Natoraly Plus Sambava offisialy

Natoraly Plus Sambava offisialy โœ… Natoraly plus sambava Offisialy dia mitondra fahasalamana ho anao 100%
๐Ÿ“žTรฉl: 037 80 025 08 / 038 98 815 20

11/06/2026

Ny Maquillage
Misy sipa manao maquillage ka vao avy ny orana na tratrany orana dia miova ho olon-kafa mihitsy ny tarehiny.

๐Ÿ’โ€โ™‚๏ธ HIRESAKA MOMBAN'NY " ๐’๐๐€๐’๐Œ๐Ž๐๐‡๐ˆ๐‹๐ˆ๐„ " ISIKA ANDROANY.   โ€ข ๐๐ฒ ๐’๐ฉ๐š๐ฌ๐ฆ๐จ๐ฉ๐ก๐ข๐ฅ๐ข๐ž dia aretina mifandray amin'ny fikorontanan'...
11/06/2026

๐Ÿ’โ€โ™‚๏ธ HIRESAKA MOMBAN'NY " ๐’๐๐€๐’๐Œ๐Ž๐๐‡๐ˆ๐‹๐ˆ๐„ " ISIKA ANDROANY.

โ€ข ๐๐ฒ ๐’๐ฉ๐š๐ฌ๐ฆ๐จ๐ฉ๐ก๐ข๐ฅ๐ข๐ž dia aretina mifandray amin'ny fikorontanan'ny rafi-pitatitra sy ny hozatry ny vatana, izay matetika vokatry ny ๐€๐ƒ๐ˆ๐-๐“๐’๐€๐ˆ๐๐€ (๐’๐ญ๐ซ๐ž๐ฌ๐ฌ), ny ๐…๐š๐ง๐š๐ก๐ข๐š๐ง๐š ๐›๐ž ๐ฅ๐จ๐š๐ญ๐ซ๐š, na ny tsy fahampian'ny ๐Œ๐ข๐ง๐ž๐ซ๐š๐ฅ๐ฒ toy ny ๐Œ๐š๐ ๐ง๐ž๐ณ๐ข๐ฎ๐ฆ๐š sy ny ๐Š๐š๐ฅ๐ฌ๐ข๐จ๐ฆ๐š.

โ€ข Tsy sokajiana ho aretina mitaiza lehibe iraisam-pirenena izy io, fa mifandray akaiky amin'ny fanafintohinana ara-tsaina sy ny fikorontanan'ny saina (ataon'ny mpitsabo hoe ๐‚๐‘๐ˆ๐’๐„ ๐ƒ'๐€๐๐†๐Ž๐ˆ๐’๐’๐„ na ๐€๐“๐“๐€๐๐”๐„ ๐ƒ๐„ ๐๐€๐๐ˆ๐๐”๐„ ).

๐Ÿ’โ€โ™‚๏ธ ๐•„๐•€โ„ค๐”ธโ„๐”ธ ๐”ฝ๐•€โ„๐• ๐”ธโ„๐• โ„•๐• ๐”ฝ๐•†๐•„๐”น๐”ธ ๐”ฝ๐•€๐•Š๐”ผโ„๐•†โ„•๐• ๐•Šโ„™๐”ธ๐•Š๐•„๐•†โ„™โ„๐•€๐•ƒ๐•€๐”ผ ?

ยฐยฐยฐ ๐Œ๐ข๐ณ๐š๐ซ๐š ๐ซ๐จ๐š ny fomba fisehon'ny ๐’๐ฉ๐š๐ฌ๐ฆ๐จ๐ฉ๐ก๐ข๐ฅ๐ข๐ž : ny famantarana mandritra ny fotoana idiran'ny ๐Š๐ซ๐ข๐ณ๐ฒ, sy ny famantarana rehefa ๐“๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ฌ๐ฒ ๐ค๐ซ๐ข๐ณ๐ฒ.Ny fisehony mandritra ny krizy (๐‚๐ซ๐ข๐ฌ๐ž ๐๐ž ๐’๐ฉ๐š๐ฌ๐ฆ๐จ๐ฉ๐ก๐ข๐ฅ๐ข๐ž)Miseho tampoka ny krizy ary mety haharitra minitra vitsy ka hatramin'ny antsasakatr'adiny.

>>> ๐•€โ„๐”ผ๐•† ๐”ฝ๐”ธ๐•„๐”ธโ„•๐•‹๐”ธโ„๐”ธโ„•๐”ธ ๐•„๐•€๐•Š๐•†โ„•๐”พ๐”ธ๐”ป๐•€๐”ธโ„•๐”ธ ๐•€โ„•๐”ปโ„๐•€โ„•๐”ปโ„๐”ธ : Fahasarotana miaina zany hoe : Miaina haingana loatra sy ambony ambony ny marary (hyperventilation), ary mahatsapa ho sempotra na tery tenda.

โœ… ๐๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ก๐ข๐ง๐ญ๐ฌ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐ก๐จ๐ณ๐š๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ญ๐š๐ง๐š๐ง๐š : Mihinjitra sy miforitra ny tanana ka antsoin'ny mpitsabo hoe "main d'accoucheur". Mety hikorontana sy hangovitra koa ny hozatry ny tarehy na ny hodi-maso.

โœ… ๐๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ค๐ข๐ญ๐ข๐ค๐ข๐ญ๐ข๐ค๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐“๐ฌ๐ž๐ฆ๐›๐จ๐ค๐š : Mahatsapa fikitikitika (tsindrontsindrona) amin'ny tanana, tongotra, ary ny molotra ny marary. Miaraka amin'izay koa ny tsemboka mangatsiaka sy ny ririnin-dandrina.

โœ… ๐…๐ข๐ค๐จ๐ซ๐จ๐ง๐ญ๐š๐ง๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ฆ๐ฉ๐š๐ง๐๐ž๐ก๐š๐ง๐š๐ง-๐๐ซ๐š : Mitempo haingana be ny fo (๐๐š๐ฅ๐ฉ๐ข๐ญ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง๐ฌ) ary tsapa ho rantsana mangatsiaka ny tanana sy ny tongotra.

โœ… ๐…๐š๐ง๐ข๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐“๐š๐ก๐จ๐ญ๐ซ๐š : Mahatsapa fanina mafy ny marary, ary mahatsapa tahotra mafy ho faty tampoka.

