABE John BAM
Pr RANTOMALALA Yoël
Pr RAKOTOSON Joelson
Dr Zo HARIMBONONA
Monsieur le Député Fetra RAKOTONDRASOA
Zoky RABEJEAN Miarinarivo
Dr RAZAFIARIVELO Voahirana, Directrice Régionale de la Santé Publique Itasy
Mme ANDRIANATOANDRO Fenohanitra, Proviseur Lycée Miarinarivo Itasy
Directeur Régionale de la population et Solidarité Itasy RAMANANTSALAMA Sandratra dit Dassah sy ny mpiara-miasa aminy
Ny birao sy ny Mpikambana raikitra rehetra ✨
..fa ny fanohanana izay nataonareo, ny torohevitra azo avy aminareo no nahatontosa soa aman-tsara ny hetsika asa tana-maro (fandokoana) izay natao tao amin'ny CHRR Itasy sy ny Guide d'orientation ho an'ireo Zandry (Lycée Miarinarivo), izay notanterahina androany 19 Juin 2026🙏🖌️🧑⚕️
Hivoaka tsikelikely eo ny fintina an-tsary ☺️!!!