Centre Médical Faliavanja

Centre Médical Faliavanja avoir des informations à propos de la venue des médecins français bénévoles qui consultent au centre Faliavanja

RECRUTEMENT MÉDECIN.....
07/07/2026

RECRUTEMENT MÉDECIN.....

👉 Zaza mikoaka lava tsy mety afaka na asthmatique na allergique....👨‍🔬 🤱👉 Olon- dehibe mikoaka sempotra mangidihidy na a...
19/06/2026

👉 Zaza mikoaka lava tsy mety afaka na asthmatique na allergique....👨‍🔬 🤱
👉 Olon- dehibe mikoaka sempotra mangidihidy na asthmatique..
👉 Olona misy areti-koditra..

Tonga dokotera Frantsay spécialiste ny :

- PNEUMO-ALLERGOLOGUE : mitsabo koaka sempotra mangidihidy
- PEDIATRE PNEUMOLOGUE : mitsabo zaza mikoaka sempotra mangidihidy 🤱
- DERMATOLOGUE :mitsabo aretin-koditra

👉 Manomboka mandray izy ireo ny : Alatsinainy faha 29 Juin 2026 ka hatramin'ny zoma faha 03 Juillet 2026 maraina ihany...

👉 Misy sarany ny fitsaboana

Marihina etoana fa mbola mitohy ny fandraisan'ny Pneumo-allergologue adulte hatramin'ny 22 Juillet 2026.

Raha mila fanazavana fanampiny antsoy ny 032 05 061 13

Sary indrana 🫣....

04/06/2026
👉 CARDIOLOGUE NA DOKOTERA FRANTSAY MPITSABO FO❤️‍🔥❤️‍🩹💔👈Maro ny  manontany hoe @ ny oviana Tonga ny spécialiste Frantsay...
04/06/2026

👉 CARDIOLOGUE NA DOKOTERA FRANTSAY MPITSABO FO❤️‍🔥❤️‍🩹💔👈

Maro ny manontany hoe @ ny oviana Tonga ny spécialiste Frantsay mitsabo fo

Tonga eto amintsika ary izy ny alatsinainy faha 15 juin 2026 ka hatramin'ny alakamisy faha 25 juin 2026

10 andro ihany izy no eo ka manantona avy hatrany any Faliavanja Mahajanga mamandrika toerana na antsoy ny 032 05 061 13...👩‍🔬

Misy sarany ny fitsaboana

Sary Indrana...🙏

Recrutement INFIRMIER qualifié......
15/04/2026

Recrutement INFIRMIER qualifié......

Address

Route De L'université Ambondrona Face Arrêt Jeannot Mahajanga
Mahajanga
401

Opening Hours

Monday 07:30 - 18:00
Tuesday 07:30 - 18:00
Wednesday 07:30 - 18:00
Thursday 07:30 - 18:00
Friday 07:30 - 18:00
Saturday 07:30 - 00:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Centre Médical Faliavanja posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Centre Médical Faliavanja:

Shortcuts

Share