โžก๏ธ Ny fisehony ivelan'ny fotoana hisian'ny krizy ...Na dia tsy mandalo krizy aza ny olona ๐’๐ฉ๐š๐ฌ๐ฆ๐จ๐ฉ๐ก๐ข๐ฅ๐ข๐ž, dia misy famantarana maromaro mahazo azy isan'andro :

๐Ÿ‘‰ ๐‘๐ž๐ซ๐š๐ค๐š ๐ฆ๐ข๐ญ๐š๐ข๐ณ๐š : Reraka be foana na dia vao mifoha maraina aza.

๐Ÿ‘‰ ๐Œ๐š๐ซ๐š๐ซ๐ฒ ๐š๐ง-๐๐จ๐ก๐š : Matetika marary an-doha na misy aretin-doha tsy tiana (migraine).

๐Ÿ‘‰ ๐…๐ข๐ค๐จ๐ซ๐จ๐ง๐ญ๐š๐ง๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐ญ๐จ๐ซ๐ข๐ฆ๐š๐ฌ๐จ : Tsy mety mahita tory na taitaitra lava rehefa alina.

๐Ÿ‘‰ ๐Ž๐ฅ๐š๐ง๐š ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐“๐ฌ๐ข๐ง๐š๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐•๐š๐ฏ๐จ๐ง๐ฒ : Marary kibo, mivalana, na mitohana matetika.

๐Ÿ’โ€โ™‚๏ธ Raha sendra misy olona tratran'ny ๐Š๐ซ๐ข๐ณ๐ฒ ๐’๐ฉ๐š๐ฌ๐ฆ๐จ๐ฉ๐ก๐ข๐ฅ๐ข๐ž eo akaikinao, ny fomba tsotra indrindra hanampiana azy dia ny fampitoniana azy, ny ๐…๐š๐ฆ๐ฉ๐š๐ง๐๐ซ๐ข๐š๐ง๐š na ๐…๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ข๐ซ๐š๐ง๐š azy amin'ny toerana milamina, ary ny fampianarana azy handamina ny fofonainy (๐Œ๐ข๐Ÿ๐จ๐ค๐š ๐ซ๐ข๐ฏ๐จ๐ญ๐ซ๐š ๐ฆ๐ข๐š๐๐š๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐š๐ฆ๐จ๐š๐ค๐š ๐š๐ณ๐ฒ ๐ฆ๐ข๐š๐๐š๐ง๐š...) mba hiverenan'ny fifanditran'ny rivotra ao anatin'ny vatany.

โœ…SAMIA MIZARA ARY TOPOKO

โœ๏ธ Azadino ny manaraka sy mi-abonnรฉ Pejy ยฉ๏ธ Natoraly Plus Sambava offisialy

10/06/2026

"Ny nify, sady haingo no fahasalamana".

๐Ÿ’ ๐ˆ๐๐Ž๐๐€ ๐€๐•๐˜ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐“๐Ž๐Œ๐๐Ž๐๐“๐’๐Ž๐€ ๐€๐‘๐€-๐๐€๐‡๐€๐’๐€๐‹๐€๐Œ๐€๐๐€ ๐€๐™๐Ž ๐€๐•๐˜ ๐€๐Œ๐ˆ๐'๐๐˜ ๐…๐ˆ๐‡๐ˆ๐๐€๐๐€  ๐“๐€๐๐“๐„๐‹๐˜ ๐’๐˜ ๐•๐Ž๐€๐’๐€๐‘๐˜ ๐Œ๐€๐Š๐ˆ๐‘๐€๐๐€ ๐€๐‘๐˜  ๐’๐€๐Š๐€๐Œ๐€๐‹๐€๐‡๐Ž ?   ยฐ...
10/06/2026

๐Ÿ’ ๐ˆ๐๐Ž๐๐€ ๐€๐•๐˜ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐“๐Ž๐Œ๐๐Ž๐๐“๐’๐Ž๐€ ๐€๐‘๐€-๐๐€๐‡๐€๐’๐€๐‹๐€๐Œ๐€๐๐€ ๐€๐™๐Ž ๐€๐•๐˜ ๐€๐Œ๐ˆ๐'๐๐˜ ๐…๐ˆ๐‡๐ˆ๐๐€๐๐€ ๐“๐€๐๐“๐„๐‹๐˜ ๐’๐˜ ๐•๐Ž๐€๐’๐€๐‘๐˜ ๐Œ๐€๐Š๐ˆ๐‘๐€๐๐€ ๐€๐‘๐˜ ๐’๐€๐Š๐€๐Œ๐€๐‹๐€๐‡๐Ž ?

ยฐยฐยฐ Ny fisotroana na fihinanana fifangaroana ๐“๐š๐ง๐ญ๐ž๐ฅ๐ฒ, ๐•๐จ๐š๐ฌ๐š๐ซ๐ฒ ๐ฆ๐š๐ค๐ข๐ซ๐š๐ง๐š ary ๐’๐š๐ค๐š๐ฆ๐š๐ฅ๐š๐ก๐จ dia miteraka hery miasa mangina mahery vaika ho an'ny vatana ๐Ÿฏ๐Ÿ‹. Manasitrana aretina maro izy io, indrindra fa ny aretin-tenda, kohaka, ary manamafy ny hery fiarovana mandritra ny vanim-potoana mangatsiaka.

๐ŸŒŸ ๐“๐Ž๐Œ๐๐Ž๐๐“๐’๐Ž๐€ ๐€๐‘๐€-๐๐€๐‡๐€๐’๐€๐‹๐€๐Œ๐€๐๐€

โœ… ๐Œ๐š๐ง๐š๐ฆ๐š๐Ÿ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐‡๐ž๐ซ๐ฒ ๐…๐ข๐š๐ซ๐จ๐ฏ๐š๐ง๐š : Ny voasary makirana dia manankarena vitamina C, fa ny tantely kosa dia misy antioxydants izay miaro ny sela amin'ny fahasimbana.

โœ… ๐Œ๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐ญ๐จ๐ง๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐š๐ซ๐ž๐ญ๐ข๐ง-๐ญ๐ž๐ง๐๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Š๐จ๐ก๐š๐ค๐š : Manalefaka ny tenda maina na mangidihidy ny tantely amin'ny alร lan'ny fananganana sosona miaro ao anatiny. Ny sakamalaho sy ny voasary kosa dia manala ny mikraoba.

