Rasazy Tahiny

Rasazy Tahiny 😇 Si tu es absent lors de mes combat, n'espère pas être présent lors de mes succès 💪

18/02/2026

9Volana no hitondrana vohoka sy hiomanana .Tsy misy hoe tampoka ka tsy ho hisy raha voahomana rhf tonga ny fotoana

17/02/2026

Inona avy no mety ho antony mahatonga ny perte malailay sy mamofona miverimberina???Coms ary hoe...👇

Ry pivady, Samy miaraka mitsabo daholo na ny lahy na ny vavy rehefa tratran'izy ito. Eny hatr@ zanak'apelezana rehetra f...
10/02/2026

Ry pivady, Samy miaraka mitsabo daholo na ny lahy na ny vavy rehefa tratran'izy ito. Eny hatr@ zanak'apelezana rehetra f'aza tia tena.
Mba hendry fa tsy misangy aminao ny areti-mifindra 😉

Nanao kilalao kely isika an, Vakio kely anie sao hanampy anao eee 😍alefaso amin'ny Rasazy Mp ary ny numéro anareo ireto ...
04/02/2026

Nanao kilalao kely isika an, Vakio kely anie sao hanampy anao eee 😍alefaso amin'ny Rasazy Mp ary ny numéro anareo ireto , Yas/Orange

Mila abonnés @ Page●Partageo @ namana ●Afaka mangataka "réactions " @ namana - Durée 1 semaines ( mifarana le 04_01_26 i...
28/01/2026

Mila abonnés @ Page
●Partageo @ namana
●Afaka mangataka "réactions " @ namana
- Durée 1 semaines ( mifarana le 04_01_26 izany ny lalao)
😍 tsy misy hoe firy no mahazo fa izay tsara vintana sy mahafeno fe-petra eo mahazo daholo 😍

Inona ilay cadeaux ?? Tsy maintsy "Mobil money" moa izany 😁 efa tsy surprise intsony ann 😇

16/01/2026

Mihinana sakafo be FER raha toa ka mahatsiaro tena ho verivery tadidy
😇🙏😇

Faly miarahaba antsika rehetra hatrany Rasazy 😍 encore  bonne et hereuse année tsika rehetra 😘😘😘 Hiresaka momba ny TOXOP...
05/01/2026

Faly miarahaba antsika rehetra hatrany Rasazy 😍 encore bonne et hereuse année tsika rehetra 😘😘😘

Hiresaka momba ny TOXOPLASMOSE sy ny vohoka indray ary isika anio eee..

☆ Matetika dia tsy misy soritr'aretina amin'ny olon-dehibe izy io fa mampidi-doza ho an'ny zaza ao am-bohoka mandritra ny fitondrana vohoka fa indrindra ho an'ny olona manana hery fiarovana ambany.

🍁 Inona ary no antony ahazoana azy io???
● Fihinana hena manta na tsy masaka tsara.
● Fihinana voankazo na legioma tsy voasasa tsara.
● Fikirakirana tany voaloto (misy tain-tsaka) na fanovana ny fasika fikakazan'izy ireo.

❌️ Tandremo fa...
Mety hampidi-doza ho an'ny zaza ao an-kibo izy io ohatra amin'izany ireto:

●Fahasimban'ny atidoha
●Fahasimban'ny maso
●Fahasembanana ara-tsaina.

❌️ Ho an'ny olona marefo amin'ny hery fiarovana (mitondra ny tsimokaretina VIH ): mety hahafaty.

👉 Aretina azo sorohana tsara anefa izy :
☆ Fahadiovana:
》Sasao amin'ny rano madio ny voankazo sy legioma
》Andrahoy tsara ny hena
》Sasao ny tanana
》Diovy ny fitaovana fandrahoana sakafo.

🙏🙏 Mandritra ny fitondrana vohoka:

👉 Fadio ny hena manta, sasao tsara ny legioma manta, mitandrema amin'ny saka (mampiasa fonontanana na aniraho olona hafa ny hanolo ny fasika fasiany maloto)

🍁 Ahoana no mety ho fisehony ary??

● Ny ankamaroan'ny tsy misy soritr'aretina, aretina malefaka.
●●●● Mila manao analyse ( Aza misalasala rehefa hoy ny pitsabo anao hoe mila manao analyse fa ahasoa anao izany).

● Raha toa ho hisy soritr'aretina:
☆ Tazo kely, misy atody tarimo mivonto, aretin'andoha, havizanana (mitovy amin'ny gripa).

Izay fa mazotoa manao analyse
🙏 9 Volona no hitondrana vohoka, 9 volana hiomanana amin'ny fahaterahana. Ny fahaterahanao rahampitso tokiny ho fantanao androany, sorohy ny tampoka 🙏😍 Ampitiavana be 😘

29/12/2025

Raha matetika afa-jaza dia aleo aloha manantona pitsabo mizaha fahasalamana izay vao manao bevohoka indray.

19/11/2025

Fadio ny Alcool/ tabac / Si*****te rehefa mitondra vohoka fa sao ahazo zaza sampona eo vao hanome tsiny Andriamanitra.

Aza variana annn 😍 Efa miteny aho izay ... 🚶‍♀️
17/11/2025

Aza variana annn 😍 Efa miteny aho izay ... 🚶‍♀️

16/11/2025

1h avant dôdô no tokony misotro rano

farany dia maraina vao mifoha indray.

Izay fa soava ny alina daholo

 fans Ireto indray ary ny nahazo ilay crédit 5000Ar , midira mp am Rasazy ary . Contacte.
15/11/2025

fans Ireto indray ary ny nahazo ilay crédit 5000Ar , midira mp am Rasazy ary . Contacte.

Address

Belle-vue, Mahavelou
Sainte-Marie
515

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00
Sunday 13:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rasazy Tahiny posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Rasazy Tahiny:

Share