Centre Medical Avotr'aina

Centre Medical Avotr'aina SantΓ© mentale et physique

πŸ˜π„πŸπš 𝐬𝐒𝐭𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐨𝐧𝐨 𝐒𝐳𝐲 𝐞😏 πŸ™ Marary Β« Dokotera, sitrana aho ka najanoko ilay fanafody! Β»πŸ‘¨β€βš•οΈ Dokotera : Β« Tena tsara izany ...
01/09/2026

πŸ˜π„πŸπš 𝐬𝐒𝐭𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐨𝐧𝐨 𝐒𝐳𝐲 𝐞😏

πŸ™ Marary Β« Dokotera, sitrana aho ka najanoko ilay fanafody! Β»

πŸ‘¨β€βš•οΈ Dokotera : Β« Tena tsara izany ! 😏 Fa rehefa mandeha tsara koa zany ny fiaranareo, dia esorinao koa zany ny batterie sao dia mbola mandeha ihany ? Β» πŸ˜‚πŸ˜‚

πŸ’Š Ny fahatsapana ho salama dia tsy midika foana hoe sitrana tanteraka.

πŸ‘‰ Aza ajanona samirery ny fanafody satria fotsiny hoe efa tsy marary intsony. Araho tsara ny toromarika nomen’ny mpitsabo, ary raha misy olana na voka-dratsy dia manatona mpitsabo.

πŸ‘¨β€βš•οΈ Dokotera iany no manapaka an'lay hoe ajanona ito fanafody ito na otran'zany.

πŸ™ Marary Sasany de ajanony faty any ny fihinana iny fanafody iny nefa fanafody tegna miaro aneritiny tsy tonga amin'ny ComplicationsπŸ₯ΊπŸ₯Ί.

πŸ₯ π‚πžπ§π­π«πž 𝐌𝐞́𝐝𝐒𝐜𝐚π₯ π€π―π¨π­π«β€™πšπ’π§πš
❀️ 𝐍𝐲 𝐟𝐚𝐑𝐚𝐬𝐚π₯𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐧𝐨 π₯𝐨𝐑𝐚π₯𝐚𝐑𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐒𝐧𝐚𝐲.

"

β€Ž 𝐍𝐲 𝐟𝐚𝐑𝐚𝐬𝐚π₯𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚 𝐝𝐒𝐚 𝐭𝐨𝐲 𝐧𝐲 𝐑𝐨𝐞 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐞 𝐝𝐒𝐚 π­π¨π§π π¨π­π«πšπŸ‘£ π₯𝐚π₯𝐚𝐧𝐚 𝐚π₯𝐚𝐯𝐒𝐭𝐫𝐚 π’πšπ§πšπ¨πŸ›£οΈβ€Žβ€ŽπŸ”₯Tsy ny hafainganam-pandeha no zava-dehibe...
31/08/2026

β€Ž 𝐍𝐲 𝐟𝐚𝐑𝐚𝐬𝐚π₯𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚 𝐝𝐒𝐚 𝐭𝐨𝐲 𝐧𝐲 𝐑𝐨𝐞 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐞 𝐝𝐒𝐚 π­π¨π§π π¨π­π«πšπŸ‘£ π₯𝐚π₯𝐚𝐧𝐚 𝐚π₯𝐚𝐯𝐒𝐭𝐫𝐚 π’πšπ§πšπ¨πŸ›£οΈ
β€Ž
β€ŽπŸ”₯Tsy ny hafainganam-pandeha no zava-dehibe, fa anao tonga amin'ny toerana tianao haleha.
β€Ž
β€ŽπŸ©Ί Alaivo sary an-tsaina hoe mandeha amin’ny lalana lavitra ianao.
β€ŽRaha tianao ny ho tonga any amin'ny toerana alehanao :
β€Ž
βš‘β€ŽMila miomana vatsy ianao =>Ny sakafo voalanjalanja no vatsin'ny fahasalamana.

βš‘β€ŽMila mihetsika ianao(mazava hoazy satria mandeha) =>
β€ŽNy fanatanjahan-tena no moteur n'ny fahasalamana (tsy mety ny boneka be tsy mba manao sport).