โœ… ๐Œ๐š๐ง๐š๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐๐ž๐ฏ๐จ๐ง๐š๐ง-๐ค๐š๐ง๐ข๐ง๐š : Ny sakamalaho dia mampirisika ny famokarana rora sy manampy amin'ny faharavan'ny sakafo ka misoroka ny ballonnement.

โœ… ๐Œ๐š๐ง๐š๐ฆ๐ฉ๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ก๐ž๐ง๐š๐ง-๐๐š๐ง๐ฃ๐š : Ny fifangaroana dia manadio ny vatana ary manafaingana ny fandoroana tavy.
_
_

๐Ÿฉบ ๐•€โ„๐”ผ๐•† ๐”ธโ„๐”ผ๐•‹๐•€โ„•๐”ธ ๐•Š๐•€๐•‹โ„๐”ธโ„•๐• ๐•Š๐• ๐”ธโ„๐”ผโ„•๐”ธโ„•๐• ?

๐Ÿ‘‰ ๐’๐ž๐ญ๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐†๐ซ๐ข๐ฉ๐š ary ny soritr'aretina miaraka aminy.

๐Ÿ‘‰ ๐“๐ž๐ง๐๐š ๐ฆ๐š๐ซ๐š๐ซ๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐Š๐จ๐ก๐š๐ค๐š.

๐Ÿ‘‰ ๐Œ๐š๐ฅ๐จ๐ข๐ฅ๐จ๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐จ๐ฅ๐š๐ง๐š ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐•๐š๐ฏ๐จ๐ง๐ฒ (toy ny fivalanana kely na entona).

๐Ÿ‘‰ ๐…๐š๐ก๐š๐ซ๐ž๐ซ๐š๐ก๐š๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ง๐š ๐ก๐ž๐ซ๐ฒ.
_
_

๐Ÿฅฃ ๐”ฝ๐•†๐•„๐”ธ ๐”ฝ๐•€๐•‚๐”ธโ„๐”ธ๐•‚๐”ธโ„๐”ธโ„•๐”ธ ๐”ธโ„ค๐• :

๐Ÿญ_ Makร  sakamalaho 1 na 2 sm (santimetatra eo ho eo), sasao tsara ary teteho madinika na kikisana.

๐Ÿฎ_ Ampangotrahina ao anaty rano 1 kaopy na 1 kaopy sy sasany eo ho eo mandritra ny 10 minitra ilay sakamalaho.

๐Ÿฏ_ Avelao ho somary matimaty ilay izy (tsy tokony ho mafana be sao mahamay ny tantely ary manimba ny otrikaina ao aminy).

๐Ÿฐ_ Arotsaho ao ny ranom-boasary makirana antsasany (1/2) ary asio tantely 1 sotrokely.
_
_

โฑ๏ธ ๐”ฝ๐•†๐•‹๐•†๐”ธโ„•๐”ธ ๐•‹๐•Š๐”ธโ„๐”ธ ๐•‹๐•†๐•‚๐•†โ„•๐• โ„๐•€โ„๐•€โ„•๐”ธโ„•๐”ธ โ„•๐”ธ โ„๐•€๐•Š๐•†๐•‹โ„๐•†๐”ธโ„•๐”ธ ๐”ธโ„ค๐•

>>>๐•๐š๐จ ๐ฆ๐š๐ซ๐š๐ข๐ง๐š ๐€๐จ๐ซ๐ข๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐Ÿ๐จ๐ก๐š๐ณ๐š๐ง๐š : Raha sotroina amin'ny kibo mbola foana dia manadio ny vatana (dรฉtox) ary manome hery tsara ho an'ny tontolo andro.

>>> ๐Œ๐ข๐š๐ฅ๐จ๐ก๐š ๐ง๐š ๐€๐จ๐ซ๐ข๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐ฌ๐š๐ค๐š๐Ÿ๐จ : Raha ny fandevonan-kanina no tena tadiavinao hatsaraina, dia tsara ny misotro azy antsasak'adiny alohan'ny sakafo.

>>>๐Œ๐ข๐š๐ฅ๐จ๐ก๐š ๐ง๐ฒ ๐‡๐š๐ญ๐จ๐ซ๐ฒ : Ho an'ny kohaka sy tenda marary dia tsara ny misotro azy mafana tsara alohan'ny hatory mba hampitony ny tenda mandritra ny alina.

โ€ข ๐“๐ˆ๐€๐Š๐Ž ๐Œ๐€๐‘๐ˆ๐‡๐ˆ๐๐€ ๐„๐“๐Ž : Rehefa tsy zakany vatanao sy tsy zakany aretina misy aminao dia tsara raha tsy manao topoko

โœ… ๐’๐€๐Œ๐ˆ๐€ ๐Œ๐ˆ๐™๐€๐‘๐€ ๐€๐‘๐˜ ๐“๐Ž๐๐Ž๐Š๐Ž

๐€๐ณ๐š๐๐ข๐ง๐จ ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐š๐ง๐š๐ซ๐š๐ค๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ข-๐š๐›๐จ๐ง๐งรฉ ๐๐ž๐ฃ๐ฒ ยฉ Natoraly Plus Sambava offisialy

10/06/2026

Un grand merci ร  mes nouveaux followers ! Mamany Steeven, Nadia Ravonimiandrisoa, Fredy Jacquelin, Elli Chaefy, Miharintsoa Norotiana, Linda รŽzรฝ Kรฎffรซkรธ, Rasoanomenjanahary Miantso, Aina Rodolphe, Balita Zafimanta, Tiana Mihajasoa, Rosa Fidele, Liva Randriamahazo, Andrianaly Malala Njarasoa, Ange Saralea, Smk Junior, Ralalahery Lovampandresy, Julien Randriamialison, Nantenainasoa Rafaralahy, Merline Merline, Tsiory Randria, Fitiavana Raharimalala

 โœจ ๐•๐ˆ๐“๐€ ๐๐˜ ๐€๐…๐€-๐๐„๐๐ˆ๐๐€ ๐…๐€ ๐“๐’๐˜ ๐๐€๐‡๐ˆ๐“๐€ ๐•๐Ž๐Š๐€๐๐˜ ?โœจMaro amin'ireo ๐Œ๐ฉ๐š๐ง๐ฃ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฒ no efa lany ๐•๐จ๐ฅ๐š sy ๐…๐จ๐ญ๐จ๐š๐ง๐š  nitety ๐…๐ข๐ญ๐ฌ๐š๐›๐จ๐š๐ง๐š a...
09/06/2026



