SDSP Vohemar

SDSP Vohemar Service de District de Sante Publique Vohemar

Fitsidihana sy famangiana ny vahoakan'ny Mahavanona/Fkt Manakana CR: Tsarabaria, noho hai-trano zay nahazo azy ireo tami...
26/08/2026

Fitsidihana sy famangiana ny vahoakan'ny Mahavanona/Fkt Manakana CR: Tsarabaria, noho hai-trano zay nahazo azy ireo tamin'ny 12/08/2026 lasa teo iny, ary nitondrasana zay voatsirambin'ny tanana.
Tonga nanatanteraka izany ny avy tao amin'ny RÉGION SAVA, NY BNGRC, NY POPULATION, NY EKIPAN''Y FAHASALAMANA ary NY SAF FJKM. Natao isan-tokan-trano ny fizarana zavatra fa tsy isam-batan'olona.
Isaorana ny fitondram-panjakana sy Zay rehetra nandray anjara tamin'izany.

Fananganan-tsaina teto amin'ny SDSP Vohemar androany Alatsinainy faha 24/08/2026. Voaresaka tao ny:   👉 fiatrehana ny r*...
26/08/2026

Fananganan-tsaina teto amin'ny SDSP Vohemar androany Alatsinainy faha 24/08/2026. Voaresaka tao ny:
👉 fiatrehana ny r***e activités ny CHRD DIANA-SAVA amin'ity herinandro ity Zay ho atao ao Ambilobe.
👉 fanomanana hetsika iarahana amin'ny REGION SAVA/ BNGRC/POPULATION/SANTE sy ny maro hafa ho fampaherezana ny vahoakan'ny Mahavanona Fkt Manakana, C/R: Tsarabaria zay niharan'ny hai-trano marobe,
👉 Fanentanana ny fanohizana ny ady amin'ny MPOX sy ny accident de circulation.
Ny SDSP Vohemar dia mirary herinandro sambatra ho antsika jiaby.

26/08/2026

Fananganan-tsaina teto amin'ny SDSP VOHEMAR androany Alatsinainy faha 24/08/2026.
Voaresaka tao ny:
👉 R***e inter régionale ny

Fizarana solom-penakoho ho an'ny mpiara-miasa EMAD (Équipe de MAnagement du District)sy ireo zanakin'ny mpiara-miasa ami...
24/12/2025

Fizarana solom-penakoho ho an'ny mpiara-miasa EMAD (Équipe de MAnagement du District)sy ireo zanakin'ny mpiara-miasa amin'ny fankalazagna ny fetin'ny Krismas sy taom-baovao 2026 🌹

Mirary fety sambatra hoatsika rehetra

Vita soa aman-tsara ny panneau d’indication CSB 2 Antsirabe-Nord SDSP Vohemar androany zoma le 19 Décembre 2025, izay vo...
20/12/2025

Vita soa aman-tsara ny panneau d’indication CSB 2 Antsirabe-Nord SDSP Vohemar androany zoma le 19 Décembre 2025, izay vokatry ny fiaraha-miasa ny CCDS sy COSAN ao Antsirabe Nord ihany.
Isaorana manokana ny Ben’ny tanàna ny Commune Rurale Antsirabe-Nord sy ny Chef CSB2 Dr Almoga Floche Théos Rajaonary tamin'ny ezaka jiaby.

Address

Vohemar

Telephone

+261320299685

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SDSP Vohemar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share