Pôle Santé Solidaire - SainteMarie

  • Home
  • Pôle Santé Solidaire - SainteMarie

Pôle Santé Solidaire - SainteMarie - Médecine générale
- Consultations (Médicale - prénatale )
- Échographie
- Maternité

08/03/2026
🌸 Prenez soin de vous, femmes formidables !Votre santé est votre force : dépistage régulier, alimentation saine, activit...
04/03/2026

🌸 Prenez soin de vous, femmes formidables !
Votre santé est votre force : dépistage régulier, alimentation saine, activité physique et bien-être émotionnel.

🌸 Mitandrema amin'ny fahasalamanao, ry vehivavy mahery fo !Ny fahasalamanao no hery : manaova fitsirihana tsy tapaka, mi...
02/03/2026

🌸 Mitandrema amin'ny fahasalamanao, ry vehivavy mahery fo !
Ny fahasalamanao no hery : manaova fitsirihana tsy tapaka, misafidiana sakafo ara-pahasalamana, manaova fanatanjahan-tena !

Fitsirihana ara-pahasalamana isan-taona.Notanterahina ny volana Febroary 2026  ny fitsirihana ara-pahasalamana ho an’ny ...
01/03/2026

Fitsirihana ara-pahasalamana isan-taona.
Notanterahina ny volana Febroary 2026 ny fitsirihana ara-pahasalamana ho an’ny mpiasa tamin'orinasa iray raisin'ny PSS an-tanana , notarihin’i Dr Francianah sy Mr Désiré.
👉 131 ireo olona nozahana sy notsaboina.
Nisy ihany koa ny fanentanana (IEC) momba ny fahasalamana, indrindra mikasika ny fahadiovan’ny vava sy nify, ny fisorohana ny tosidra ambony (HTA) ary ny tsy fahampian-drano.

Mitohy hatrany ny ezaka ho fanatsarana ny fahasalaman’ny mpiasa. 💙

🔴 Mbola mikatona mandritra ity andro anio ity ny PSS.Ity fanapahan-kevitra ity dia raisina ho fiarovana ny marary sy ny ...
11/02/2026

🔴 Mbola mikatona mandritra ity andro anio ity ny PSS.

Ity fanapahan-kevitra ity dia raisina ho fiarovana ny marary sy ny mpiasa rehetra.

10/02/2026
Tontosa soa aman-tsara ny fivoriana ara-pahasalamana nokarakarain’ny DRSP Analanjirofo / SDSP Sainte-Marie, momba ny fan...
05/02/2026

Tontosa soa aman-tsara ny fivoriana ara-pahasalamana nokarakarain’ny DRSP Analanjirofo / SDSP Sainte-Marie, momba ny fandaminana sy ny asa hotanterahina amin’ny taona 2026, ny Zoma 30 Janoary 2026.

👉 Nandray anjara mavitrika ny PSS, ary nanatrika ny fanasana ireo mpiasa rehetra voakasika.

Misaotra ny mpikarakara sy ireo nandray anjara tamin’ny fanatanterahana ity fihaonana ity.

🩺 Fisorohana sy fahasalamana andavanandroFomba fanasana tanana tsara sy ny antony maha-zava-dehibe azy !!
28/01/2026

🩺 Fisorohana sy fahasalamana andavanandro

Fomba fanasana tanana tsara sy ny antony maha-zava-dehibe azy !!

🎉 Joyeux anniversaire Monsieur le Président du Pôle Santé Solidaire - SainteMarie  - GERARD HOAREAU 🎉Nous adressons nos ...
26/01/2026

🎉 Joyeux anniversaire Monsieur le Président du Pôle Santé Solidaire - SainteMarie - GERARD HOAREAU 🎉

Nous adressons nos sincères remerciements au Président du Pôle Santé Solidaire pour son dévouement et sa confiance envers les équipes engagées sur le terrain.
Ainsi que pour ce projet structurant, porteur d’espoir et de progrès pour Sainte-Marie et pour Madagascar tout entier.

« Que le Seigneur te bénisse et te garde !
Que le Seigneur fasse briller sur toi son visage, et t’accorde sa grâce !
Que le Seigneur tourne vers toi son visage, et te donne la paix ! »
Nombres 6:24-26

🙏 Merci pour cette vision solidaire et durable.

Ny Pôle Santé Solidaire (PSS) dia manolotra ho an’ny mponina ny Savony Ody Galy, savony fitsaboana manaraka ny fenitra n...
22/01/2026

Ny Pôle Santé Solidaire (PSS) dia manolotra ho an’ny mponina ny Savony Ody Galy, savony fitsaboana manaraka ny fenitra napetraky ny OMS, ary novokarina teto Madagasikara amin’ny fomba artisanal.

Savony Ody Galy dia savony fitsaboana ho an’ny hoditra, manaraka ny fenitra OMS, misy benzyl sy cresyl (2%), novokarina teto Madagasikara amin’ny fomba artisanal.

✨ Inona no tsaboiny ?

Lagaly, ratra, kaikitra bibikely (moka), mycose, ankandrano, hao, bilharziose, pellicule, odi-potsy, mangidihidy sy fahasosorana amin’ny hoditra.

✅ Manadio sy miaro ny hoditra
✅ Manampy amin’ny fanasitranana ny fery
✅ Manala mangidihidy
✅ Tsy mampisy allergie

📍 Amidy eto amin’ny Pôle Santé Solidaire (PSS)
Sarany : 3000ar

Ho fiarovana ny fahasalaman’ny fianakaviana.

Address

Ambodifotatra

515

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261342012303

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pôle Santé Solidaire - SainteMarie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Pôle Santé Solidaire - SainteMarie:

  • Want your business to be the top-listed Health & Beauty Business?

Share