โœจ ๐•๐ˆ๐“๐€ ๐๐˜ ๐€๐…๐€-๐๐„๐๐ˆ๐๐€ ๐…๐€ ๐“๐’๐˜ ๐๐€๐‡๐ˆ๐“๐€ ๐•๐Ž๐Š๐€๐๐˜ ?โœจ

Maro amin'ireo ๐Œ๐ฉ๐š๐ง๐ฃ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฒ no efa lany ๐•๐จ๐ฅ๐š sy ๐…๐จ๐ญ๐จ๐š๐ง๐š nitety ๐…๐ข๐ญ๐ฌ๐š๐›๐จ๐š๐ง๐š ary nampiasa karazan-dร lana maro vao nifanojo taminay.

๐ŸŒฟ Efa saika tsy natoky izy ireo tamin'ny voalohany, saingy nanapa-kevitra ny ๐‡๐š๐ง๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ง๐š ihany rehefa avy nisedra fitsaboana samihafa.

Ny vokany? Tena afa-po izy ireo ankehitriny!

๐Ÿ™Œ Misaotra mametraka ๐…๐ข๐ญ๐จ๐ค๐ข๐ฌ๐š๐ง๐š ๐ญ๐š๐ญ๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง๐š๐ฒ hatrany ary mirary fahasitranana tanteraka ho anao!

__ Manana aretin-koditra tsy mety sitrana ve ianao? Aza kivy intsony fa afaka manampy anao izahay!

๐Ÿ“ ๐€๐ข๐ณ๐š ๐ง๐จ ๐š๐ก๐ข๐ญ๐š๐ง๐š ๐š๐ง๐š๐ฒ?

๐’๐€๐Œ๐๐€๐•๐€ ๐€๐๐“๐€๐ˆ๐Œ๐๐˜ (Mifanandrify amin'ny ๐๐ˆ๐‘๐€๐Ž๐๐˜ ๐…๐Ž๐Š๐Ž๐๐“๐€๐๐˜, )

๐Ÿ“ž ๐‹๐š๐ก๐š๐ซ๐š๐ง๐š ๐Ÿ๐ข๐ง๐๐š๐ฒ : ๐Ÿฌ๐Ÿฏ๐Ÿณ ๐Ÿด๐Ÿฌ ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฑ ๐Ÿฌ๐Ÿด / ๐Ÿฌ๐Ÿฏ๐Ÿด ๐Ÿต๐Ÿด ๐Ÿด๐Ÿญ๐Ÿฑ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ

Natoraly Plus Sambava offisialy dia vonona handray sy hanampy anao amin'ny fomba rehatra amin'ny fitsabona. Tongasoa eto amintsika! ๐Ÿค๐ŸŒธ

โ€ข ๐‡๐ˆ๐‘๐„๐’๐€๐Š๐€ ๐Œ๐Ž๐Œ๐๐€๐'๐๐˜ ๐€๐’๐“๐‡๐Œ๐„ ๐๐€ ๐€๐’๐Œ๐€ ๐ˆ๐๐ƒ๐‘๐€๐˜ ๐ˆ๐’๐ˆ๐Š๐€ ๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž๐€๐๐˜Ny               ...Inona ny atao hoe : ๐€๐’๐“๐‡๐Œ๐„ ๐๐€ ๐€๐’๐Œ๐€ ?   โ€ข ๐€๐’...
09/06/2026

โ€ข ๐‡๐ˆ๐‘๐„๐’๐€๐Š๐€ ๐Œ๐Ž๐Œ๐๐€๐'๐๐˜ ๐€๐’๐“๐‡๐Œ๐„ ๐๐€ ๐€๐’๐Œ๐€ ๐ˆ๐๐ƒ๐‘๐€๐˜ ๐ˆ๐’๐ˆ๐Š๐€ ๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž๐€๐๐˜Ny

...Inona ny atao hoe : ๐€๐’๐“๐‡๐Œ๐„ ๐๐€ ๐€๐’๐Œ๐€ ?

โ€ข ๐€๐’๐Œ๐€ na ๐€๐’๐“๐‡๐Œ๐„ dia areti-mifindra mitaiza izay mahazo ny lalan-drivotra ao amin'ny ๐‡๐€๐•๐Ž๐Š๐€๐•๐Ž๐Š๐€.

__๐Œ๐ข๐ฏ๐จ๐ง๐ญ๐จ ๐ฌ๐ฒ ๐“๐ž๐ซ๐ฒ ireo ๐ฅ๐š๐ฅ๐š๐ง-๐๐ซ๐ข๐ฏ๐จ๐ญ๐ซ๐š ireo ka mahatonga ny olona iray ho " ๐’๐„๐Œ๐๐Ž๐“๐‘๐€ ".
_
_

โ€ข ๐ˆ๐๐Ž๐๐€ ๐€๐•๐˜ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐…๐€๐Œ๐€๐๐“๐€๐‘๐€๐๐€ ๐๐€ ๐’๐Ž๐‘๐ˆ๐“๐‘'๐€๐‘๐„๐“๐ˆ๐๐€ ๐Œ๐€๐“๐„๐“๐ˆ๐Š๐€ ๐Œ๐ˆ๐’๐„๐‡๐Ž ๐€๐Œ๐ˆ๐'๐๐˜ ๐€๐’๐Œ๐€ ?

โ€ข ๐ŸŒฌ๏ธ ๐”ฝ๐•’๐•™๐•’๐•ค๐•–๐•ž๐•ก๐• ๐•ฃ๐•’๐•Ÿ๐•’ na ๐”ฝ๐•’๐•™๐•’๐•ค๐•’๐•™๐•š๐•ฃ๐•’๐•Ÿ๐•’๐•Ÿ๐•’ amin'ny ๐”ฝ๐• ๐•—๐• ๐•Ÿ๐•’๐•š๐•Ÿ๐•’ (indrindra rehefa manao ezaka na amin'ny alina).

