Fikarakarana Reny sy Zaza

Fikarakarana Reny sy Zaza Accouchement, Consultation pré natale, Planification familiale,Conseil, soins, consultation général🩺💉

Rasazy Mirana

Vokatsoa sy ny voka-dratsin'ny🧑‍🍼 "ÉCHOGRAPHIE OBSTÉTRICALE"  no ho resahantsika androany 😊Akory aby ry maman et futur m...
15/05/2026

Vokatsoa sy ny voka-dratsin'ny🧑‍🍼 "ÉCHOGRAPHIE OBSTÉTRICALE" no ho resahantsika androany 😊
Akory aby ry maman et futur maman 👋🥰

Avy de ho resahantsika n'y vokatsoa amin'ny fanaovana échographie
Satria tena ilaina tokoa ny fanaovana azy :
☘️ Ahafantarana:
🧷 ny fahasalaman'ny Zaza ao ambohoka sy ny fitombony;
🧷Ny fipetraky n'y ahitra;
🧷Ny ahabetsahan'ny ranondohany;
🧷Ny lanjany Zaza ao ambohoka;
☘️Manome ihany koa ny daty/ fotoana vinavinam_piterahana (DPA)

🩺Tokony in_telo (3) manao échographie obstétricale Raha tsisy olana (1ère trimestre, 2eme trimestre, troisième trimestre), miampy raha sendra misy ahiahiana 😊🫄

Ny an'ny sasany de VAO hoe écho de ny sexe an'ilay Zaza no mahamaika azy😁

Ho resahantsika Ary ny voka-dratsiny😄:
Tsy misy voka-dratsy na ho any Zaza ao ambohoka na ho any reny ny fanaovana échographie obstétricale,
na dia matetika aza😊🫄
Ka dia mazotoa Ary manao écho ry maman🥰❤️
Zay fa bisous bisous

Manasa anao hatrany hanaraka ny pejy 😊 🥰fa hifampizarana ny mahasoa eto hatrany isika
🙏 Invitéo ihany koa ny namana hanaraka ny pejy Fikarakarana Reny sy Zaza
🙏🥰 Mankasitraka tompoko

🧑‍🍼 Fahataperan'ny rà avy teraka sy ny fiverenan'ny fadimbolana indray no resahantsika anio❤️  🧷 Rà aorian'ny  fiterahan...
16/04/2026

🧑‍🍼 Fahataperan'ny rà avy teraka sy ny fiverenan'ny fadimbolana indray no resahantsika anio❤️

🧷 Rà aorian'ny fiterahana na :

☘️Faharetany: 3 ka hatramin’ny 6 herinandro.
☘️Tsy avy de mijanona tanteraka fa mihena tsikelikely.
☘️ Miova loko tsikelikely

🧷Règle miverina

☘️Raha mampinono bé dia Matetika maharitra volana maromaro n'y fiverenany
☘️Fa amin'ny ankapobeny Raha tsy dia mampinono na manao mixte dia maharitra aorian’ny 5 ka hatramin’ny 6 herinandro

⚠️ Tandremo:

❌Aza ampitahaina amin'ny vatan'ny hafa ny an'ny tenanao
❌ Raha misy fofona ratsy sy marary dia manatona dokotera na rasazy akaiky anao

Ao amin'ny commentaires indray Ary ny fotoanantsika😁Ndao indray MBA samy hitantara ny niainany😊🙏
Firy semaine nenao no nijanona ny rà? De firy semaine no niverina indray?
Mirary soa Ary manasa anao hanaraka hatrany ny pejy fa hifampizarana ny mahasoa eto isika
Inviteo ny namanao hanaraka ny pejy 😊 Mankasitraka tompoko
Mirary hariva milamina sy feno hatsarana

Fikarakarana Reny sy Zaza

Salama arivariva maman,🤰futur maman🥰Elaela tsy nitafatafa de mba te hizara Kely aminareo 😊indray 📌Ndao ho fantaritsika  ...
02/04/2026

Salama arivariva maman,🤰futur maman🥰
Elaela tsy nitafatafa de mba te hizara Kely aminareo 😊indray
📌Ndao ho fantaritsika hoe toy ny ahona rehefa manakaiky ny fiterahana ( fanombohan'ny travail )🥰🙏
😁Somary mandingana Kely aho eto Tonga de any amin'ny accouchement 😄tsy nandalo grossesse ❤️🥹fa manome toky kosa fa ho avy tsy hoela ny fizarana ka manasa anao sahady hi s'abonner ny page Fikarakarana Reny sy Zaza 🙏
☘️Ndao Ary ho fantarintsika izay signe izay :😊

✔️ Mihamafy sy miverimberina ny contractions
✔️ Mivoaka ny “bouchon muqueux: Rano/ tsiranoka matevina misy na tsy misy ra kely marron na rouge( io Ilay lazainy olona hoe fambara)
✔️ Misy rano mivoaka amin'ny fivaviana (perte des eaux) rupture de la poche des eaux
✔️ Fanaintainana any amin’ny lamosina sy kibo ambany ( matanjaka kokoa nohon'ny fanaintainan'ny fadimbolana )
⚠️ RAHA MAHATSAPA IREO IANAO
🧷Miomana manantona mpitsabo na sage femme🩺
🧷Satria Ny famantarana ofisialy fa tena manomboka ny fiterahana dia ny examen ataon'ny mpitsabo na sage femme🩺
🎁Tandremo ny mampitaha ny toebatanao amin'ny hafa Ary tandrovy hatrany ny fahadiovana 🥰

☘️Efa niaina izany vé ianao sa vao Zaza voalohany ? Raha eny de zarao aminay ao amin'ny commentaires Ary ny expérience_nao🥰🙏dia
Mirary soa,
Mirary alakamisy masina ho antsika

Fikarakarana Reny sy Zaza

20/03/2026

Je fête mes 4 ans chez Facebook. Merci pour votre soutien, cela ne ce serait jamais fait sans vous.🙏🤗🎉

Address

Ambodivoanjo Ankaraobato(Tanjombato)
Tanjombato

Telephone

+261342116363

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fikarakarana Reny sy Zaza posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share