βš‘β€ŽMila manao repos Kely koa anao =>
β€ŽNy torimaso ampy tsara no repos ilain'ny vatanao mba ho salamana fona.

βœ¨β€ŽFarany Sady lehibe indrindra : mila manana guide na mpahay toetran'ny tany alehanao ianao mba hitarika anao ka tsy ho very => ny guide eto dia mΓ©decin na Dokotera. Mila manana Dokoteranao manokana anao afaka manoro anao ny lalan'ny fahasalamana, atΓ΄ninao rehefa ilaina.

β€ŽπŸ’‘ Ny fahasalamana dia mila fikarakarana lalandava.
β€Ž
β€Žβœ… Aza miandry aretina vao manomboka mikarakara vatanao.
β€Ž
β€ŽRaha vitanao ireo ; ho Salama mandrakariva ianao
β€Ž
β€ŽπŸ₯ CENTRE MΓ‰DICAL AVOTR’AINA ambolomadinika Toamasina
β€Žπ•π¨π§π¨π§π² 𝐧𝐲 𝐑𝐨 𝐦𝐩𝐚𝐧𝐨𝐫𝐨 π₯𝐚π₯𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐑𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐀𝐚𝐧𝐲 πšπ¦π’π§β€™π§π² 𝐟𝐚𝐑𝐚𝐬𝐚π₯𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚.
β€Ž
β€ŽπŸ“² Mba Inona amin'ireo fepetra ilaina ireo no mba efa ataonao zao ho an’ny fahasalamanao? Soraty ao amin'ny commentaire.
β€Ž
β€ŽπŸ‘‰Abonner-o ny paga Raha Mbola tsy vita izany. AZa adigno ihany koa ny mi tager ny namana sy hanasa azy hanaraka ny page fa mizara fampianara ara-pahasalamana fona izahay ka mety mba ilainy koa izany.
β€Ž
β€Ž
β€Ž

β€ŽπŸ©Έπˆπ‹π€π˜ ππ€ππƒπ˜ πŒπ€π“π€π‡πŽπ“π‘π€ πŸ’‰π“π’πˆππƒπ‘πŽππ€πŸ˜‚ πŸ’‰β€Žβ€ŽΒ« Dokotera, tsy misy fomba hafa mitsy ve? Β» hoy izy sady matahotra be,β€ŽΒ« Misy Β», h...
29/08/2026

β€ŽπŸ©Έπˆπ‹π€π˜ ππ€ππƒπ˜ πŒπ€π“π€π‡πŽπ“π‘π€ πŸ’‰π“π’πˆππƒπ‘πŽππ€πŸ˜‚ πŸ’‰
β€Ž
β€ŽΒ« Dokotera, tsy misy fomba hafa mitsy ve? Β» hoy izy sady matahotra be,
β€ŽΒ« Misy Β», hoy ny dokotera, Β« fa mila fantarina aloha izay tena olanao anie! Β» πŸ˜‚
β€ŽRehefa mahita seringue kely izy dia efa mangovitra be,
β€ŽFa rehefa manome vola viavy izy tsy mangovitra mihitsy anie! πŸ˜‚
β€ŽNy aiguille segondra vitsy monja no tena mampatahotra,
β€ŽFa ny aretina tsy fantatra kosa mety haharitraπŸ˜„
β€ŽKoa aza matahotra tsindrona raha tena ilaina,
β€ŽFa indraindray ny vokatr'aretina raha tsy voatsabo no tena mampitaintaina πŸ˜‚πŸ©Ίβ€οΈ
β€Žcentre mΓ©dical Avotr'aina Ambolomadinika Toamasina.
Antsoy izahay raha misy tsy azoazy
Fa vonona hikarakara anao ery rasazyπŸ˜„

β€Ž"Votre santΓ©, notre prioritΓ© "
β€Ž
β€Ž

𝐌𝐒𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐚 (𝐫𝐞𝐒𝐧) πŸ«˜β€Žβ€ŽπŸ”₯ Hoy izy hoe :β€Žβ€œAza miandry aho ho reraka vao tadidinao an!β€πŸ˜‚. β€Žβ€ŽπŸ©Ί Miasa isan’andro ny voa (rei...
28/08/2026

