Pharmacie Ambinintsoa Toamasina

Pharmacie Ambinintsoa Toamasina Établissement pharmaceutique

Arahabaina nahatratra ny Asaramanitra 2026 isika malagasy rehetra. ❤️🇲🇬Manaova fety sambatra daholo.🔴 Mbola garde izahay...
26/06/2026

Arahabaina nahatratra ny Asaramanitra 2026 isika malagasy rehetra. ❤️🇲🇬
Manaova fety sambatra daholo.

🔴 Mbola garde izahay eto amin’´y Pharmacie Ambinintsoa hatramin’ny rahampitso 27 Jona 2026.

PHARMACIE AMBININTSOA TOAMASINA
Tanambao V, akaikin’ny pont Ankirihiry
Tél: 032 64 311 51

🇲🇬 Arahabaina sahady isika malagasy rehetra nahatratra ny Asaramanitra e! 🇲🇬Androany dia hizara amintsika ny vokatry ny ...
25/06/2026

🇲🇬 Arahabaina sahady isika malagasy rehetra nahatratra ny Asaramanitra e! 🇲🇬
Androany dia hizara amintsika ny vokatry ny laboratoire frantsay Arkopharma dia ny:
💙 Gamme Forcapil Anti-chute 💚
✅ Forcapil shampooing anti-chute
✅ Forcapil comprimé anti-chute
✅ Forcapil gommes anti-chute
✅ Forcapil spray anti-chute
Natao anao ireo raha toa ianao ka:
✔️ Mihintsana ny volo na miongotra ny volonao noho ny :
☑️ Fiasan-tsaina na rarin-tsaina
☑️ Fikorontanan’ny hormones
☑️ Fiovan’ny vanim-potoana
☑️ Harerahana be
🟢 Natao ho an’ny lehibe manomboka ny 15 taona noho miakatra.
🟢 Tsara raha mandritry ny 03 volana no fanarahana ny fampiasana azy.
❌ Tandremo tsy mety ho an’ny ankizy latsaky ny 15 taona.
❌ Tsy mety ho an’ny vehivavy mitondra vohoka.
❌ Tsy mety ho an’ny vehivavy mampinono.
❌ Tsy mety ho an’ny olona diabetika.

🔴 GARDE IZAHAY FA AFAKA MANANTONA ANAY IANAO RAHA MILA TOROHEVITRA MOMBA NY FANAFODY.

🇲🇬 Mirary Asaramanitra sambatra ho antsika malagasy rehetra izahay eto amin’ny PHARMACIE AMBININTSOA TOAMASINA ❤️

PHARMACIE AMBININTSOA TOAMASINA
Tanambao V, akaikin’ny pont Ankirihiry
Tél: 032 64 311 51

Avez-vous des taches pigmentaires, taches brunes, taches solaires, ou encore des marques post-acnéïques? 💁🏻‍♀️💁🏻‍♂️Décou...
22/06/2026

Avez-vous des taches pigmentaires, taches brunes, taches solaires, ou encore des marques post-acnéïques? 💁🏻‍♀️💁🏻‍♂️

Découvrez nos produits anti-taches conçus par des laboratoires français 🇫🇷, testés sous contrôle dermatologique:
💜 La roche posay mela serum concentré anti-taches
💜 La roche posay mela b3 SPF30 crème anti-taches
🩷 Topicrem pain mela pain exfoliant unifiant
🩷 Topicrem mela serum éclat anti-taches
🩶 Noreva Trio XP soin anti-taches SPF50+
✅ convenable pour tous types de peau.

🔴Nous sommes encore de garde du 20 juin jusqu’au 27 juin 2026.
🔴 N’hésitez pas à nous contacter pour plus d’informations ou de conseils sur les medicaments.

Pharmacie Ambinintsoa Toamasina
Tanambao V, près du pont Ankirihiry
Tél: 032 64 311 51

Pour booster le système immunitaire de nos petits durant cet hiver, ces compléments alimentaires de Pediakid sont faits ...
22/06/2026

Pour booster le système immunitaire de nos petits durant cet hiver, ces compléments alimentaires de Pediakid sont faits pour eux:
💜 Pediakid sirop immuno-fort : pour les bebés à partir de 6mois.
🧡 Pediakid gommes immunité: pour les enfants à partir de 3 ans.
🧡 Pediakid gommes vitamine C: pour les enfants à partir de 3 ans.
🧡 Pediakid gommes multivitaminées: pour les enfants à partir de 3 ans.
✅ Ces produits de pediakid contribuent au bon fonctionnement du système immunitaire, des systèmes nerveux et psychologiques.
✅ Aident à réduire la fatigue.