โ€ข ๐Ÿซ ๐”ฝ๐•–๐•  ๐•ž๐•š๐•ฅ๐•ค๐• ๐•œ๐•’ na ๐•„๐•š๐•™๐•’๐•ฃ๐• ๐•Ÿ๐•’ rehefa mamoaka rivotra (๐’๐ˆ๐…๐…๐‹๐„๐Œ๐„๐๐“).

โ€ข ๐Ÿ’ฅ ๐”ฝ๐•š๐•™๐• ๐•š๐•™๐• ๐•’๐•Ÿ'๐•Ÿ๐•ช ๐•ฅ๐•ฃ๐•’๐•ฅ๐•ฃ๐•’ na fahatsapana ho mavesatra sy voatsindry.

โ€ข ๐ŸŒฟ ๐•‚๐• ๐•™๐•’๐•œ๐•’ ๐•ž๐•’๐•š๐•Ÿ๐•’ izay miverimberina matetika.
..Zany hoe : Raha toa ka tsy voahara-maso sy tsy voatsabo tsara ny ๐€๐’๐Œ๐€, dia mety hitera-doza ho an'ny fahasalamana izany :

โ€ข โš ๏ธ ๐…๐š๐ง๐š๐Ÿ๐ข๐ก๐š๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ก๐ž๐ซ๐ฒ ๐ฏ๐š๐ข๐ค๐š mety hitondra any amin'ny hopitaly.

โ€ข โšก ๐…๐š๐ก๐š๐ฌ๐ข๐ฆ๐›๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐ก๐š๐ฏ๐จ๐ค๐š๐ฏ๐จ๐ค๐š tsikelikely.

โ€ข ๐Ÿ’” ๐…๐š๐ก๐š๐ฌ๐š๐ซ๐จ๐ญ๐š๐ง๐š ๐ž๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐š๐ฌ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐…๐จ sy ny lalan-drร .

โ€ข ๐Ÿฅ€ ๐…๐ข๐ก๐ž๐ง๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐“๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ก๐š๐ฏ๐ž๐ฅ๐จ๐ฆ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐ฏ๐š๐ญ๐š๐ง๐š isan'andro.
_
_

๐ŸŒฟ ๐€๐™๐Ž ๐“๐’๐€๐๐Ž๐ˆ๐๐€ ๐•๐„ ๐๐˜ ๐€๐’๐Œ๐€ ?

๐„๐๐˜, tena azo tsaboina tsara ny ๐€๐’๐Œ๐€ mba tsy hisehoany intsony ary ahafahanao miaina am-pilaminana sy am-pitiavana ny fiainanao manontolo.

๐ŸŒฟ Ny herin'ny Vokatra voajanahary sy ny fanafody na fitrandraha zava-maniry voajanahary izay efa vita sedra sy andrana dia dingana voalohany tena mandaitra ny amin'ny fitsaboana ary mifototra amin'ny fampiasana fanafody ๐’๐ˆ๐‘๐Ž๐ ๐„๐—๐๐„๐‘๐‚๐“๐Ž๐‘๐€๐๐“, ๐•๐€๐’๐€๐Ž๐ƒ๐ˆ๐‹๐€๐“๐€๐“๐„๐”๐‘, ๐€๐๐“๐ˆ๐๐ˆ๐Ž๐“๐ˆ๐๐”๐„ ๐ƒ๐„๐’ ๐•๐Ž๐ˆ๐„๐’ ๐‘๐„๐’๐๐ˆ๐‘๐€๐“๐Ž๐ˆ๐‘๐„๐’ ๐€ ๐›๐š๐ฌ๐ž ๐๐ž ๐ฉ๐ฅ๐š๐ง๐ญ๐ž๐ฌ ๐ฆรฉ๐๐ข๐œ๐ข๐ง๐š๐ฅ๐ž๐ฌ ๐๐ž ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐œ๐š๐ซ

โ€ข ๐Œ๐€๐Œ๐๐€๐‹๐„๐Œ๐˜ ๐’๐˜ ๐Œ๐€๐๐€๐’๐ˆ๐“๐‘๐€๐๐€ :
_ ๐‘๐‘ฆ ๐‘™๐‘Ž๐‘™๐‘Ž๐‘›-๐‘‘๐‘Ÿ๐‘–๐‘ฃ๐‘œ๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž
_ ๐‘๐‘ฆ ๐‘˜๐‘œโ„Ž๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž ๐‘ก๐‘ ๐‘ฆ ๐‘š๐‘’๐‘ก๐‘ฆ ๐‘š๐‘–๐‘—๐‘Ž๐‘›๐‘œ๐‘›๐‘Ž ๐‘ ๐‘ฆ ๐‘ก๐‘ ๐‘ฆ ๐‘š๐‘Ž๐‘ ๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž
_ ๐‘†๐‘’๐‘š๐‘๐‘œ๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž
_ ๐‘‡๐‘Ž๐‘œ๐‘ฃ๐‘Ž๐‘š-๐‘๐‘–๐‘ ๐‘’๐‘“๐‘œ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž
_
_
..๐‡๐ข๐ญ๐š๐ง๐š๐จ ๐š๐ญ๐จ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ Natoraly Plus Sambava offisialy ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ฏ๐จ๐ค๐š๐ญ๐ซ๐š ๐ข๐ซ๐ž๐จ

_ ๐’๐€๐Œ๐๐€๐•๐€ ๐€๐๐“๐€๐ˆ๐Œ๐๐˜ ๐€๐Œ๐๐ˆ๐“๐€๐'๐๐˜ ๐๐ˆ๐‘๐€๐Ž๐๐˜ ๐…๐Ž๐Š๐Ž๐๐“๐€๐๐˜

_๐…๐ˆ๐‹๐€๐-๐Š๐„๐•๐ˆ๐“๐‘๐€ : ๐Ÿฌ๐Ÿฏ๐Ÿณ ๐Ÿด๐Ÿฌ ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฑ ๐Ÿฌ๐Ÿด/๐Ÿฌ๐Ÿฏ๐Ÿด ๐Ÿต๐Ÿด ๐Ÿด๐Ÿญ๐Ÿฑ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ

โ€ข ๐’๐€๐Œ๐ˆ๐€ ๐Œ๐ˆ๐™๐€๐‘๐€ ๐Œ๐๐€ ๐‡๐Ž ๐…๐€๐๐“๐€๐“๐‘๐˜ ๐๐˜ ๐‡๐€๐…๐€ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐…๐€๐Œ๐๐€๐‘๐€ ๐’๐˜ ๐…๐€๐Œ๐€๐๐“๐€๐‘๐€๐๐€ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž

โ€ข ๐’๐Ž๐”๐‘๐‚๐„ : ๐๐ž๐ฃ๐ฒ ยฉ Natoraly Plus Sambava offisialy

๐ˆ๐“๐˜ ๐Œ๐ˆ๐’๐˜ ๐“๐€๐๐“๐€๐‘๐€ ๐Š๐„๐‹๐˜๐‹๐Ž๐‡๐€๐“๐„๐๐˜  : " ๐•€๐•ƒ๐”ธ๐• ๐”ฝ๐•€๐”ธโ„๐”ธ ๐•ƒ๐”ธ๐”ฝ๐•† ๐•๐•€๐”ป๐• ๐•Š๐• ๐•€๐•ƒ๐”ธ๐• ๐•‚๐”ธ๐•ƒ๐”ผ๐•Š๐• "   โ€ข Indray andro nisy ๐Œ๐๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐‡๐€๐‘๐€๐‡๐€ ๐๐€๐๐€๐๐Š๐€๐‘๐„๐๐€...
08/06/2026

๐ˆ๐“๐˜ ๐Œ๐ˆ๐’๐˜ ๐“๐€๐๐“๐€๐‘๐€ ๐Š๐„๐‹๐˜

๐‹๐Ž๐‡๐€๐“๐„๐๐˜ : " ๐•€๐•ƒ๐”ธ๐• ๐”ฝ๐•€๐”ธโ„๐”ธ ๐•ƒ๐”ธ๐”ฝ๐•† ๐•๐•€๐”ป๐• ๐•Š๐• ๐•€๐•ƒ๐”ธ๐• ๐•‚๐”ธ๐•ƒ๐”ผ๐•Š๐• "

โ€ข Indray andro nisy ๐Œ๐๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐‡๐€๐‘๐€๐‡๐€ ๐๐€๐๐€๐๐Š๐€๐‘๐„๐๐€ ๐Ÿคตโ€โ™‚๏ธ iray nandeha ๐…๐ˆ๐€๐‘๐€ ๐‹๐€๐…๐Ž ๐•๐ˆ๐ƒ๐˜ ๐Ÿš—. Teny an-dalana dia nijanona tampoka ny fiarany ka tsy nety nandeha intsony, maty ka tsy mety velona intsony ๐Ÿ› ๏ธ.

โ€ข Nisy ๐‹๐„๐‡๐ˆ๐‹๐€๐‡๐˜ ๐Œ๐€๐‡๐€๐๐“๐‘๐€ ๐Ÿง‘โ€onja iray mpitondra kalesy ๐Ÿ›’ nandalo teo ka nanolo-tena hanampy azy. Notarihin'ilay ๐‹๐„๐‡๐ˆ๐‹๐€๐‡๐˜ tamin'ny ๐Š๐€๐‹๐„๐’๐ˆ๐๐˜ ilay ๐…๐ˆ๐€๐‘๐€ ๐๐„ hatrany amin'ny ๐†๐€๐‘๐€๐™๐˜ akaiky indrindra ๐Ÿฌ.

โ€ข Rehefa vita ny fanamboarana, dia nanome ๐•๐Ž๐‹๐€ ๐๐„ ๐Ÿ’ฐ ho an'ilay ๐Œ๐๐ˆ๐“๐Ž๐๐ƒ๐‘๐€ ๐Š๐€๐‹๐„๐’๐˜ ilay ๐Œ๐๐€๐๐€๐๐Š๐€๐‘๐„๐๐€ mba ho fisaorana azy.

โ€ข Hoy ilay ๐Œ๐๐ˆ๐“๐Ž๐๐ƒ๐‘๐€ ๐Š๐€๐‹๐„๐’๐˜ sady nitsiky ๐Ÿ˜Š no ๐๐€๐๐ƒร€ ilay ๐•๐Ž๐‹๐€ ๐๐„ :

----->>> "Tsy mila vola be aho tompoko fa ny nampianatra ahy ny fomba hanampiana ny sahirana no zava-dehibe indrindra tamiko androany. Ny harena tsy mba mampiova ny hatsaram-panahy." โค๏ธ

โ€ข ๐ˆ๐๐Ž๐๐€ ๐๐˜ ๐‹๐„๐’๐Ž๐๐€ ๐€๐™๐Ž ๐‘๐€๐ˆ๐’๐ˆ๐๐€ : Na manao ahoana na manao ahoana ny harenanao na ny toeranao, ny fifanampiana sy ny fanetren-tena ๐Ÿ™ no harena lehibe indrindra maha-olona anao. Ny hatsaram-panahy dia tsy refesina amin'ny vola. โœจ

๐’๐€๐Œ๐ˆ๐€ ๐Œ๐ˆ๐™๐€๐‘๐€

๐€๐ณ๐š๐๐ข๐ง๐จ ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐š๐ง๐š๐ซ๐š๐ค๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ฆ๐ข-๐š๐›๐จ๐ง๐งรฉ ๐๐ž๐ฃ๐ฒ ยฉ Natoraly Plus Sambava offisialy

โ€ข ๐‡๐ˆ๐‘๐„๐’๐€๐Š๐€ ๐Œ๐Ž๐Œ๐๐€๐'๐๐˜ ๐๐‘๐Ž๐’๐“๐€๐“๐„ ๐ˆ๐๐ƒ๐‘๐€๐˜ ๐ˆ๐’๐ˆ๐Š๐€ ๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐Ž๐€๐๐˜ .               ... Inona ny atao hoe ๐๐‘๐Ž๐’๐“๐€๐“๐„ ?    โ€ข ๐๐˜ ๐๐‘๐Ž๐’๐“๐€๐“๐„  ...
08/06/2026

โ€ข ๐‡๐ˆ๐‘๐„๐’๐€๐Š๐€ ๐Œ๐Ž๐Œ๐๐€๐'๐๐˜ ๐๐‘๐Ž๐’๐“๐€๐“๐„ ๐ˆ๐๐ƒ๐‘๐€๐˜ ๐ˆ๐’๐ˆ๐Š๐€ ๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐Ž๐€๐๐˜ .

... Inona ny atao hoe ๐๐‘๐Ž๐’๐“๐€๐“๐„ ?