𝐌𝐒𝐭𝐞𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐯𝐨𝐚 (𝐫𝐞𝐒𝐧) 🫘
β€Ž
β€ŽπŸ”₯ Hoy izy hoe :
β€Žβ€œAza miandry aho ho reraka vao tadidinao an!β€πŸ˜‚.
β€Ž
β€ŽπŸ©Ί Miasa isan’andro ny voa (rein). Organe tsy de firesahina loatra izy io nefa tegna noble. Miasa mafy, manivana ny ra ary manampy amin’ny fanesorana ireo fako na dΓ©chets ao amin’ny vatana.
β€Ž
β€ŽMatetika anefa isika no tsy mahatsiaro azy raha tsy efa misy olana na reraka tsy mahavita ny asany izy ka tonga amin'lay antsoina hoe insuffisance rΓ©nale.
β€Ž
β€ŽπŸ’‘ β€œKa hoy izy aminao androany hoe: karakarao aho dieny mbola mangina (Salama).Misotroa rano ampy araka ny filΓ n’ny vatanao, tandremo ny tosidrΓ  ambony sy diabeta, ny fihinakinanam-panafody tsy avy amin'ny Dokotera, ny fihinana tambavy na mangidy betsaka sy matetika loatra. ManatΓ²na fona Dokotera haingana raha misy soritr’aretina mampiahiahy anao".
β€Ž
β€ŽπŸ“² Aza miandry ny vatana β€œhiteny mafy” vao hihaino πŸ‘‚ azy sao tara loatra ka hanahirana.
β€Ž
β€ŽπŸ₯ CENTRE MΓ‰DICAL AVOTR’AINA Ambolomadinika Toamasina.
β€ŽNy fahasalamanao no lohalaharana aminay.
β€Ž
β€Ž

𝐍𝐲 𝐯𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐭𝐬𝐲 𝐟𝐒𝐚𝐫𝐚 πŸš—β€Žβ€ŽNy vatanao tsy fiara ka hiandry simba vao entina any amin’ny garazy!β€Žβ€ŽπŸ©ΊNa ny fiara aza ndraindra...
27/08/2026

𝐍𝐲 𝐯𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐭𝐬𝐲 𝐟𝐒𝐚𝐫𝐚 πŸš—
β€Ž
β€ŽNy vatanao tsy fiara ka hiandry simba vao entina any amin’ny garazy!
β€Ž
β€ŽπŸ©ΊNa ny fiara aza ndraindray Mbola tsy simba efa atao entretien fa mihoatra noho izany ny vatanao. Ilainy ny fanaraha-maso tsy tapaka.
β€Ž
β€Ž Tsara kokoa ny manao contrΓ΄le rΓ©gulier toy izay miandry ny aretina hiharatsy.
β€Ž
β€Ž- Araho tsy tapaka ny tosidrΓ .
β€Ž- Jereo ny tahan’ny siramamy raha ilaina.
β€Ž- Aza atao ambanin-javatra ny soritr’aretina maharitra.
β€Ž- Manaova consultation rehefa misy fiovana mampiahiahy.
β€Ž
β€ŽπŸ₯ CENTRE MΓ‰DICAL AVOTR'AINA
β€ŽNy fahasalamanao no lohalaharana aminay. πŸ’š
β€Ž
β€ŽAza miandry β€œpanne” vao mikarakara ny vatanao.
β€ŽRaha misy mampiahiahy anao, manatΓ²na mpitsabo.
β€Ž
β€Ž

πŸ˜‚ π‘πžπ‘πžπŸπš 𝐧𝐲 𝐆𝐨𝐨𝐠π₯𝐞 𝐧𝐨 π₯𝐚𝐬𝐚 πƒπ¨π€π¨π­πžπ«πšβ€¦Marary kely ianao πŸ€’Mikohaka indray mandeha…Dia manokatra Google :πŸ”Ž Β« Kohaka indray m...
26/08/2026

πŸ˜‚ π‘πžπ‘πžπŸπš 𝐧𝐲 𝐆𝐨𝐨𝐠π₯𝐞 𝐧𝐨 π₯𝐚𝐬𝐚 πƒπ¨π€π¨π­πžπ«πšβ€¦

Marary kely ianao πŸ€’

Mikohaka indray mandeha…

Dia manokatra Google :
πŸ”Ž Β« Kohaka indray mandeha, inona no aretina ? Β»