🔴 Nous sommes de garde, alors n’hésitez pas à nous contacter pour plus d’informations et de conseils sur les médicaments.

Pharmacie Ambinintsoa Toamasina
Tanambao V, près du pont Ankirihiry
Tél: 032 64 311 51

❤️ Miarahaba ireo ray rehetra nahatratra ity andro anio ity. 🤍 Ho tahian’Andriamanitra anie ianareo. ❤️ Mankahery ireo r...
21/06/2026

❤️ Miarahaba ireo ray rehetra nahatratra ity andro anio ity.
🤍 Ho tahian’Andriamanitra anie ianareo. ❤️ Mankahery ireo rehetra izay efa namoy ireo rainy ihany koa.

Afin d’apporter une hydration à notre peau pendant cet hiver, nous vous proposons:🩷 Topicrem lait ultra-hydratant 500ml🩷...
20/06/2026

Afin d’apporter une hydration à notre peau pendant cet hiver, nous vous proposons:
🩷 Topicrem lait ultra-hydratant 500ml
🩷 Topicrem lait ultra-hydratant 200ml
🩷 Topicrem baume ultra-hydratant
💙 Cerave lait hydratant 476ml
🩵 La roche posay Lipikar AP+ lait remipidant
✅ Ils vont vous apporter de soins dermatologiques conçus pour hydrater, nourir, et protéger votre peau.
✅ Ils peuvent être utilisés chez les bébés, enfants et adultes.

🔴 Nous sommes de garde ce 20 juin au 27 juin 2026, alors n’hésitez pas à nous contacter pour plus d’informations et de conseils sur les médicaments.

Pharmacie Ambinintsoa Toamasina
Tanambao V, près du pont Ankirihiry
Tél: 032 64 311 51

🇲🇬 Garde izahay eto amin’ny PHARMACIE AMBININTSOA Toamasina manomboka ny Sabotsy 20 Juin ka hatramin’ny Sabotsy 27 Juin ...
19/06/2026

🇲🇬 Garde izahay eto amin’ny PHARMACIE AMBININTSOA Toamasina manomboka ny Sabotsy 20 Juin ka hatramin’ny Sabotsy 27 Juin 2026.
📍 Ny toerana hahitana anay?
➡️ Tanambao V, akaikin’ny tetezana ankirihiry.
📱 Ny laharana hahazoana anay?
➡️ 032 64 311 51

Koa aza misalasala manantona anay raha misy fanontaniana na mila torohevitra momba ny fanafody ianao.

Mirary soa ho antsika rehetra!

🇫🇷 Nous sommes de garde à partir du Samedi 19 Juin au Samedi 27 Juin 2026.
📍 Où nous-trouver?
➡️ Tanambao V, près du pont d’Ankirihiry.
📱 Comment nous-contacter?
➡️ 032 64 311 51

N’hésitez pas à venir vers nous à la Pharmacie Ambinintsoa pour plus d’informations ou de conseils sur les médicaments.

Bon week-end à tous!

Miarahaba ny reny rehetra nahatratra izao fetin’ny reny izao ❤️ Ho tahian’Andriamanitra anie ianareo 🙏
31/05/2026

Miarahaba ny reny rehetra nahatratra izao fetin’ny reny izao ❤️ Ho tahian’Andriamanitra anie ianareo 🙏

🇲🇬 Arahabaina isika rehetra nahatratra ny Pentekosta 🤍🕊️ ny fanahy masina anie hirotsaka amintsika rehetra, hitsilo sy h...
24/05/2026

🇲🇬 Arahabaina isika rehetra nahatratra ny Pentekosta 🤍🕊️ ny fanahy masina anie hirotsaka amintsika rehetra, hitsilo sy hanazava ary hitari-dalàna antsika rehetra 🙏
🇫🇷 Joyeuse Pentecôte à tous 🤍🕊️ que le Saint Esprit soit avec nous afin de nous guider vers le droit chemin 🙏

Animation avec le laboratoire MSN WELTEK eto amin’ny Pharmacie Ambinintsoa Toamasina 💚 Tongava maro raha mila torohevitr...
10/05/2026

Animation avec le laboratoire MSN WELTEK eto amin’ny Pharmacie Ambinintsoa Toamasina 💚

Tongava maro raha mila torohevitra isika 💚




Pharmacie Ambinintsoa Toamasina
Tanambao V, akaikin’ny pont Ankirihiry
Tél: 032 64 311 51

Address

Tanambao V, Près Pont Ankirihiry
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 07:30 - 18:00
Tuesday 07:30 - 18:00
Wednesday 07:30 - 18:00
Thursday 07:30 - 18:00
Friday 07:30 - 18:00
Saturday 07:30 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pharmacie Ambinintsoa Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share