โ€ข ๐๐˜ ๐๐‘๐Ž๐’๐“๐€๐“๐„ dia fihary iray manan-danja ao amin'ny taovam-pananan'ny ๐‹๐ž๐ก๐ข๐ฅ๐š๐ก๐ฒ, mitovy habe amin'ny voanjo ary eo ambanin'ny tatavy. Ny tena asany dia ny mamokatra ny ranon-tsirinaina (๐‹๐ข๐ช๐ฎ๐ข๐๐ž ๐ฌรฉ๐ฆ๐ข๐ง๐š๐ฅ) izay miaro sy mamelona ny voan'aina (๐’๐ฉ๐ž๐ซ๐ฆ๐š๐ญ๐จ๐ณ๐จรฏ๐๐ž).

๐ŸŒŸ __๐ˆ๐๐Ž๐๐€ ๐€๐•๐˜ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐…๐€๐Œ๐€๐๐“๐€๐‘๐€๐๐€ ๐๐€ ๐’๐Ž๐‘๐ˆ-๐๐€๐Œ๐€๐๐“๐€๐‘๐€๐๐€ ๐๐€ ๐’๐Ž๐‘๐ˆ-๐๐€๐‡๐ˆ๐“๐€๐๐€ ๐๐‘๐Ž๐’๐“๐€๐“๐„ ?

...Rehefa mihantitra ny lehilahy na misy tsy fetezana (toy ny ๐…๐ˆ๐•๐Ž๐๐“๐Ž๐’๐€๐๐€ ๐๐€ ๐‡๐Ž๐Œ๐€๐Œ๐ˆ๐€๐ƒ๐€๐๐€ ), dia manomboka manery ny tatavy sy ny fantsona mandalo ny pipy ity fihary ity ka miseho ireto soritr'aretina manaraka ireto :

๐Ÿ’ง ๐”ฝ๐”ธโ„๐”ธ๐•Š๐”ธโ„๐•†๐•‹๐”ธโ„•๐”ธ ๐”ธ๐•„๐•€โ„•'โ„•๐• ๐”ฝ๐•€โ„™๐•€โ„™๐•€๐”ธโ„•๐”ธ : Tsy mivoaka avy hatrany fa mila miandry kely ary mety malemy ny ๐๐€๐‹๐ˆ๐“๐€ (๐…๐ˆ๐‹๐€๐‡๐ˆ๐€๐๐€)na tapaka ny fikorianan'ny pipy.

๐Ÿƒโ€โ™‚๏ธ ๐”ฝ๐”ธโ„•๐”ป๐”ผโ„๐”ธโ„•๐”ธโ„•๐”ธ ๐•„๐”ธ๐•‹๐”ผ๐•‹๐•€๐•‚๐”ธ : Te-hipipy foana indrindra amin'ny alina, ka manelingelina ny torimaso tsara.

๐Ÿ›‘ ๐”ฝ๐”ธโ„๐”ธ๐•‹๐•Š๐”ธโ„™๐”ธโ„•๐”ธ ๐•‹๐•Š๐• ๐•„๐•€๐”ธ๐•ƒ๐”ธ ๐•‹๐•Š๐”ธโ„๐”ธ โ„•๐• โ„™๐•€โ„™๐• : Toy ireny mbola misy mivandravandra ao an-tatavy ireny ihany ao aorian'ny fipipiana.

๐Ÿ”ฅ ๐”ฝ๐”ธโ„๐”ธ๐•‹๐•Š๐”ธโ„™๐”ธโ„•๐”ธ ๐•„๐•€โ„๐”ผโ„๐•€๐•‹โ„๐”ธ โ„•๐”ธ ๐•„๐”ธโ„•๐”ธ๐•€โ„•๐•‹๐”ธ๐•€โ„•๐”ธ : Misy mangirifiry na tsindrona rehefa mamoaka rano.

๐Ÿ”ด ๐”ฝ๐•€๐•Š๐”ผโ„๐•†๐”ธโ„•'โ„•๐• โ„ร€ : Mety misy rร  kely ny pipy na ny tsirinaina rehefa misy aretina mafy na fivontosana.

โš ๏ธ ๐ˆ๐๐Ž๐๐€ ๐๐˜ ๐•๐Ž๐Š๐€๐ƒ๐‘๐€๐“๐’๐ˆ๐๐˜ ๐‘๐€๐‡๐€ ๐“๐’๐˜ ๐•๐Ž๐€๐‡๐€๐‘๐€๐Œ๐€๐’๐Ž ๐’๐˜ ๐“๐’๐˜ ๐•๐Ž๐€๐“๐’๐€๐๐Ž ๐๐˜ ๐๐‘๐Ž๐’๐“๐€๐“๐„ ?

...Mety hiteraka fahasarotana lehibe ho an'ny ๐•๐š๐ญ๐š๐ง๐š sy ny ๐’๐š๐ข๐ง๐š ny tsy firaharahiana ireo famantarana ireo :

๐Ÿšซ ๐”ฝ๐”ธโ„๐•€๐•‹๐”ธโ„•๐”ธ ๐•Š๐”ธโ„๐•†๐•‹โ„๐”ธ ๐”ธ๐•„๐•€โ„•'โ„•๐• ๐”ฝ๐•€โ„™๐•€โ„™๐•€๐”ธโ„•๐”ธ : Mety mihantona tampoka ny pipy ka mahatonga ๐”ฝ๐•’๐•Ÿ๐•’๐•š๐•Ÿ๐•ฅ๐•’๐•š๐•Ÿ๐•’๐•Ÿ๐•’ ๐•ž๐•’๐•—๐•ช sy ๐•ž๐•š๐•๐•’ ๐•ง๐• ๐•Ÿ๐•›๐•ช ๐•ž๐•’๐•š๐•œ๐•’ ๐•’๐•Ÿ๐•ช ๐•’๐•ž๐•š๐•Ÿ'๐•Ÿ๐•ช ๐•ž๐•ก๐•š๐•ฅ๐•ค๐•’๐•“๐•  mba hampidirana fantsona (sonde).

๐Ÿฆ  ๐”ธโ„๐”ผ๐•‹๐•€โ„•๐”ธ ๐•„๐•€๐•๐”ผโ„๐•€๐•„๐”น๐”ผโ„๐•€โ„•๐”ธ : Ny fivondonan'ny pipy ao an-tatavy dia mety miteraka otrikaretina na aretina amin'ny ๐•๐•†๐”ธ (โ„๐•–๐•š๐•Ÿ).