Google :
😰 Β« Mety ho aretina 15 samihafa… anisan'izany ny tuberculose πŸ˜‚! Β»

Ianao :
😳 Β« Tuberculose πŸ₯Ί grave zany… Β»

🀣🀣🀣

Fa rehefa tonga aty amin'ny Dokotera :

πŸ‘¨β€βš•οΈ Dokotera Β« Inona no mahazo anao ? Β»

Ianao:
β€” Β« Dokotera, Google efa nilaza fa tuberculose no mahazo ahy … Β» πŸ˜‚

πŸ‘‰π†π¨π¨π π₯𝐞 𝐭𝐨𝐦𝐩𝐨𝐀𝐨 𝐚𝐟𝐚𝐀𝐚 𝐦𝐒π₯𝐚𝐳𝐚 𝐚𝐦𝐒𝐧𝐚𝐨 𝐳𝐚𝐨 𝐫𝐞𝐑𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐳𝐚𝐨, 𝐟𝐚 𝐧𝐲 πƒπ¨π€π¨π­πžπ«πš 𝐒𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐨 𝐚𝐟𝐚𝐀𝐚 𝐦𝐚𝐝𝐒𝐧𝐒𝐀𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐭𝐨𝐞-𝐩𝐚𝐑𝐚𝐬𝐚π₯𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐑𝐚𝐳𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐨. 🩺❀️

Aza mampatahotra tena amin'ny recherche rehetra hitanao amin'ny Internet io. πŸ˜…

π‘πšπ‘πš 𝐦𝐒𝐬𝐲 𝐬𝐨𝐫𝐒𝐭𝐫'𝐚𝐫𝐞𝐭𝐒𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐚𝐑𝐲 𝐚𝐧𝐚𝐨, 𝐚π₯𝐞𝐨 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐭𝐨𝐧𝐚 π¦π©π’π­π¬πšπ›π¨.

πŸ“ Centre MΓ©dical Avotr'aina β€” Ambolomadinika, Toamasina
❀️ Ny fahasalamanao no lohalaharana aminay.

β€ŽπŸ©ΊπŸ˜‚ 𝐑𝐄𝐇𝐄𝐅𝐀 𝐍𝐘 𝐂𝐇𝐀𝐓𝐆𝐏𝐓 𝐍𝐎 𝐋𝐀𝐒𝐀  πŒπ„Μπƒπ„π‚πˆπ β€¦β€Žβ€ŽπŒπšπ«πšπ«π² :β€Žβ€” Bonjour Dokotera, marary aho. πŸ˜Œβ€Žβ€Žπƒπ¨π€π¨π­πžπ«πš :β€Žβ€”Bonjour enao, Inona n...
25/08/2026

β€ŽπŸ©ΊπŸ˜‚ 𝐑𝐄𝐇𝐄𝐅𝐀 𝐍𝐘 𝐂𝐇𝐀𝐓𝐆𝐏𝐓 𝐍𝐎 𝐋𝐀𝐒𝐀 πŒπ„Μπƒπ„π‚πˆπ …
β€Ž
β€ŽπŒπšπ«πšπ«π² :
β€Žβ€” Bonjour Dokotera, marary aho. 😌
β€Ž
β€Žπƒπ¨π€π¨π­πžπ«πš :
β€Žβ€”Bonjour enao, Inona no marary anao?
β€Ž
β€ŽπŒπšπ«πšπ«π² :
β€Žβ€”Mrary ny kiboko, Nanontany an’i ChatGPT aho. Hoy izy hoe mety gastrite, appendicite, ulcΓ¨re, problΓ¨me hΓ©patique… ary mety misy cancer kely koa hono, fa mbola miankina amin’ny contexte. πŸ˜‚
β€Ž
β€Žπƒπ¨π€π¨π­πžπ«πš :
β€Žβ€” 😐 Dia nahoana ianao no mbola tonga aty?
β€Ž
β€ŽπŒπšπ«πšπ«π² :
β€Žβ€” Tonga aho hijery raha marina ny 𝐯𝐚π₯𝐒𝐧’𝐒 π‚π‘πšπ­π†ππ“. 😌
β€Ž
β€Ž πƒπ¨π€π¨π­πžπ«πš:
β€Žβ€” Ahh… ka izaho izany no examinateur rehefa vita ny consultation nataon’i ChatGPT? πŸ˜‚πŸ˜‚
β€Ž
β€ŽπŸ˜‚ Ny Internet mahafaka manome hypothΓ¨se.
β€ŽNy dokotera irery ihany no mahay sy afaka mandinika ny tena mahazo anao rehefa tojo tsy fahasalamana.
β€Ž
β€ŽπŸ‘‰ Aza atao solon’ny consultation mΓ©dicale ny auto-diagnostics amin’ny Internet.
β€Ž
β€Žπ€π―π¨π­π«β€™πšπ’π§πš 🩺
β€Žππ² 𝐟𝐚𝐑𝐚𝐬𝐚π₯𝐚𝐦𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐧𝐨 π₯𝐨𝐑𝐚π₯𝐚𝐑𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐒𝐧𝐚𝐲. ❀️
β€Ž
β€Ž
β€Ž
β€Ž
β€Ž

