Menaka Vonjy

Menaka Vonjy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Menaka Vonjy, Madagasikara, Madagasikara.

👉Menaka Vonjy
👉 Spiruline de Morondava
👉 Baume fosa
👉 Mihafana
👉 Menaka Misinda
👉 Savony Special Visage
👉 Crème Coiffante Romarin + Tsihitafototra
👉 Crème Zezika
👉Sira Manampy
❤ Savoka vernis
💥 Savoka Cire Crème

☎️ 034 53 342 33

Salama tompoko 🙏Mbola misy hatrany ny menaka vonjyTanaAntsirabeManao livraison amn faritra7000ArMp
06/06/2026

Salama tompoko 🙏
Mbola misy hatrany ny menaka vonjy
Tana
Antsirabe
Manao livraison amn faritra
7000Ar
Mp

05/06/2026

Bonjour aza adino fa tsy menaka vonjy ihany no amidinay fa ireo mitondra vokatra voajanahary sy kalitao ho an'ny fikarakarana ny volo sns

🌿 Crème Coiffante Tsihitafototra + Romarin
🍯 Misy koa ny Savoka Vernis
🌱 Zezika by Valimbavaka

✅ Vokatra voajanahary
✅ Vita Malagasy
✅ Kalitao sy fahafaham-po ho an'ny mpanjifa
📦 Livraison sur Antananarivo sy ny manodidina 📍 Misy ihany koa ny fanaterana amin'ny faritra arakaraka ny fifanarahana.
📩 Aza misalasala mandefa hafatra raha mila fanazavana fanampiny na hanafatra

👉Menaka Vonjy
👉 Spiruline de Morondava
👉 Baume fosa
👉 Mihafana
👉 Menaka Misinda
👉 Savony Special Visage
👉 Crème Coiffante Romarin + Tsihitafototra
👉 Crème Zezika
👉Sira Manampy
❤ Savoka vernis
💥 Savoka Cire Crème

☎️ 034 53 342 33

*🧼 SAVONY VONJY DINGADINGANA  🌿*Ity savony ity no *Vonjy haingana* amin'ny hoditrao sy ny fianakavianao !  ✅ Manasitrana...
04/06/2026

*🧼 SAVONY VONJY DINGADINGANA 🌿*

Ity savony ity no *Vonjy haingana* amin'ny hoditrao sy ny fianakavianao !

✅ Manasitrana ny aretin-koditra, farasisa, fery hidihidy, laimpana.
✅ Manadio sy mampazava hoditra
✅ Tsara ho an'ny *zaza sy olon-dehibe*
✅ *Voajanahary 100%*
3000ar ny iray

📦 Vita Malagasy – fanasitrana mahomby sy mora
📍 Livraison Antananarivo, Antsirabe sy manodidina

*→ Savony feno herin’ny natiora, manadio sy mitsabo avy hatrany !*
😊

31/05/2026

💐 Mirary Fetin’ny Reny sambatra ho an’ny reny rehetra! Enga anie ho feno fifaliana, fahasalamana ary fitahiana ny fiainanareo. Misaotra amin’ny fitiavana, ny fikarakarana ary ny sorona ataonareo isan’andro. 💖

31/05/2026

💚 Menaka Vonjy : fanomezana kely ho an'ny fahasalamana sy ny fahazoana aina isan'andro. Afaka manafatra dieny izao ianao. 📩

Ndao mba atao cadeau an'i Maman eee 🎉💯Livraison sabotsy daholo 🎈na Antsirabe na Tanà ✨ Savoka Vernis Ataovy manjamanja s...
28/05/2026

Ndao mba atao cadeau an'i Maman eee 🎉💯
Livraison sabotsy daholo 🎈na Antsirabe na Tanà

✨ Savoka Vernis
Ataovy manjamanja sy mamirapiratra ny tranonao 😍🏠

✔️ Manome endrika raitra sy madio
✔️ Mampamirapiratra gorodona
✔️ Mora ampiasaina
✔️ Maharitra sady tena kalitao

💥 Trano malama, mamerovero ary manintona maso miaraka amin’ny Savoka Vernis ✨

🌿 Crème Zezika amin’ny volo
Ho an’ny volo salama, lava ary matevina 💆‍♀️✨
✔️ Mampaniry volo haingana
✔️ Mampalefaka sy mampamirapiratra
✔️ Miaro volo tsy ho tapaka
✔️ Mahatonga volo ho matevina sy tsara bika

💚 Volo manjamanja sy salama isan’andro miaraka amin’ny Crème Zezika By Valimbavaka 😍

Iza no efa nahita résultat tena haingana tamin’ny menaka vonjy ? Zarao ao amin'ny commentaire mba ho hitan'ny hafa 💋
28/05/2026

Iza no efa nahita résultat tena haingana tamin’ny menaka vonjy ? Zarao ao amin'ny commentaire mba ho hitan'ny hafa 💋

Bonbon Manga🥭 en retour600Aralefaso haingana ny commande ☎ 034 53 342 33Manao livraison ,mandefa @ faritra rehetra.
27/05/2026

Bonbon Manga🥭 en retour
600Ar
alefaso haingana ny commande ☎ 034 53 342 33

Manao livraison ,mandefa @ faritra rehetra.

Hitako be ny paozinlay livreuranay sy le olona anaterany entana raha vao mifanena 😅Ianao ilay izy 🙊😅(hita tany ho any)
25/05/2026

Hitako be ny paozinlay livreuranay sy le olona anaterany entana raha vao mifanena 😅
Ianao ilay izy 🙊😅
(hita tany ho any)

23/05/2026

Hey tsy super héros izahay.. Fa manampy hanasitrana kosa ny menaka vonjy👋

Revendeur :
💟 Antsirabe box1, 2,3 fihavanana
💟 Livraison tana sy amin'ny faritra

Afaka miditra hafatra miafina izay mila 👋

Address

Madagasikara
Madagasikara

Telephone

+261345334233

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Menaka Vonjy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Menaka Vonjy:

Share