๐Ÿฉธ ๐”ฝ๐”ธโ„๐”ธ๐•Š๐•€๐•„๐”น๐”ธโ„•'โ„•๐• ๐•๐•†๐”ธ : Rehefa miverina miverina ny pipy dia mety manimba ny ๐•๐• ๐•’ sy ๐•ž๐•’๐•ž๐•ก๐•š๐•ง๐• ๐•Ÿ๐•ฅ๐•  ๐•’๐•ซ๐•ช.

๐Ÿ’” ๐•‚๐”ธโ„•๐•Š๐”ผโ„๐”ธโ„•'โ„•๐• โ„™โ„๐•†๐•Š๐•‹๐”ธ๐•‹๐”ผ : Raha toa ka homamiadana no antony ary tsy voamarina na voatsabo mialoha, dia mety hiparitaka any amin'ny ๐•‹๐•’๐• ๐•๐•’๐•Ÿ๐•’ sy ny ๐•๐•’๐•ฅ๐•’๐•Ÿ๐•’ izany.

โค๏ธโ€ ๐”ฝ๐•€๐”ธโ„•๐•‹โ„๐”ธ๐•€๐•‚๐”ธโ„•๐• ๐”ธ๐•„๐•€โ„•'โ„•๐• ๐”ฝ๐•€๐”ธ๐•€โ„•๐”ธโ„•๐”ธ ๐”ธโ„•๐”ป๐”ธ๐•๐”ธโ„•๐”ธโ„•๐”ปโ„๐•† : Tsy mahazo aina intsony, mihena ny fahatokisan-tena, ary miteraka fahasahiranana ara-tsaina sy ara-nofo.

๐ŸŒฟ ๐€๐™๐Ž ๐“๐’๐€๐๐Ž๐ˆ๐๐€ ๐•๐„ ๐’๐€ ๐“๐’๐˜ ๐€๐™๐Ž ?

๐„๐๐˜, azo tsaboina tsara ny ๐๐‘๐Ž๐’๐“๐€๐“๐„ ! Ny fitiliana mialoha no tena zava-dehibe indrindra mba hisorohana ny olana rehetra sy hamantarana ny tena fototra.

๐ŸŒฟ Ny herin'ny Vokatra Voajanahary sy ny fampiasa fanafody na fitrandrahana zavamaniry voajanahary dia dingana voalohany tena mandaitra amin'ny fitsaboana ny fivontosan'ny prostate (BPH) :

โ€ข ๐ŸŒฟ ๐‘€๐ด๐‘๐ด๐ฟ๐ธ๐น๐ด๐พ๐ด ๐‘๐‘Œ ๐ป๐‘‚๐‘๐ด๐‘‡๐‘…๐ด : Efa misy fanafody manoka mampalefaka ny hozatra manodidina ny tatavy mba hivoahan'ny pipy malalaka tsy misy sakana.

โ€ข ๐Ÿ“‰ ๐‘€๐ด๐‘€๐‘ƒ๐ผ๐ป๐ธ๐‘๐ด ๐‘๐‘Œ ๐ป๐ด๐ต๐ธ ๐‘๐ด ๐น๐ผ๐‘‰๐‘‚๐‘๐‘‡๐‘‚๐‘†๐ด๐‘๐ด : Efa misy fanafody ihany koa dia manakana ny tsiry mpanentana (hormones) izay mampitombo ny prostate, ka mihena tsikelikely ny habeny ary mampatanjaka ny balita malemy

> ๐€๐ˆ๐™๐€ ๐๐Ž ๐€๐‡๐ˆ๐“๐€๐๐€ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐•๐Ž๐Š๐€๐“๐‘๐€ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ? ๐€๐ญ๐จ Natoraly Plus Sambava offisialy ๐ง๐จ ๐š๐ก๐ข๐ญ๐š๐ง๐š๐จ ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ฏ๐จ๐ค๐š๐ญ๐ซ๐š ๐๐š๐ญ๐จ๐ซ๐š๐ฅ๐ฒ ๐Ÿญ๐Ÿฌ๐Ÿฌ% ๐ž๐Ÿ๐š ๐ฏ๐ข๐ญ๐š ๐ฌ๐ž๐๐ซ๐š ๐ฌ๐ฒ ๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ง๐š ๐ญ๐š๐ง๐ญ๐ž๐ซ๐š๐ค๐š ๐ข๐ซ๐ž๐จ.

_ ๐’๐€๐Œ๐๐€๐•๐€ ๐€๐๐“๐€๐ˆ๐Œ๐๐˜ ๐€๐Œ๐๐ˆ๐“๐€๐'๐๐˜ ๐๐ˆ๐‘๐€๐Ž๐๐˜ ๐…๐Ž๐Š๐Ž๐๐“๐€๐๐˜

_ ๐…๐ˆ๐‹๐€๐-๐Š๐„๐•๐ˆ๐“๐‘๐€ : ๐Ÿฌ๐Ÿฏ๐Ÿณ.๐Ÿด๐Ÿฌ.๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฑ.๐Ÿฌ๐Ÿด/๐Ÿฌ๐Ÿฏ๐Ÿด.๐Ÿต๐Ÿด.๐Ÿด๐Ÿญ๐Ÿฑ.๐Ÿฎ๐Ÿฌ

โ€ข ๐’๐€๐Œ๐ˆ๐€ ๐Œ๐ˆ๐™๐€๐‘๐€ ๐Œ๐๐€ ๐‡๐Ž ๐…๐€๐๐“๐€๐“๐‘๐˜ ๐๐˜ ๐‡๐€๐…๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐Œ๐€๐๐“๐€๐‘๐€๐๐€ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž.

โ€ข ๐’๐Ž๐”๐‘๐‚๐„ : ๐๐ž๐ฃ๐ฒ ยฉ Natoraly Plus Sambava offisialy

08/06/2026

"Raha misy miteny anao hoe 'olona tsara ianao', dia tadidio fa mbola misy mpandainga eto an-tany."

Address

SAMBAVA AMPITAN'NY BIRAO FOKONTANY ANTAIMBY
Sambava

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Natoraly Plus Sambava offisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share