π…πš 𝐦𝐚𝐧𝐒𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐭𝐬𝐲 𝐦𝐒𝐯𝐞𝐫𝐒𝐧𝐚 𝐒𝐧𝐭𝐬𝐨𝐧𝐲 𝐒𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐞́ ?! πŸ˜…"⚑Nareo marary reo kosa aloha anπŸ˜„Rehefa tenenina hoe :πŸ‘‰" Miverina afa...
25/08/2026

π…πš 𝐦𝐚𝐧𝐒𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐭𝐬𝐲 𝐦𝐒𝐯𝐞𝐫𝐒𝐧𝐚 𝐒𝐧𝐭𝐬𝐨𝐧𝐲 𝐒𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐞́ ?! πŸ˜…"
⚑Nareo marary reo kosa aloha anπŸ˜„

Rehefa tenenina hoe :

πŸ‘‰" Miverina afaka 3 andro manao contrΓ΄le fa mbola jerena ny toe-pahasalamanao"

Dia misy sasany : ππŽπ”π… ! πŸ’¨
Milentika any de any… tsy hita intsony ! πŸ˜‚

Tsy hay intsony hoe : β€” Sitrana ve ? πŸ€”
β€” Mbola marary ve ? πŸ˜…
β€” Sa efa lasa any amin'ny πƒπšππšπ«πšπ›πž ? πŸ˜‚πŸ˜‚

Izahay Dokotera koa anie mba te haheno anareo miteny hoe :

❀️ Β« πƒπ¨π€π¨π­πžπ«πš 𝐚, 𝐬𝐒𝐭𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐑𝐨 ! 𝐌𝐒𝐬𝐚𝐨𝐭𝐫𝐚 π›πžπ­π¬πšπ€πš ! Β»πŸ‘‰ Hafalina tsy misy otr'zany ny anay maheno izay mot zayπŸ’“.

Tsy rehefa sitrana dia very tampoka πŸ˜­πŸ˜‚

πŸ‘‰ Raha nasaina nanao contrΓ΄le ianao, miverena ihany.
Ny contrôle no ahafantarantsika raha tena mandeha tsara amin'ny tokony hoy izy ny fitsaboana na ny traitement 🩺❀️

Centre mΓ©dical Avotr'aina Ambolomadinika Toamasina.
"π•π¨π­π«πž 𝐬𝐚𝐧𝐭𝐞́ 𝐜'𝐞𝐬𝐭 𝐧𝐨𝐭𝐫𝐞 𝐩𝐫𝐒𝐨𝐫𝐒𝐭𝐞́"

πŸ“ž0348757042

😭 Nitrangan'ny accident androany tolakandro tokony teo amin'ny ray ora sy sasany teo amin’ny tafon’ny tranon’ny Centre M...
17/08/2026

😭 Nitrangan'ny accident androany tolakandro tokony teo amin'ny ray ora sy sasany teo amin’ny tafon’ny tranon’ny Centre MΓ©dical Avotr’aina AmbolomadinikaπŸ₯².

MaΓ§on iray izay nanatanteraka fanamboarana dalle no voan’ny herinaratra (courant JIRAMA) nandritra ny asany, ka nianjera avy teo amin’ny 2Γ¨me Γ©tage.

Vantany vao nitranga ny loza dia noraisina an-tanana sy notsaboina avy hatrany ka nalefa any amin'ny hΓ΄pital be ilay olona. Mbola velona izy ary eo ambany fanaraha-maso akaiky ataon’ny mpiasan’ny fahasalamana. Mbola mila fitandremana sy fitsaboana akaiky anefa ny toe-pahasalamany.

πŸ™ Amin’izao fotoan-tsarotra izao dia miantso ny rehetra izahay mba haneho firaisankina sy hiombom-po amin’ilay naratra sy ny fianakaviany.

Mankasitraka ihany koa ireo rehetra izay nanampy sy nandray anjara tamin’ny famonjena sy fikarakarana azy tamin’io fotoana io.

⚠️ Ity tranga ity dia mampahatsiahy antsika indray ny maha-zava-dehibe ny fitandremana amin’ny asa atao eny amin’ny toerana avo sy eny amin’ny manodidina ny tariby na fitaovana mitondra herinaratra.

Ny Centre MΓ©dical Avotr’aina dia mirary fahasitranana sy hery ho an’ilay naratra ary mankahery ny fianakaviany ihany koa. πŸ™β€οΈ

πŸ“ Centre MΓ©dical Avotr’aina β€” Ambolomadinika, Toamasina

β€œNy fahasalamanao no lohalaharana aminay.”

🌿 𝐁𝐎𝐍 πƒπˆπŒπ€ππ‚π‡π„ 𝐀̀ π“πŽπ”π“π„π’ 𝐋𝐄𝐒 π…π€πŒπˆπ‹π‹π„π’ 𝐃𝐄 π“πŽπ€πŒπ€π’πˆππ€ ! 🌿Parce que la santΓ© de votre famille mΓ©rite toute notre attention, ...
16/08/2026

🌿 𝐁𝐎𝐍 πƒπˆπŒπ€ππ‚π‡π„ 𝐀̀ π“πŽπ”π“π„π’ 𝐋𝐄𝐒 π…π€πŒπˆπ‹π‹π„π’ 𝐃𝐄 π“πŽπ€πŒπ€π’πˆππ€ ! 🌿

Parce que la santΓ© de votre famille mΓ©rite toute notre attention, le Centre MΓ©dical π€π―π¨π­π«β€™π€π’π§πš 𝐫𝐞𝐬𝐭𝐞 πšΜ€ 𝐯𝐨𝐬 πœπ¨Μ‚π­πžΜπ¬. ❀️

πŸ‘¨β€πŸ‘©β€πŸ‘§β€πŸ‘¦ Pour les petits comme pour les grands, notre Γ©quipe vous accueille avec Γ©coute, respect et professionnalisme.

Que ce soit pour une consultation, des soins, un suivi mΓ©dical ou simplement parce que vous avez une inquiΓ©tude concernant votre santΓ©, n’attendez pas que le problΓ¨me s’aggrave pour demander conseil.

πŸ₯ Centre MΓ©dical Avotr’Aina
πŸ“ Ambolomadinika – Toamasina
πŸ“ En face de King’s Moto, prΓ¨s d’Aigle d’Or

πŸ’š π•π¨π­π«πž 𝐬𝐚𝐧𝐭𝐞́, πœβ€™πžπ¬π­ 𝐧𝐨𝐭𝐫𝐞 𝐩𝐫𝐒𝐨𝐫𝐒𝐭𝐞́.
πŸ’š 𝑁𝑦 π‘“π‘Žβ„Žπ‘Žπ‘ π‘Žπ‘™π‘Žπ‘šπ‘Žπ‘›π‘Žπ‘œ π‘›π‘œ π‘™π‘œβ„Žπ‘Žπ‘™π‘Žβ„Žπ‘Žπ‘Ÿπ‘Žπ‘›π‘Ž π‘Žπ‘šπ‘–π‘›π‘Žπ‘¦.

πŸ“² Pour toute information ou prise de rendez-vous, contactez-nous directement.

Address

Ambolomadinika
Toamasina
501

Telephone

+261348757042

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Centre Medical Avotr'aina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Centre Medical Avotr'aina:

Shortcuts

Share